FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
82. Herimiafina
(
30/07/2006 19:21)
Raha samy hafa finoana tsika sy njy dia midika izay fa misy andriamanitra isankarazany izany mantsy, samy manana karazana finoana omeny e!:oops:
84. cutie
(
30/07/2006 19:23)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 30-07-2006 23:52:27
Lohateny : Re : FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Ny finoana ve Fiangoanana no dikany eto sa ilay zavatra tsara be nomen'Andriamanitra antsika tsirairay e?
in alou le zavatra tsara nomen'Atra:roll:
Sao de tsy mitovy :-D
85. Herimiafina
(
30/07/2006 19:32)
Ny finoana kah! "La FOI" Ny finoana dia tsarovy fa tsy anao na fanananao toy ny akanjo hanaovanao fa avy amin'Andriamanitra, tsy dia mety izany ny mitazona an'iny ho anao irery satria tsy fanannao iny , INALLIENABLE. :roll:
"Foi n'est pas religion" HM.
"Foi n'est pas religion" HM.
88. pissoa
(
31/07/2006 18:53)
:-D:-D:-D Tsy ampy anah akia ny mino fa tsy maintsy arovako be ity finoako efa kely ity ngo veriko noho ny vadiko kle :oops::-D:-D:-D
89. lapino
(
01/08/2006 04:09)
Tsy misy dikany izay hoe katolika, protesta, sekta, etsetra ...
Samy fitaka daholo fotsiny ireny!
Ozizy Ifanihy izay: "F'angaha moa ny Tompo protestà sa advantista?".
Fitaka daholo hoà ny anaram-piangonana. Raha mbola misy mifikitra amin'izany dia mampalahelo dia mampalahelo. Ifanihy izay toa jiolahimboto aza mahatafapetraka an'izany fanontaniana izany!!

90. Fiffi
(
01/08/2006 04:14)
lapino:lapino: amiko indray aloha tsy hataoko hoe fitaka fa ny finoana hiany no mitondra azy. Satria na kato , na protestanta na hafa , moa ve Andriamanitra hivavahana tsy iray hiany ? de io no essentiel.
Tsy misy dikany izay hoe katolika, protesta, sekta, etsetra ...
Samy fitaka daholo fotsiny ireny!
Ozizy Ifanihy izay: "F'angaha moa ny Tompo protestà sa advantista?".
Fitaka daholo hoà ny anaram-piangonana. Raha mbola misy mifikitra amin'izany dia mampalahelo dia mampalahelo. Ifanihy izay toa jiolahimboto aza mahatafapetraka an'izany fanontaniana izany!!
91. pissoa
(
01/08/2006 06:42)
:-D:-D:-D
Raha ajanona amin'ny hoe Andriamanitra iray ihany ny resaka - dia mampalahelo be - satria toy ny subjective be daholo ny fisian'ny Fiangonana "Kristianina" niala tao amin'ny fiangonana Kristianina efa nisy hatrany am-boalohany. Toy ny fiangonana sasantsasany amin'izao hoe niady vola tamin-dranona dia manorina fiangonana vaovao; na ny olona sasantsasany hoe nahita an-dranona nanota dia niova fiangonana.
Raha miteny ianareo hoe objective dia heveriko fa misy zavatra inoan'ny fiangonana Kristianina nisy hatrany amboalohany ao, mikasika an'Andriamanitra - nefa tsy eken'ny fiangonana hafa na tsy inonany. (Izaho aloha mihevitra toy io).
Dia amin'io no hijereko ny resaka rehefa samy Kristianina. Tsy resaka anarana akory io hoe protesta na advantista sns.

92. soanja
(
01/08/2006 14:20)
Amiko ny tsy ny finoana no zavadehibe rehefa hivady saingy tsy maintsy misy ny dinika hoe afaka hifanatsafa ve momba an'Andriamanitra?
satria mino aho fa ilay olona tiako dia hifidy/tia an'Andriamanitra ilay katsahiko. Dia miaradalana eny mikatsaka ny Fahamarinana. Izy andriko zaho andriny.

