Malagasy any Liban

1. tsoupou ( 26/07/2006 14:07)
Raha tsy diso ny fitadidiako dia toa feno malagasy nandeha niasa manao bâtiment any liban any.
Enga anie reo ka tsy ao anatin'ireny voan'ny baomba lava ireny.
Ny tsara fotsiny alo, dé refe kelikely dia raikitra ny reconstruction, ny malagasy any no voalohany ahazo marché satria tsika any tsara laza fa tsara asa, sns ...
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:35
2. dadabe ( 26/07/2006 15:47)
anotanio : yonikafopl sy mimiso less a :°)
3. yonikafopl ( 27/07/2006 10:23)
tsoupou , ny kandra kalou de ho boubaka be raha vao mitsahatra eo io gera io eeeee

dadabe lol :roll:
4. prime ( 02/08/2006 12:35)
araka ny vao2 nomen'ny ministeran'ny raharaham-bahiny taty dia tsy any @ faritra misy ady no misy an'ireo gasy any ka tsy misy ny atahorana...
sa diso zany ry yonikfopl???:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5665