faravazana

1. fijo ( 25/07/2006 21:08)
ny mpitsabo maro aty frantsa,dia milaza,fa tsy misy hilana io faravazana io,ka tsara raha esorina.ary maro tokoa ny frantsay no manala azy io aty.
koa mba hafaka manazava izany ve nareo ry zalahy mpitsabo ato?
novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:07
2. Rafotsy ( 26/07/2006 05:03)
Zah aloha tsy mpitsabo e !
Fa ny ahy dia nesorina izy 4 satria naniry nitsipaka izany dia nanosika ny nify rehetra !
Ny zanako lahy indray dia nesorina koa fa kely hono ny machoires par rapport @ ilay nify tokony mbola haniry !
Ny zanako vavy koa dia nalana satria naniry niparitaka koa ka nety nanimba bé ireo nify efa nivoaka !
Tsy misy ilay dents de sagesse intsony izany izahay 3 !
Ny ahy tany Allemagne no nesorina , ny azy dahy taty la France !
PS : Izy dahy narahin'ny orthodontiste kanefa ny déconseiller ny ny appareil satria hono ireny hahazoana ny morphologie européenne , ka mety tsy ho tsara azy ireo , ni propose izy fa izahay no nanapaka hoe aoka marina tsy ho asina , tsy question na vola satria manana mutuelle tsara be izahay ! Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny io an !
3. mamzelkely ( 26/07/2006 07:19)
za ko naheno an'izy io fa ts haiko zay tena antony alou ee
4. watafon ( 26/07/2006 08:59)
ny antony zany d zao e: sarotra borosiana zany izy ireo alou voalohany d mitarika fahasimban'ny nify eo akaikiny, ary matetika koa izy manosika ny nify eo akaikiny dia manjary manimba sy mampivilana azy ireo!d aleo esorina fa manelingelina !
5. Zina ( 26/07/2006 13:26)
indraindray dia manimba ny nerf ao @ vava. Ka esory ry fijo a...izy efatra mihitsy an
6. fijo ( 26/07/2006 17:58)
hummm matahoatra indray ny vavako le
7. pissoa ( 26/07/2006 18:29)
Zah mbola tsisy faravazana :roll: ... ka tsy maninona zany na tsy haniry eo mihitsy aza reo? :-D:-D:-D:-D:-D
8. fijo ( 26/07/2006 19:44)
maniry io,ary maharary an
9. watafon ( 27/07/2006 09:00)
pissoa: efa haniry mitsy izy zao fa hitako eo ! hummm
10. fijo ( 27/07/2006 19:03)
io fa efa mitranga ny an'i pisoa le
11. tovolahy007 ( 27/07/2006 22:37)
manahoana e!Za ry zareo dia nalana io faravazana io taty US ,fa enjana le izy kle,kozy e,soa iany fa tsy 4 ny ahy fa mba le 2 eo ambany iany.Notsindromina fapatoriana misty aloha t@ zany e,fa avy eo tonga @ zay ry mangotsoka ,kayyyyy.Fa misy fanafody zay tokony homeny de tsy heno le mangotsoka .Fa ny tena gravy de za tapa-bolana tsy nahakaly mitsy satria mbola marary be,za nefa tena noana .
Ka de zao e,manelingelina hono izy io ra tsy asorina ka de mihomana tsara refa hanala azy e.
12. fijo ( 28/07/2006 18:53)
ka za nahita olona betsaka nesorina azy io,tany amin'ny hopitaly;dia tena toranina tanteraka mihintsy an,ary dia io mikolay io ry zareo avy eo.
13. watafon ( 29/07/2006 18:02)
za alou tsy notoranina zany t@ nanalana azy e! fa misy olona sarotiny koa anie e!
14. andry08 ( 30/07/2006 17:41)
Tena tokony halàna ny dents de sagesse fa indrindra rehefa tonga any @ 40 taona hono dia mety marary.
15. Fiffi ( 30/07/2006 20:42)
Toa miankina @ le fara-vazana hiany io kah! ny fahafantarako azy aloha de aleon'ry zareo halana raha toa ka manelingelina . Marary , mivonto , sns..
Efa nahita koa zah fa doran'ny dentista le hena mivonto iny de toa be ny mitaraina hoe tsy te-hihinana hena hatono intsony hono . De aleo halana fotsiny zao.
16. pissoa ( 31/07/2006 05:37)
fijo:
maniry io,ary maharary an
izany ve :cry:
watafon:
pissoa: efa haniry mitsy izy zao fa hitako eo ! hummm
:-D:-D:-D
17. watafon ( 31/07/2006 09:02)
k zany kou !:-D
18. Fiffi ( 01/08/2006 19:05)
fa le faravazana ve rehefa mivoaka de tena marina hoe efa lasa matotra le olona ? zany no mba henoko an!
19. fijo ( 01/08/2006 19:52)
za aza mbola virja nefa efa feno faravazana ko
20. Fiffi ( 02/08/2006 03:49)
ka zay no mahatonga andry mbola virja !:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1911