Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
lemenakely ( 26/07/2006 14:21)
FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Mandrak'ankehitriny dia mbola hita sy tsapa fa mbola mametraka olana @ fanambadiana ny maha samy hafa ny finoana .Rien qu'entre catholique sy protestant dia misy olana! indrindra ny momba ny ankizy re... suite
répondu par mami14 le 23/12/2014 19:04
tsoupou ( 26/07/2006 14:07)
Malagasy any Liban
Raha tsy diso ny fitadidiako dia toa feno malagasy nandeha niasa manao bâtiment any liban any. Enga anie reo ka tsy ao anatin'ireny voan'ny baomba lava ireny. Ny tsara fotsiny alo, dé refe kelikel... suite
répondu par prime le 02/08/2006 12:35
tsoupou ( 26/07/2006 14:01)
EGALITE DE MOYEN
Ony oa e, mety ve ary rariny ve izany hoe asiana égalité de moyen (financier et technique) am fifidianana. Na be vola na kely vola zany dia tokony hitovy daholo ny vola sy ny fitaovana ampiasaina. ... suite
répondu par tsoupou le 03/08/2006 13:03
mi ( 26/07/2006 13:19)
vary amin'anana
mba omeo recettena vary amin'anana le matsiro fa tsy mahay e. misotra mialoha e.... suite
répondu par rasoul le 04/08/2006 09:21
soanja ( 26/07/2006 13:01)
Mofogasy
Zavatra ilaina: - Dry Yeast (levure) na lalivay 2 sosokelin-dite. - Kobam-bary 1 kapoaka (na Nestle io na 1 measuring cup) - Lafirinina 1/5 kapoaka - Siramamy 1/4 kapoaka - Ronono na rano mafana... suite
répondu par Achia le 12/08/2006 16:11
mi ( 26/07/2006 12:51)
vady sahaza
Fa inona marina ny atao hoe vady sahaza e? Ary tena misy ve io??... suite
répondu par tywa68 le 25/08/2006 14:32
lapino ( 26/07/2006 12:26)
Trondro sa Tsonjo ?
Aleon'ny 3/4-n'ny mpanjono anglisy hono mandeha manenjika trondro toy izay mihinana tsonjo! http://fr.news.yahoo.com/21072006/202/faire-l-amour-ou-taquiner-le-poisson-les-pecheurs-britanniques.html ... suite
répondu par kala le 18/08/2006 12:46
kheryle ( 26/07/2006 10:58)
Manara-damaody
inona no antony tena mahatonga ny vehivavy tsy maintsy manaraka lamaody ? dia ho fangalana tahaka ny hafa ve ? sa fitiavana te ho tsara lalandava sa kosa entina hikojakojana ny vatana mba hitaizana ny... suite
répondu par fasaly le 02/08/2006 15:52
Aino ( 26/07/2006 10:41)
hoany xxx manokana
salut!! izaho tsy ho be resaka fa ny hafatro dia izao. betraka rise ny olona tsy de mahay manoratra tsara @ teny malagasy ah, ary ny ankabehazany aza dia voatery miteny vahiny, ary tsy hadisoany izy... suite
répondu par razokybe le 07/08/2006 21:30
miranto ( 26/07/2006 08:46)
fa tsy mitovy @ olona rehetra ve ny polisy sns.......?
Mazana za tafaraka @ ireny polisy na miaramila ireny ao anaty taxi be de tsy mandoa vola izy ireny na manolotra aza izy de tsy raisina ny azy , izay no tsy azoko ka mahatonga ahy manotany hoe tsy mit... suite
répondu par bogosi le 29/08/2006 11:44
majinikakely ( 26/07/2006 08:37)
Momba ireo malagasy any Liban no voalaza eto
Guerre au Liban: 351 Malgaches bloqués Recueillis par R. H. M. 25-07-2006 La guerre au Liban est de plus en plus violente. Israël est déterminé à poursuivre les combats contre le ... suite
répondu par Fiffi le 31/07/2006 14:49
Fanja1 ( 26/07/2006 08:28)
Appel à candidatures pour quatre chaînes locales de TNT
ho antsika eto france zay mitady asa momba ny audio visuel http://actu.aliceadsl.fr/multimedia/default.aspx?id=138805&onglet=Multimedia&position=1... suite
répondu par Fanja1 le 12/08/2006 15:19
Aino ( 26/07/2006 06:46)
Maty ny hafanana
indrisy fa t@ ity taona ity de betraka ny vaovao henoko momba azy ity, fa betraka izao ny olona maty ny hafanana, ny henoko aloha hatramin'izao dia 30 no maty tao France ary ny eto Espagne indray dia ... suite
répondu par LazaDaddy le 07/08/2006 18:06
Levy ( 26/07/2006 06:31)
Paraky...Mamsa..poudre...
Mba lasa ny saiko mandinika hioe avy aiza no nahazahoan'ny Malagasy sasany ny fihinanana paraky. Tsy haiko aloha any @ firenena Aziatika na Afrikana sasany fa tsy mbola nahita loatra aho hoe mihinanan... suite
répondu par prime le 02/08/2006 13:46
lemenakely ( 26/07/2006 05:52)
JIOI 2007 toa tena tsy mbola misy tokontaniny tokotrany!
Mahavariana tokoa ny momba ny JIOI na jeux des îles de l'océan indien 2007 izay ho atao any an-tanindrazana ,fa tsy mbola misy tokontaniny mihintsy.Raha ny lôjikan-javatra 4 taona mialoha dia efa m... suite
répondu par raketaka le 20/08/2006 22:48
LazaDaddy ( 26/07/2006 00:39)
12 Aogositra
Amin'ny Asabotsy 12 Aogositra ny RNS. Tongava maro hanohana ny ekipantsika (Penang vs Selangor) hahaha!Ireto avy ny lalao atao: - Ping Pong (olon-tokana) - Badminton (olon-droa lhl/vhv) - Ice Skati... suite
répondu par cutie le 10/08/2006 12:47
fijo ( 25/07/2006 21:39)
brezily
fantatra izao fa i "donga" no hitantana sy hanazatra an'ny ekipan'ny brezily.antenaina ngamba fa hisy fiovana io ekipa tian'ny maro io,fa raha ilay farany teo tna maha kivy kle... suite
répondu par ronaldo09 le 01/09/2006 16:47
fijo ( 25/07/2006 21:32)
kanety be
vita ny europetanque d'azur 2006 tany nice. ekipa gasy no nanao ny famaranana,saingy dia resy (13/2)ry zalahy. za tsy hiresaka le izy resy na nandresy,satria ny lalao misy resy sy mpandresy foana.fa... suite
répondu par lesabs le 08/12/2006 00:21
hery ( 25/07/2006 21:10)
vancleef: mba ajanony ilay script fa manimba serasera
Angamba tsy takatr'i vancleef ilay hafatra efa nampitaina teto ankolaka nilazana fa mandreraka be ilay ataony mametraka script automatisé manokatra ny serasera.org imbediabe mandritra ny fotoana maha... suite
répondu par pissoa le 18/08/2006 10:58
fijo ( 25/07/2006 21:08)
faravazana
ny mpitsabo maro aty frantsa,dia milaza,fa tsy misy hilana io faravazana io,ka tsara raha esorina.ary maro tokoa ny frantsay no manala azy io aty. koa mba hafaka manazava izany ve nareo ry zalahy mpi... suite
répondu par fijo le 19/09/2006 22:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0832