FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!

41. pissoa ( 27/07/2006 14:45)
=))=))=))=))=))=))=))
42. cutie ( 27/07/2006 14:49)
ka tsy andana manambady an'ATra raha zany :-D
43. pissoa ( 27/07/2006 14:51)
Vao maika =))=))=))=))=))
44. Herimiafina ( 27/07/2006 14:53)
Izaho manokana aloha ry zareo tsyd ai be raharaha loatra amin'izany satria accessoire amin'ny fiainana izany, izay atolotry ny RAR-ko ahy eo dia masaka ry revena manja avokoa e!

Ny manahirana ny saiko izao dia ilay asa amandraharaha ary ilay fikarohana mamiko iny, ilay kandra milay be sy ny namana olombelona rehetra. :wink:
45. cutie ( 27/07/2006 14:58)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-07-2006 18:59:10
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Hoy i Yonika hoe ny fitiavana (ilay olon-droa io) no ambony indrindra - dia hoy aho hoe ny Andriamanitro mbola ambony lavitra ...

Voalaza teo :
"Izay te-hanaraka Ahy (Jesoa Andriamanitra io fa tsy i pissoa) ka tia ny rainy na ny reniny na ny rahalahiny na ny anabaviny na ny havany mihoatra Ahy (dia mbola Jesoa koa io) dia tsy mendrika ny ho mpianatro (mpianatry i Jesoa)" (Cf New Testament).

ny an'i pissoa avadiny ho an'ny tenany rery ny resaka:-D
46. pissoa ( 27/07/2006 15:02)
Fa tokony ny hevitry i cutie ve no asehoko sa ny hevitry i Herimiafina sa ny hevitry i mandrindra sa ny hevitry i lapino, sns :roll:

cutie:
ka tsy andana manambady an'ATra raha zany
Ngah raha miteny hoe ambony/tiako Andriamanitra dia hoe vadiako izany. Dia tiako i Dadanay dia vadiako koa ve ( oops :oops: ) (Aleo tsy hanome ohatra hafa fa =)) be )
47. cutie ( 27/07/2006 15:04)
navadikin-jy le sujet nefa hafa ny sujet nolazain'i lemanakely ery ambony, iny no narahiko:lol:
48. pissoa ( 27/07/2006 15:09)
Rehefa tsy miombon-kevitra amin'i lemenakely (na i cutie) ve zah dia mamadika sujet! :-D
49. Herimiafina ( 27/07/2006 15:11)
Marina ny an'i pissoa, miombonkevitra 80% :wink:
Nahazo B+ i pissoa amin'ny naoty.
50. cutie ( 27/07/2006 15:15)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-07-2006 20:09:33
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Rehefa tsy miombon-kevitra amin'i lemenakely (na i cutie) ve zah dia mamadika sujet!

ie:-D
51. Herimiafina ( 27/07/2006 15:40)
Anjay kosany ry cutie, matiko njy manadala an'i pissoa kely an! :-D
Marina ny an'i pissoa kah, Andriamanitra no ambony indrindra.
Zinona moa izay vady hamitaka avy eo nefa hoe be fitiavana! :-D
52. cutie ( 27/07/2006 15:45)
:roll::roll::roll::roll::roll:
53. pissoa ( 27/07/2006 15:48)
Herimiafina:
Anjay kosany ry cutie, matiko njy manadala an'i pissoa kely an! :-D

Maninn izy no matinjy :roll: mety tsy manadala anie izy fa izy mihitsy no heviny sy fomba fiadiany hevitsa e :roll:
54. Herimiafina ( 27/07/2006 15:49)
cutie> ao azany e :-* aza mipitsapitsa fa marina konkou ny anjy kah, ny fitiavana no mitondra azy ihany koa, saingy tsarovy fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana.
Donky: pissoa B+ moa i cutie mahazo B+ ihany koa. :-D
55. cutie ( 27/07/2006 15:51)
Ze fandraisanareo azy :-D
56. Herimiafina ( 27/07/2006 15:52)
Zah mbola tsy nandray kah, fa aiza ilay izy no raisina ry cutie? :-D
57. cutie ( 27/07/2006 15:53)
tsyhaiko :-D
58. Herimiafina ( 27/07/2006 15:56)
Mba azavao tsotsotra amiko aza hoe ahoana izany "fitiavana" izany ry cutie! :wink:
59. cutie ( 27/07/2006 15:57)
za tsymahay :-D
60. cutie ( 27/07/2006 16:31)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-07-2006 20:56:52
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Mba azavao tsotsotra amiko aza hoe ahoana izany "fitiavana" izany ry cutie!
(l) io ny valiny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5607