FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!

161. prime ( 29/08/2006 12:41)
Izay ilay lazaiko hoe tsy mamaky tsara ianao ka tsy hoa azonao mihitsy ilay voalaza raha toy izao no fandraisanao hevitra...:wink:
Na mifanohitra @ hevitry ny fiaraha-monina aza ny safidinao dia tokony mahay manaja sy mifandray ary mampiditra ny safidinao hahatsara ny fiaraha-monina no antoka hahatsara ny fiainanao... Izay no tiako ambara fa tsy azonao... Kanefa hoy aho, hafa ihany ny safidy mitovy @ ny an'ny fiaraha-monina fa manamora kokoa ny fifandraisana sy ny fifankatiavana...:lol:
Fa tsy carrécarré b hoe rehefa tsy izao ve dia izao, tsy logique io lazainao io hoe rehefa tsy mitovy @ hevitry ny fiaraha-monina dia tsy mahay miaina ao anaty fiaraha-monina... Fa na mifanohitra @ ny an'ny fiaraha-monina aza ny safidy dia hafa mihitsy ny fahaizana mifandray manokana aminy sy mampiditra izany safidinao izany mba handeferan'ilay fiaraha-monina... Fa ny safidy dia an'ny tsi11... Ka tsy misy azonao omena tsiny eo rehefa avy eo fa ny fiaraha-monina foana matetika no manana ny teny farany...:wink:
162. tywa68 ( 29/08/2006 15:22)
=D=D=D
163. cutie ( 29/08/2006 15:37)
Na mifanohitra @ hevitry ny fiaraha-monina aza ny safidinao dia tokony mahay manaja sy mifandray ary mampiditra ny safidinao hahatsara ny fiaraha-monina no antoka hahatsara ny fiainanao...

de vakio aza ty e :-D
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-08-2006 15:48:36
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
enao no manova ny tenanao de miova ho azy ny fiaraha moninao
164. prime ( 30/08/2006 08:09)
Ny fiaraha-monina tsy miova fa ny tsi11 no mila miova... rehefa manova ny tenanao ianao dia tsara izany fa ny fiaraha-monina tsy voaovanao na hiova noho ny aminao fotsiny izany...
165. prime ( 30/08/2006 08:11)
tywa68> :-*
166. cutie ( 30/08/2006 11:57)
Mpandefa : prime [ Valio ] 30-08-2006 10:09:16
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Ny fiaraha-monina tsy miova fa ny tsi11 no mila miova... rehefa manova ny tenanao ianao dia tsara izany fa ny fiaraha-monina tsy voaovanao na hiova noho ny aminao fotsiny izany

ka refa miova enao de miova koa ny fiaraha monina e:-D
167. prime ( 30/08/2006 13:30)
Tsy miova izany ny fiaraha-monina... ianao no miova...
Mba mora miova kosa ny fiaraha-moninao raha izany...
168. cutie ( 30/08/2006 13:42)
Mba mora miova kosa ny fiaraha-moninao raha izany...

hay ve ry prime :lol::lol::lol::lol::lol:
jereo any ambonmibony any fa efa nolazaiko io :lol::lol::lol:
de nidrikina be i prime, nefa zao izy nanaiky ihany :-D:-D:-D
169. prime ( 31/08/2006 08:48)
Izay ilay lazaiko hoe tsy mamaky tsara mihitsy ianao...
Averiko indray, "NY FIARAHA-MONINA TSY MIOVA" fa ny olona (ohatra ianao) no rehefa tsy mahazaka azy dia miova, na mandositra...
aho:
Ny fiaraha-monina tsy miova fa ny tsi11 no mila miova... rehefa manova ny tenanao ianao dia tsara izany fa ny fiaraha-monina tsy voaovanao na hiova noho ny aminao fotsiny izany...

