FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!

141. prime ( 10/08/2006 12:32)
:-D:-D:-D
142. cutie ( 10/08/2006 12:40)
:-D
143. prime ( 10/08/2006 12:52)
Fa cutie kay tena mankahala fiaraha-monina an...:°):-D
144. cutie ( 10/08/2006 13:02)
aiza koa:roll:
145. prime ( 10/08/2006 13:09)
Koa ario any izy koa in, ozy ianao???:lol::-D:-D
146. cutie ( 10/08/2006 13:17)
prime koa tsy mamaky ze soratako mitsy a hummmmmm
147. prime ( 11/08/2006 08:58)
cutie:
ary le fiaraha monina
cutie:
avelao any refa mbola miziriziry
sa zah no tsy mahay mamaky??:lol::-D:-D
148. cutie ( 11/08/2006 18:29)
prime :twisted:
efa we ny fiarahamoninao no resahiko
149. prime ( 16/08/2006 13:29)
ka rehefa dinihiko ny fiaraha-monina iray ihany fa tsy misy ahy sy an'iza izany sa ianao any planeta hafa no mipetraka???:°)
150. cutie ( 16/08/2006 19:32)
za nga miteny we misy fiarahamonina hafa :-D:-D:-D
151. prime ( 17/08/2006 07:32)
hay dia ny fiarahamoninako ihany izany ny an'i cutie???:lol::-D:-D:-D
152. cutie ( 17/08/2006 12:21)
non:lol::lol::lol::lol:
153. prime ( 21/08/2006 11:58)
hay manana fiarahamonina hafa indray ianao? ohatra hoe mamo ianao an...:-D:-D:-D
154. cutie ( 25/08/2006 20:10)
i prime mitsy no mamo fa sady laozana maka film no tsy mahazo resaka :-D:-D:-D
155. prime ( 28/08/2006 08:22)
Mampalahelo...:?
cutie:
]efa we ny fiarahamoninao no resahiko
aho hoe:
ka rehefa dinihiko ny fiaraha-monina iray ihany fa tsy misy ahy sy an'iza izany sa ianao any planeta hafa no mipetraka???
cutie:
za nga miteny we misy fiarahamonina hafa
8O
Eto tsy misy resaka film na dia kely aza fa resaka finoana sy fanambadiana...:-w:-w
Amiko, na inona ataonao na inona ataonao, ny rafitry ny fiaraha-monina no mandidy an'io ka rehefa hafa finoana, hafa firazanana, hafa fihaviana, hafa fiodirana dia tsy maintsy mipetraka ny fanontaniana...
156. cutie ( 28/08/2006 10:25)
tsdy maintsy mipetraka ange fa enao foana no tompon=-tsafidy @farany fa tsy ny fiaraha monina no handidy anao we tsy maintsy zao atao satria tsy mifanaraka @ fiaraha monina e :lol::{:{
157. prime ( 28/08/2006 10:34)
Ianao no tompon-tsafidy hoy ianao, marina izany, fa rehefa tsy mifanaraka sy tsy tafiditra mahay miaina miaraka @ fiaraha-monina ianao dia lasa fahavalony... Ary mbola tsy nisy mihitsy izany hoe olona tafita tsy tao anaty fiaraha-monina na dia iray aza... Fa tsy maintsy teo foana, na ny ankohonana, na ny ray aman-dreny, na ny zanaka, na ny mpiray tampo, na ny fianakaviana, na ny namana, na ny fiangonana sy ny antokom-pivavahana, na ny mpiray fikambanana, na ny mpiray antoko, na ny mpiara-miasa, na ny mpiray fihaviana, na ny mpiray firazanana...sns
158. cutie ( 28/08/2006 11:01)
de tsy hisafidy zany :roll::roll::roll::roll:
refa tsy misafidy araky ny lazain'ny fiaraha monina zany de we tsy mahay miaina ao anaty fiaraha monina:-D:-D:-D:-D:-D
159. prime ( 28/08/2006 12:17)
tsy mamaky tsara ianao an... ny safidy dia azo atao foana, ny safidy mifanaraka amin'ny an'ny fiaraha-monina no tsara indrindra... izay no tiako ambara...:wink:
160. cutie ( 28/08/2006 14:00)
ny safidy mifanaraka amin'ny an'ny fiaraha-monina no tsara indrindra... izay no tiako ambara...

ka zay anie le nolazaiko ery ambony e
i prime no tsy mamaky tsara
vakio njay ny nosoratako :-D:-D:-D
refa tsy misafidy araky ny lazain'ny fiaraha monina zany de we tsy mahay miaina ao anaty fiaraha monina

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089