vady sahaza
1. mi
(
26/07/2006 12:51)
Fa inona marina ny atao hoe vady sahaza e? Ary tena misy ve io??
novalian'i tywa68 ny 25/08/2006 14:32
5. pissoa
(
26/07/2006 13:20)
Jereo rehefa misy olona miteny ireny hoe Sahaza azy tsara izay :-D:-D:-D Rehefa misy olona manao ratsy, ka sendra ratsy no itenen'ny olona an'io matetika.
Donk, vady sahaza amiko, rehetra tranon-dainga ianao, dia olona tranon-dainga koa no sahaza anao. Rehefa mahay manaja ianao, dia olona mahay manaja koa no sahaza anao.
Tsy haiko na misy ny vady sahaza na tsia. Haiko fotsiny hoe misy tsy mahazo ny sahaza azy ny olona :-D

7. lemenakely
(
26/07/2006 13:21)
mi:
Fa inona marina ny atao hoe vady sahaza e? Ary tena misy ve io??
QUELLE QUESTION? io dia miankina @ tsirairay io e! hitako t@ la gazette omaly ohatra fa mihazakazaka ny sasantsasany @ zatovovavy malagasy manantona ireny agence matrimoniale ireny mbà hitady vady vazaha .Efa tafakatra 200.000 ar na 1.000.000fmg ny droit dia tsy manakana ny zatovovavy gasy izany satria t@ 2005 dia 800 ny mariage tanteraka!
Ny tohiny moa dia ankamantatra ao ny nahazo ny anjarany tokoa fa dia ao koa no sendra ny lohalibehany sy ny taolandranjony!
8. lapino
(
26/07/2006 15:22)
Mangalà ange blao, dia "mety hisy ve ecrou sahaza an'io blao io?". Mety mila jerena daholo ny gabarit-n'le blao, ny hatetiky ny pas de vis, ny materiau nanaovana azy, sns ... Na samy mitovy pointure aza manko, tsy voatery ho afaka miaraka ny blao vy sy ecrou plastika. Na mety ho afaka miaraka ihany, fa tsy misy ilana azy intsony izay plastika raha vao misaraka eo, ...
Amin'izao fotoana mampalala-tsaina izao moa, tsy misy misakana ny tsy hitadiavana izay blao sahaza an'iny blao iny! Na mitady blao hovaina ho lasa ecrou koa :roll:
Amin'izao fotoana mampalala-tsaina izao moa, tsy misy misakana ny tsy hitadiavana izay blao sahaza an'iny blao iny! Na mitady blao hovaina ho lasa ecrou koa :roll:
10. soanja
(
26/07/2006 17:59)
Ny vady sahaza amiko dia hoe izay noeritreretina hatramin'izay dia io no tonga eo amin'ny fiainanao. Ohatra hoe tamin'izaho mbola mpitovo dia manana lista hoe ireto avy no zavatra tiako hita amin'ny olona haka vady ahy: fahaizana, toetra, sns tsy voatanisa dia rehefa tafiditra ao ny 80% dia efa tojo ny sahaza ahy aho izay. Manantena koa anefa aho fa izy nanao tahak'izay.
11. Hubert
(
27/07/2006 04:51)
[quote=lapino]
Mangalà ange blao, dia ....Na mitady blao hovaina ho lasa ecrou koa.
Raha azoko tsara izany ry lapino, dia betsaka ny manque vis:-D:-D:-D Iny indray no tsy hitako:-o=))=))=)):-$
Mangalà ange blao, dia ....Na mitady blao hovaina ho lasa ecrou koa.
Raha azoko tsara izany ry lapino, dia betsaka ny manque vis:-D:-D:-D Iny indray no tsy hitako:-o=))=))=)):-$
14. Herimiafina
(
27/07/2006 16:54)
mi:
Fa inona marina ny atao hoe vady sahaza e? Ary tena misy ve io??
tsy fantatra hono izy io raha tsy efa antitra, raha tsy diso aho! :^)
15. cutie
(
27/07/2006 17:09)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-07-2006 21:54:14:-D
Lohateny : Re : vady sahaza
Hoy i mi:
Fa inona marina ny atao hoe vady sahaza e? Ary tena misy ve io??
tsy fantatra hono izy io raha tsy efa antitra, raha tsy diso aho!
16. Herimiafina
(
27/07/2006 17:11)
F'hita knou, izay iray tonga lazaina fa ilay tsy sahaza foana.
Ny antony dia satsia tsy ampy ny fotoana.
rehefa antitra anefa vao mahita tsara satria efa ampy tsara ny fotoana nanadihadiana sy nitadiavana. Mba kaozy e! :°)
Ny antony dia satsia tsy ampy ny fotoana.
rehefa antitra anefa vao mahita tsara satria efa ampy tsara ny fotoana nanadihadiana sy nitadiavana. Mba kaozy e! :°)
18. Herimiafina
(
27/07/2006 17:42)
Rahoviana ihany ilay mariazy ry cutie fa izaho efa noana an! :^):-D
20. fameusecousine
(
27/07/2006 19:38)
tsy de misy lotra amiko zany vady sahaza zany fa fahaizano mi entretenir lay relation io ,,,ny olana mansty de mitady relation ideale sans probleme daholo na lahy na vavy ka raha vao misy attente decue de mitady fika hoe tys sahaza ahy io vady iomba ampirafesana..na efa eo am pandrina ho fatyy aza ianao mety ho decue fa tisy zany vady sahaza zany..la perfecrion n'est pas de ce monde......:b:b