Ny fanambadianao rehefa tsy eken'ny fiarahamonina dia ianao no miova (ialao ilay saiky hovadiana na araho izay mety @ fiaraha-monina) na mialà teo fa tsy miova ho'azy izany ny fiaraha-monina...
170. tywa68 ( 31/08/2006 12:34)
Mahafinaritra angaha ry prime ilay manana dernier mot foana ? :lol::lol:
171. prime ( 31/08/2006 13:07)
Te mba hiresaka foana aho ny tena marina dia sasatra ny manenjika lohahevitra misy miresaka...
Ny hoe dernier mot aloha bdb ny lohahevitra tsy andraisako anjara firy satria efa voavaly na voavaha ny olana...
172. cutie ( 31/08/2006 16:08)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 31-08-2006 14:34:58
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Mahafinaritra angaha ry prime ilay manana dernier mot foana ?

:-D:-D:-D:-D
mafy toto wa i prime e:-D
173. cutie ( 31/08/2006 16:10)
Mpandefa : prime [ Valio ] 31-08-2006 10:48:19
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Izay ilay lazaiko hoe tsy mamaky tsara mihitsy ianao...
Averiko indray, "NY FIARAHA-MONINA TSY MIOVA" fa ny olona (ohatra ianao) no rehefa tsy mahazaka azy dia miova, na mandositra...
Hoy i aho:
Ny fiaraha-monina tsy miova fa ny tsi11 no mila miova... rehefa manova ny tenanao ianao dia tsara izany fa ny fiaraha-monina tsy voaovanao na hiova noho ny aminao fotsiny izany...

Ny fanambadianao rehefa tsy eken'ny fiarahamonina dia ianao no miova (ialao ilay saiky hovadiana na araho izay mety @ fiaraha-monina) na mialà teo fa tsy miova ho'azy izany ny fiaraha-monina...

nefa za saika hiteny we vita ty adihevitra ty , kay izy mbola mafy loha,sady navadiny njay le izy
kamo za hanohy azy fa le ery ambony efa nolazaiko iny ny hevitro :lol::lol::lol::lol: ary tsy miova @io :-D
174. cutie ( 31/08/2006 16:11)
Mpandefa : prime [ Valio ] 31-08-2006 10:48:19
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Izay ilay lazaiko hoe tsy mamaky tsara mihitsy ianao...
Averiko indray, "NY FIARAHA-MONINA TSY MIOVA" fa ny olona (ohatra ianao) no rehefa tsy mahazaka azy dia miova, na mandositra...

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
175. prime ( 01/09/2006 09:46)
:-D:-D:-D
176. tywa68 ( 01/09/2006 14:21)
raha tsy hay h@voalohany hoe maninona no hanambady dia tsy maintsy olana foana ny vokany ê !:wink:
177. cutie ( 01/09/2006 15:51)
eny wa:-D
178. prime ( 04/09/2006 10:19)
Ka ilay hoe hanambady efa hainy ihany fa ilay finoana (miantraika any @ fiaraha-monina) no mampipetraka olana eto @ ity lohahevitra ity... sa diso izany?...:wink:
179. cutie ( 04/09/2006 18:38)
diso :-D:-D:-D:-D
180. pissoa ( 04/09/2006 19:57)
Prime

# Tsy misy hidiran'ny fiaraha-monina ny finoanao sy ny tsirairay ka. Raha finoana hidiran'ny fiaraha-monina izany sao tsy finoana akory fa fanarahan-drenirano fotsiny (too bad :oops::oops::oops: ). Rehefa olana io dia olana, tsy misy hidiran'ny hoe ny fiaraha-monina no mampa-olana azy ...

# Taizain'ny fiaraha-monina foana koa angaha fa tsy mba hitaiza fiaraha-monina mihitsy? Ny olona mitaiza dia mino fa mety miova ny fiaraha-monina ... Ny (zazakely) taizaina kosa dia mandositra ny fiaraha-monina, na miova (manaiky izay imposer-n'ny fiaraha-monina foana).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1011