Trondro sa Tsonjo ?

21. pissoa ( 27/07/2006 15:30)
Njy an! Tsy namako tsony tsony tsony tsony tsony tsony mahitsiny :oops::-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 27/07/2006 15:39)
Ao azany e! Ao azany fa hivalana gilasy njay zah e, de asiako frity kely! :-*:-*
Pissoa moa akamako o?
23. pissoa ( 27/07/2006 15:42)
Anjay - hivalana gilasy sy frity ony :cry:

Raha akaman'lah zah de hividiano gilasy (atao be dia be) ary oe, de frity :roll::-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 27/07/2006 15:50)
Ka efa io kah, efa hoe hivalana, tsy manana saosy zah saingy kuiziné mahay de hanamboarako njy! humm :-*
25. pissoa ( 27/07/2006 15:55)
Ka hivalana ve ozizy elah e :cry:
Manainn raha hamaboara oe raha izany :-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 27/07/2006 15:59)
Hainjy ve klou ny dikan,ny teny hoe mivalana, ohatra, mivalana any Mahajanga i betsiboka, mivalana ao anaty saina ny hevitra, sns. hehehehe=))=))
27. pissoa ( 27/07/2006 16:01)
Roa ihany ny mivalana haiko: ny iray hira mivalana moa ny iray olona marary kibo dia mivalana :-D:-D:-D

Ngah misy hoe mivalana hafa :roll:
28. Herimiafina ( 27/07/2006 16:05)
Mivalan-drano=mipipi.
Mivalambetiny=mikapa.

Raha ireo dia ekeko fa mitovy ny heritreritry njy kah.

Fa raha hoe mivalana fotsiny dia milaza fikorontanana izany, zavatra iray tsy hita na mianantsimo na mianavaratra na miankandrefana, tsy misy direction fixe izany fa tena miparitaka.

Raha mivalana ohatra ny gilasy dai midika fa tondraka izany na miraraka mikorontana, hehehehe=))
29. pissoa ( 27/07/2006 16:10)
HM:
Fa raha hoe mivalana fotsiny dia milaza fikorontanana izany, zavatra iray tsy hita na mianantsimo na mianavaratra na miankandrefana, tsy misy direction fixe izany fa tena miparitaka.

Misaotra fa androany io vao haiko.

De aiza am'zay ary le glasy sy frity e :-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 27/07/2006 16:12)
Tongava aza aty antrano rariva de omena maimaimpoana raha manome ariary zato monja, hehehehe=))=))
31. pissoa ( 27/07/2006 16:19)
Refa tsy hanome dia mijanona fa zah tsy manana ariary zato fa R1 no ananako :(:-D:-D:-D
32. lapino ( 28/07/2006 08:43)
pissoa:
Misaotra fa androany io vao haiko.
Na ny hoe mamalan-kira aza ve? Inn koo fa mody fanina indray rehefa ...
Herimiafina:
De i pissoa no voavalana, lol hehehehe=))=))

:-D:-D:-D
Simpona:
Ary nendry zala ngambany le fika nomana ny tsondor natao solon'ny kankana fa manatena record de zay no tsy mahataitra azy am sipa tsony.=))=))=))=))=))=))
Dia kankana indray izany no nasolo an'le fika? :-D:-D:-D
Iza moo le tia kankana teo kle? :-D:-D:-D
33. pissoa ( 28/07/2006 09:08)
lapino:
Na ny hoe mamalan-kira aza ve? Inn koo fa mody fanina indray rehefa ...
Rehefa maninn :roll:
34. lapino ( 28/07/2006 09:12)
Avereno vakiana indray,
Rehefa ... Hoy i Herimiafina hoe:
35. pissoa ( 28/07/2006 09:22)
Hay ve e =))=))=)) Elah koa tsy namako tsony tsony tsony tsony tsony tsony mihitsy :roll::-D:-D:-D

Hihihi, ka noheveriko fa fehezan-teny hafa io teo fa miatomboka amin'ny sora-baventy :roll::-D:-D:-D
36. lapino ( 28/07/2006 11:54)
Ahoako innn anefa e? Aleo ny bandy hirevy tsonjo fa tssss!...
Ary ndry marina kay moo mirevy trondro ao RSA ao an: http://serasera.org/namana/iza:trondro :-D:-D:-D
37. pissoa ( 28/07/2006 12:32)
Ka ahoan'lah inn nefa na mirevy trondro zah na tsia eto RSA e ... tsy ny tsonjon'lah norevena fa be resaka eo :-D:-D:-D
38. tsoupou ( 28/07/2006 13:53)
pissoa:
Ka ahoan'lah inn nefa na mirevy trondro zah na tsia eto RSA e ... tsy ny tsonjon'lah norevena fa be resaka eo
Aza manao reka-tsonjo otsan zany ry reto a :lol:
39. pissoa ( 28/07/2006 14:36)
lapino ihany io miresa-tsonjo io koa angaha zah e :)
40. tsoupou ( 28/07/2006 14:45)
pissoa --> tsoupou --> pissoa --> pissoa =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7334