94. Herimiafina
(
02/08/2006 00:11)
pissoa:
:-D:-D:-D Tsy ampy anah akia ny mino fa tsy maintsy arovako be ity finoako efa kely ity ngo veriko noho ny vadiko kle :oops::-D:-D:-D
Tsara ny miaro ny finoanao! Avy amin'ny Tompo iny.
Kanefa fadio kosa ny manozongozona ny finoan'ny hafa. Iny bmnatsy no olana hitako fanaon'ny olona matetika, satria "ny fomba fiarovany ny azy matetika dia avy amin'ny filazana ny olona ho ratsy na tsy marina tsy marina".
Tsy Inona anefa no hitako kianiny ao fa dia zavatra avy amin'ny tanan'olombelona ihany fa tsy hoe avy amin'ny Tompo tsy akory! Nefa tsy fantatr'izy ireo fa misy zavatra avy amin'ny tanan'olona ihany koa ao amin'izy ireo azon'ny olona sasany izay tsy miaraka aminy kianina soa amantsara!
Inona no tokony ho zava-dehibe?
-Ny fikolokoloanao ny finoana efa natolotra anao ary hanananao.
-Nomena anao ny lalàna hahafahanao manao izany, ny fampianarana, sns, izay mety ho diso nefa koa mety ho marina.
-Marina fa ny fahalalana ny fomba fikolokoloan'ny hafa ny finoany no hahafahanao manorimpaka kokoa ny finoanao, saingy fadio ihany koa ny mamely ny hafa fa mety hanaisotra ny finoany izany.
Averiko indray fa raha ny dikanteny niandohana ny atao hoe "finoana" dia tsy resaka maha-protestanta mihintsy na katolika na advento sns, fa "la foi" "the faith", izay nomen'ny Tompo ho antsika.
Adidy ny mammpitombo izany toy ny fanoharana tamin'ny talenta nozaraina ny mpanompo. Ataoko fa tsy nisy tamin'izy ireo nanembatsembana ny sasany teo ampitomboana ny talenta izay nozaraina ka hanao hoe "tsy izao no fomba fampitomboana talenta, diso izao sns, satria ny mety amin'ny iray tsy voatery mety amin'ny iray, sns.
95. fameusecousine
(
02/08/2006 00:23)
raha ny resaka finoana de tokony tsy hisy olana fa amiko ny resaka ety ivelany no mahatonga zany hoe ny fomba fisehony...lamesa ,,kominio voalohany sns..ka tys tokony hatao olana io raha samy krstianina satria ny kristianina de mpanara dia an 'iKristy..toy ny hoe diversité de pratique de richesse fa tsy pauvreté,,ary isika katolika na protesta sns ve mba manaraka cent pour cent ny finonan tsika ..(tsy firaina alohan'fanambadiana ohatra ..sns ..resaka pillue..sns).afaka atao tsara anie ny miangona any @ katolika un dimanche ,une fois apres any @ vadinao hafa finoana...AZA DE SAROTINA NY FIAINANA FA MINO AHO FA LAY ANDRIAMANITRA AO AMBONY MANIRY ANTSIKA HITAMBATRA.tys ekominisme no resahiko an...
na samy katolika za misy ny olana ohhhhhhh:lol::lol::lol::lol::lol::lol:

96. pissoa
(
02/08/2006 06:08)
Herimiafina:Herimiafina - misaotra!
Tsara ny miaro ny finoanao! Avy amin'ny Tompo iny.
Kanefa fadio kosa ny manozongozona ny finoan'ny hafa.
Fameusecousine: raha resaka fombafomba fotsiny no hitan'ny tsy Katolika amin'ny Komonio, dia vao maika sarotra ny irahan-dalana, fa sao misy fanimbazimbana - satria tsy fombafomba io amin'ny Katolika fa zava-dehibe lavitra noho izany. :)
fameusecousine:
ary isika katolika na protesta sns ve mba manaraka cent pour cent ny finonan tsika ..(tsy firaina alohan'fanambadiana ohatra ..sns ..resaka pillue..sns).
Ny tianao ambara ve dia hoe rehefa mpanota isika dia tokony ariana tanteraka ny finoana ananantsika? Azavao fa tsy azoko :)
Fameusecousine:Hihihi - titian'ny olona mihitsy oa io misababaka io e! :lol::lol::lol:
afaka atao tsara anie ny miangona any @ katolika un dimanche ,une fois apres any @ vadinao hafa finoana
99. Herimiafina
(
02/08/2006 12:05)
Pissoa> Tsy misy fisaorana retsy an! Zista remarka kely iny! :^)
Ny zavatra hitako dia lasa Maihol daholo izao hoa ny kristianina e! Tsy haiko na izaho no dondrona na ny olona no miha-rationnel be fa mitady hanao kajikajy amin'ny fivavahana sy ny fiangonana, ary ny loza dia ataony an'izany koa ny finoana (la foi).
Andriamanitra amiko tsy voafaritry ny discipline n'inon'inona fa tsy ampy ireny raha ny discipline eto antany no hamariatana azy. Eritreritry ny somary tsy mahalala io an!
Ahetry ve ny Tompo hanaraka izay fantatry ny saina hany ka lasa feno karazana justification matematika, na psykolojika na biolojika, sns amin'izao fotoana izao.
Niezaka nihaino ireny mpitory ny Teny ireny aho matetika fa dia ny olana dia lasa raisonnement scientifika no betsaka, indrindra ny resaka lalàna sns izay tena controversial mihintsy ankehitriny.
Matetika aho rehefa mifanena na miresaka amin'ny olona hafa finoana amiko dia izao foana no valinteniko:
-Izaho efa mino, sosokevitra ny hikolokoloiko izany haroso fa tsy imposition ny hanarahako ny zavatra heritreretinareo.
-Raha finoana no torina, dia any amin'ny maizina mandeha fa tsy aty amin'ny efa mazava no mitory azy satria betsaka ny mbola miaina anatin'ny maizina amin'izao fotoana izao.
-Raha miresaka Fiangonana dai valiako hoe, tsy nanenjika ny anao aho, tsy nanaratsy ny anao, fa maninona ianao no manenjika ny fiangonako.
Raha tena diso tokoa ny fiangonana ianagonako dai ataoko fa asehon'ny Tompo ahy miandalana eny izany fa tsy ianao manavaka na manaratsy ny an'ny hafa ary manao ny anao ho marina no andeha ho arahiko satria tsy ny Tompo no nilaza fa ny anao no marina fa ianao tenanao ihany. Tohizo raha izay no marina aminao fa ny marian amikoa aloha dai ity ahy ity ka aza hozongozonina aho.
"Manana anjara amintsika rehetra ny Tompo". :D