FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!

221. cutie ( 15/09/2006 20:30)
tsy hitako zany :-D
222. prime ( 18/09/2006 11:35)
:evil::-D:-D:-D
223. cutie ( 18/09/2006 21:36)
:-D:-D:-D:-D
224. prime ( 19/09/2006 09:03)
d ahoana e, efa voavaly ny @ ity lohahevitra ity an...:lol:
225. cutie ( 19/09/2006 19:34)
efa voavaly efa ela be :lol::lol::lol:
226. prime ( 20/09/2006 08:05)
D zao zany le hoe mampiresaka sisa...:lol::-D
227. cutie ( 20/09/2006 14:11)
ze fandraisanao azy :-D:-D:-D:-D
228. prime ( 22/09/2006 11:45)
zà tsy mandray...:-D:-D
229. mami14 ( 23/12/2014 19:04)
Slm aby e, mba azonareo ve ny tena dikan'ny hoe TSY MITOVY FINOANA ?
finoana inona ny catholique, ny protestant, ny adventiste, ny jesosy mamonjy, sns...., finoana inona reny? dia inona ny finoana tsy mitovy amin'izy ireny?
fa nga tsy vary ny makalioka, tsy vary anga ny tsipala, tsy vary anga ny stock, sns....?
iza amin'ireo no tsy vary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5841