Trondro sa Tsonjo ?

41. pissoa ( 29/07/2006 12:41)
:roll::-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 29/07/2006 13:24)
Milay kosa anie ilay manjono e, ny trondro tsy be morale sy tia tena tendakanina! hehehehe=))=))
43. kala ( 31/07/2006 11:53)
mamzelkely > :-* :-* :-*:wink:

tena nanaovan'i saka (pissoa) sy ny sakadia (herimiafina) tandem ny resaka an! tsonjo io kou 8O

lapino > elà ty tena mahay manodina saka

pissoa > ndry moa namako ê! zany kala zany ange pissoa "kalamita" ê! calamité :-D:-D:-D:-D tsy lasa tsonjo na oviana na oviana :twisted:

mba aiza ary zay i sasa sa lasa saonjo ==> tsonjo

aleo hiala sao :evil:

44. pissoa ( 31/07/2006 12:24)
Hihihi - kala, ka ahoana no hahaizan'i kala an'io hoa :-*:-D:-D:-D
Fa izany hoe ... probleme an'i lapino raha tsy ampy ny tsonjo fa tsy problemoko ka ;):-D:-D:-D

Ary hay ve ato misy sakadia e :-w
45. kala ( 02/08/2006 12:53)
=))=))=))=))=)) pissoa > voalazanao
46. kala ( 02/08/2006 12:58)
lapino > tsy hainao zany fa karôty ihany no ady eo:-D:-D:-D
47. pissoa ( 03/08/2006 09:17)
Tsy zah zao niteny an'io karoty io an :roll::-D:-D:-D
48. kala ( 18/08/2006 12:46)
mba nankaiza ary zay i la^pino fa malahelo azy aho zany (l) lapino moa namako ê! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2971