vady sahaza

21. mi ( 30/07/2006 10:20)
Ra azoko tsara zany ny lazainareo de mety misy ny vady sahaza fa ny mitady azy no ela sady mety tsy h o andry e????????
22. andry08 ( 30/07/2006 17:34)
ie marina io
23. sarobidy ( 22/08/2006 10:58)
hihihi de tena ela tokou nge e, fa mila maharitra io e!
24. mi ( 22/08/2006 12:46)
de miandry firy taona sa volna sa andro zany???????????????????
25. prime ( 25/08/2006 12:33)
Hummm... izaho aloha mety tsy mitovy hevitra @ maro eto fa dia arosoko ihany ny hevitro fa raha tehahita vady sahaza dia ny mangataka @ Izy Nahary no tsotra no sady mahomby indrindra... Tena marina hany io...
26. tywa68 ( 25/08/2006 14:32)
Homeny anao ny vady mendrika anao ê :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1609