FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!

101. Herimiafina ( 02/08/2006 12:17)
Raha hiverina amin'ny resaka fanambadiana indray dia izao! Efa sendra an'io foana aho, na resaka firazanana na resaka Fiangonana, na resaka fahaizana, sns.

Matetika tsy ampy amin'ny olombelona ny critere efa fantany hizarazarana (ny loza hifanavakavahana), hany ka ampidiriny eo ihany koa ny Fiangonana.

Moa koa, Anisan'ny endriky ny fiarahana ankehitriny ny Imposition hoe izao no tiako dia tsy maintsy izao ihany koa ianao raha te hanaraka ahy.

Tsy mety amiko ny mi-imposer olona hoe katolika aho ka raha manambady ahy ianao dia tokony mivadika katolika manaraka ahy satria ianao vehivavy, sns.
Toa izay koa ilay iray hangatahana hanaraka, mi-imposer hoe izaho hijanona protestanta fa zah tsy hanaraka.

Mitovy ihany izy roa ireo raha izany ary raha samy teo amin,ny toeran'ny Impositeur dia samy manao izay saimpatany avokoa, izay tsy hanomezantsiny azy satria izay no condition hikolokoloiny ny finoany.

Noho izay dia miombonkevitra tanteraka amin'i fameusecousine amin'ilay hoe misabaka. Mora mantsy ny mikritika be fahatany fa sarotra ny mandroso hevitra toa izao, na diso na marina. Io no mety raha samy kristianina. Aleo kokoa iny toy izay ny mi-impose be dirandoza. Ny ragidro nalaina tany anaty ala nafindra etsy Tsimbazaza aza efa tsy fidiny. :^)

Raha tsy kristianina indray ny iray dia vakio ny voasoratra, inona no tokony hataonao? :roll:
102. prime ( 02/08/2006 13:05)
Olana io amiko satria kolon-tsaina mihitsy no fototra...
cutie> tsy izaho no mitàna an'io ho olana fa ny fiaraha-monina...
Raha any ivelany dia misokatra toy ireo voambara ireo ny adihevitra... Fa raha mbola eto dago ianao, ka haka vady (averiko an, "vady fa tsy sipa"...) dia tsy maintsy mipetraka foana ny fanontaniana mikasika ny fivavahana, firazanana, fahaizana, fahendrena, harena... Ary na aiza na aiza faritra eto dago dia mbola iainana io fa mandainga izay miteny hoe tsy misy an'izany... Fa matoa miteny an'izany dia eritreriny izy samirery fa tsy hevitry ny fiaraha-monina...
103. cutie ( 02/08/2006 13:21)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-08-2006 14:28:03
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Amiko aloha mbola olana e!!!

prime io no nolazainao koa, lazaina fa ny fiaraha monina ndray:lol:
104. prime ( 02/08/2006 13:32)
Ka izay indrindra no mahaolana azy, satria izaho kely sy bitika tsy haova ny fiaraha-monina!!!:-D
105. cutie ( 02/08/2006 13:48)
enao no manova ny tenanao de miova ho azy ny fiaraha moninao :lol:
106. soanja ( 02/08/2006 13:54)
Cutie> tehaka mirefodrefotra avy aty amiko.
107. cutie ( 02/08/2006 14:15)
soanja bizzz avy aty amiko :wink:
108. pissoa ( 02/08/2006 16:44)
Herimiafina - tsy azoko le misabaka heverinjy hoe mety.

Hoe androany ve manaiky hoe "Tompoko sy Andriamanitro" an'i Jesoa ao amin'ny Komonio ohtra ... dia amin'ny heriny miteny hoe "Tsss - fombafomba fotsiny io e" ... dia ny manaraka indray manaiky Azy hoe "Tompoko sy Andriamanitro" ... sns toy izany foana?

Azavao fa tsy azoko.
109. cutie ( 02/08/2006 16:47)
pissoa azavaiko ve :wink:
azoko manko le izy sa hianjy an'i HM iany :lol:
110. pissoa ( 02/08/2006 17:02)
Azavao ka!
111. Herimiafina ( 03/08/2006 13:08)
pissoa:

Herimiafina - tsy azoko le misabaka heverinjy hoe mety.


Misabaka retsy an, ny tongotsa ilany any amin'ny katolika moa ny ilany any amin'ny protestanta.fa iny klou mijanona ho sosokevitra fa tsy hoe marina foana na mety foana an!
Misy vaha-olana hafa koa mantys, toy ny hoe, tsy manambady sipa any amin,ny fiangonana hafa dia milamina ny resaka! mba kaozy e sa donjona njay ve zah? :^)
112. prime ( 03/08/2006 14:14)
cutie> ny fiaraha-monina tsy miova ho azy izany fa ianao no ho rera-poana eo na hiova ahoana na ahoana...
113. cutie ( 03/08/2006 14:16)
fa nga enao tsy miaina ao anatin'ny fiarah monina:-D:-D:-D:-D
114. prime ( 03/08/2006 14:20)
raha miova ny fiaraha-monina koa no :°)mbola misy olana ny fanambadiana samy hafa finoana???
115. cutie ( 03/08/2006 14:21)
ny tenanao no lazaiko e :lol:
116. prime ( 03/08/2006 14:28)
ka hiova inona rehefa ny fiaraha-monina aza tsy mivonona handinika...???:lol:
117. pissoa ( 03/08/2006 14:28)
Herimiafina:
Misabaka retsy an, ny tongotsa ilany any amin'ny katolika moa ny ilany any amin'ny protestanta.fa iny klou mijanona ho sosokevitra fa tsy hoe marina foana na mety foana an!
Misy vaha-olana hafa koa mantys, toy ny hoe, tsy manambady sipa any amin,ny fiangonana hafa dia milamina ny resaka! mba kaozy e sa donjona njay ve zah?

Melsii nanazava. Fa tsy iny le tsy azoko :)

Tsy donjona njy ka - rehefa tsy mampilamina dia tsy hidirana :-D:-D:-D
118. cutie ( 03/08/2006 14:29)
Mpandefa : prime [ Valio ] 03-08-2006 19:28:11
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
ka hiova inona rehefa ny fiaraha-monina aza tsy mivonona handinika...???

aza miova mitsy e :-D
119. prime ( 03/08/2006 14:40)
:-D:-D:-D izaho izao efa niova noho i cutie... :snif:
120. cutie ( 03/08/2006 14:41)
:-D:-D:-D:-D
ary le fiaraha monina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3369