Raha tsy diso ny fitadidiako dia toa feno malagasy nandeha niasa manao bâtiment any liban any.
Enga anie reo ka tsy ao anatin'ireny voan'ny baomba lava ireny.
Ny tsara fotsiny alo, dé refe kelikely dia raikitra ny reconstruction, ny malagasy any no voalohany ahazo marché satria tsika any tsara laza fa tsara asa, sns ...
araka ny vao2 nomen'ny ministeran'ny raharaham-bahiny taty dia tsy any @ faritra misy ady no misy an'ireo gasy any ka tsy misy ny atahorana...
sa diso zany ry yonikfopl???:lol: