Maty ny hafanana

1. Aino ( 26/07/2006 06:46)
indrisy fa t@ ity taona ity de betraka ny vaovao henoko momba azy ity, fa betraka izao ny olona maty ny hafanana, ny henoko aloha hatramin'izao dia 30 no maty tao France ary ny eto Espagne indray dia tsy voahisako hintsony hoe firy fa isan-andro izoa tao misy maty faona @io hafanana io ihany.
novalian'i LazaDaddy ny 07/08/2006 18:06
2. xxx ( 26/07/2006 07:11)

Tramin'ny voalohany le izy trena mafinaritra be fa nony tratry aoriana trena lasa addicte mintry. Trena trokony asiana degre-ny zany eee.

De trena matrin'ny hafanana ve zany nareo ?? mba atrero atry zany, atry zao mitrady hafanana :D:D:D.
otran'ny triako be zany ny mitreny otran'izao :D:D:D:D:D

zay fa de mazotroa mitrotrotroa sy mitratratra :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
tralin tralin ny anaran'io trmiley io


3. Fanja1 ( 26/07/2006 07:14)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138832&onglet=FranceMonde_histo
4. Fanja1 ( 26/07/2006 07:14)
Aino fa tsy mbola pire noho ny isan'ny maty t@ canicules 2003 io.. tadidinjy ve?
5. perfect ( 26/07/2006 07:59)
samy manana ny anjarany marina, izahay zao ho any jangil hamonjy hafanana nareo zany matiny,f'angamba fotoana tsy de ala lotra izany ô!
6. lost ( 26/07/2006 09:34)
Fanja1>try d betraka ny maty t@ty satry efa niomana ry zareo @ retra2 fa lay t@ 2003 iny tena loza taminy fa na dia teo aminy aza ny vola sy ny fitaovana ny organisat° tsy nisy d tampina ny daomy!!
7. Aino ( 26/07/2006 10:35)
Fanja izhao anky mbola tsy taty t@ 2003 ah!!
8. andry08 ( 26/07/2006 11:24)
ka t@ 2003 anie ka tsy nandray fanapahan-kevitra rizareo e! Izao efa mailo daholo ny rehetra.
9. Fanja1 ( 26/07/2006 13:08)
andry08 ka t@ 2003 tsy nampoizina no tara vao taitra fa depuis iny efa naka fepetra zareo zao.. ny eto france aloha io lazaiko fa ny any europe hafa tsy haiko an!
Aino ok
10. Aino ( 28/07/2006 12:52)
fanja 60 000 persones isan-taona hono anky no maty ah.
11. Fanja1 ( 31/07/2006 12:17)
Aino, matin'ny hafanana ve?
12. Aino ( 06/08/2006 22:25)
Fanja1 oui!!
13. LazaDaddy ( 07/08/2006 18:06)
Maty ny hafanana
mba miserana kely fotsiny io rankizy a! Malaisie ary mamay mandavan-taona :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865