Trondro sa Tsonjo ?

1. lapino ( 26/07/2006 12:26)
Aleon'ny 3/4-n'ny mpanjono anglisy hono mandeha manenjika trondro toy izay mihinana tsonjo! http://fr.news.yahoo.com/21072006/202/faire-l-amour-ou-taquiner-le-poisson-les-pecheurs-britanniques.html

De ahoana angaha? ... tsy mbô za kle! :-D:-D:-D
novalian'i kala ny 18/08/2006 12:46
2. pissoa ( 26/07/2006 12:59)
lapino> Ka ialahy koa anie na tsy hanenjika tsonjo aza tsy trondro mitsy koa no hohenjehin'lah e :P:-D:-D:-D

Zah kosa aloha raha anontaniana dia aleoko trondro e :roll::-D:-D:-D
3. MTN ( 26/07/2006 13:31)
manatena zazavavin-drano ange izy izany eh
4. tsoupou ( 26/07/2006 13:35)
Zay leisy lé oe samy manana ny trondrony a, ny antsika mety lé trondro tsy tian-dry leirony iny zao fa ny azy lé trondrony iany, iny no mahazatra azy eo.
Nenà ny ahiako oe iny trondro iny no tena reven-dry lerony (tiany) eny ambony sambo eny
5. lapino ( 26/07/2006 15:31)
pissoa, ka ny trondro misy taolana ko! :-D:-D:-D
MTN, dia amin'ny fomba ahoana no fihinanana an'ireny? :roll:

tsoupou, tena reveny eny ambony sambo ve le trondro kle?! Hmmmm ... fa toa le trondro eny ivelan'ny sambo no reven-dry lerony ny manenjika azy! :wink:
6. pissoa ( 26/07/2006 15:58)
Hihihi, fa inn no tsisy taolana? :-D:-D:-D

Zah aloha aleoko trondro ihany na misy taolana aza e :roll::-D:-D:-D
7. dadasy ( 26/07/2006 16:54)
Ny kakana no tsy misy trondro ry pissoa a! :)
8. pissoa ( 26/07/2006 18:13)
Hihihi, zah matahotra kankana :oops::-D
9. fijo ( 26/07/2006 19:29)
aleoko mihinana klo,vao manjono kle.sa tsy mety?
10. zoklbfkfk ( 27/07/2006 04:49)
tena aleoko trondro kleanona. ny anah manokana aloha tena le sipa sous les signes des Poissons reny koa tena ataoko frity ê!:roll::roll:
:-D:-D
11. mamzelkely ( 27/07/2006 05:22)
aza adino aza manisy lafarinina ry zoklbfkfk fa sô de miraikotra am lapoaly :-D:-D
12. kala ( 27/07/2006 06:45)
pissoa > =))=))=))=)) matahotra kankana fa mihinana trondro fotsiny, dia mitsooaka alika avy eo :-$ avia :-* :-* :-* de mianatra tsara

fijo > fetsy an!:wink:

zoklbfk > aiza no hahalalanao an'ila sipa avy hatrany dia endasina. Ny paiso aza leitsy ahintsana vao milatsaka ko! Saika hadinoko, aty anaty rano zà io zao ê!ianao hoatrany mitady ahy. Leon'ny rivotra eny ambony eny :-D:-D:-D

mamzelkely > menaka inona? mena-bitsika ve :oops:
13. lapino ( 27/07/2006 11:55)
Fa sô de ny tsy itiavan-dry zalah mihinana aza, sao dia amin'ny saosy ketchup na moutarde kosa le izy e? Ireny saosy blanche ireny manko no tsara raha hirevena tsonjo :wink:
14. Herimiafina ( 27/07/2006 12:15)
Ka io anie leisy ry lapino le fihinanana tsonjo tsy mamely mihintsy raha tsy mahazo calcium kely avy amin'ny fihinanana trondro e!

Dia aleo klou manjono dai mandeha ho azy ny ambiny avy eo, ny iray manome calcium ny iray manary calcium, hehehehehe=))=))
15. kala ( 27/07/2006 12:43)
nivalana ny resaka :roll::roll::roll:
16. pissoa ( 27/07/2006 12:44)
Tsy ny resaka no mivalana fa i lapino sy Herimiafina angamba :roll:
17. mamzelkely ( 27/07/2006 13:01)
kala ieuu le jaboran'ny fe an le vitsika mits :-D:-D
18. pissoa ( 27/07/2006 13:21)
kala:
pissoa > matahotra kankana fa mihinana trondro fotsiny, dia mitsooaka alika avy eo

Ie :oops::-D:-D:-D Ary ahoana aza no hahaizan'i kala an'izany kle =))

kala:
de mianatra tsara
Eny tompoko :-D:-D:-D
19. Simpona ( 27/07/2006 14:15)
Ary nendry zala ngambany le fika nomana ny tsondor natao solon'ny kankana fa manatena record de zay no tsy mahataitra azy am sipa tsony.=))=))=))=))=))=))
20. Herimiafina ( 27/07/2006 15:09)
pissoa:

Tsy ny resaka no mivalana fa i lapino sy Herimiafina angamba :roll:


De i pissoa no voavalana, lol hehehehe=))=))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2252