faravazana

21. watafon ( 02/08/2006 18:27)
resaka ftsn akaia io ry Fiffi an !
22. fijo ( 02/08/2006 18:32)
kozy ko.
23. watafon ( 02/08/2006 19:07)
le hoe matotra refa maniry dent de sagesse e!
24. Fiffi ( 03/08/2006 04:45)
fa nahoana loatra aza no hatao hoe dent de sagesse izy ireo ?
25. watafon ( 03/08/2006 14:10)
eo indrindra isika zao e! ny fiheverana fa hoe efa lehibe vao maniry izy io d napetaka arak'izay hoe mba tokony efa ho hendry kosa angamba e! :-D
26. fijo ( 03/08/2006 18:56)
izay mihintsy,tsy ny zaza no misy azy fa ny lehibe.ka lehibe =hendry
27. Fiffi ( 04/08/2006 04:14)
wata , fijo: nareo zany efa hendry ve ? :-D
28. watafon ( 07/08/2006 17:55)
Fiffi: izany tokoa ! za alou e! fa i fijo tsy haiko k ! :-D:-D:-D
29. pissoa ( 07/08/2006 18:24)
zah zany ve maditsa? :cry::cry::cry:
30. watafon ( 08/08/2006 08:33)
ieu! :-D:-D:-D ary mangina amzay moa e!
31. pissoa ( 08/08/2006 12:46)
Elah tsy namako :twisted::-D:-D:-D
32. fijo ( 08/08/2006 16:55)
fiffi an,tsy mbola tsapan dry ihany ve ny fahendrenay e.ndry koa maditra tsssss
33. watafon ( 10/08/2006 18:25)
pissoa: za wa matahotsa an'io demony kely io d mbola ataonjy foana ! :cry: d hotapahana v zany le finamanantsika ? :-D
34. mimich ( 11/08/2006 07:07)
pissoa:

zah zany ve maditsa? :cry::cry::cry:



tsy maditsa fa mbola zazah tsy matotra hihihih, mbola tsisy dent de sagesse.

tena marina ilay hoe sarotra borosina ilay fara-vazana ka. sady izay ela be vao tena feno tanteraka ilay izy , de isaky ny mitombo kely de marary be , grrrrrr, fa ilay ahanasorana azy aloha toa mapataotsa ka!!! , sady zay efa banga vazana tony , sao de tonga de kepaka ny takolaka :-D:-D:-D
35. fijo ( 11/08/2006 18:56)
avy de bizous ko:*
36. Fiffi ( 12/08/2006 11:27)
fijo: ountsss zah ve akia de maditra , eny eh! mbola tsy misy an'le fara-vazana aloha zah nefa na zany aza heu...zah kosa ve de maditra ? :wink::-D
37. fijo ( 15/08/2006 19:26)
tazana kely ihany le maditran dry ka.ho ho ho
38. watafon ( 15/08/2006 20:05)
Fiffi: tsy maditra ndry k ! :*
39. mimich ( 16/08/2006 14:08)
fiffi> hiihih mampihomehy ahy nareo reto rankizy :-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. Fiffi ( 16/08/2006 16:23)
de inona zao le ditra nataoko ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4951