faravazana

41. watafon ( 16/08/2006 19:29)
mimich: maninn zay ry neny ? :-D:-D
42. fijo ( 16/08/2006 21:09)
maditra fiffi ka,hitako mihintsy.
43. mimich ( 17/08/2006 10:34)
wata> mifampitati-bolana eto amiko eto koo
jereo ity fijo mbola manizingizina ihany fa maditra i fiffi. ary mifanaraha amzay moa fa samy zaza hendry avokoa ny zanak'i Neny ee:lol::lol:
44. fijo ( 17/08/2006 19:19)
ka i neny tsy manome gato no mampaditra ny kilonga ko
45. mimich ( 21/08/2006 06:10)
ndraso ary fa omeko gateau au goudron eee am zay sitrany koa ny vavony:lol:
46. fijo ( 23/08/2006 21:57)
kay ,le sao hanahirana indray izay
47. mimich ( 24/08/2006 06:00)
ka tsy zany ary ve le resaka ary am aretimbavony ary ee, gateau au charbon , de oh lasa au goudron tampoka
48. fijo ( 24/08/2006 20:47)
aiza kosa e,ny iray ve misy petroly ko
49. mimich ( 28/08/2006 06:36)
sao de mba mahasitrana koa ny petrole koo , iza no mahita:?::?:
50. tywa68 ( 28/08/2006 08:47)
mampiomehy koa nareo reto ka !
ilay faravazana hono tsy misy ilaina azy fa manome caries fotsiny ! ny ahy aloha efa nesorina izy 4 ê ! tsy manova endrika izany io ry Mimich a !
51. xxx ( 01/09/2006 20:37)
mangalatra kely aho na tsy mpikambana aza: ny ahy reto marary be ny faravazako a! dia tsy maitsy alana hoy ny doc fa ao amban'ny taolana (machoire io) no tady ipoitra ry zalahy 4 ! aona zany???
52. fijo ( 01/09/2006 21:05)
esory fa mampijaly fotsiny ao
53. watafon ( 07/09/2006 07:44)
xxx: afaka miditra tsara ndry k ! :-*:-*
54. fijo ( 07/09/2006 21:42)
xxx izany ve tsy ampijaly be?
55. watafon ( 09/09/2006 14:06)
izay no hanasorana azy k ! sady hitahiry microbes ftsn ao !
56. mimich ( 11/09/2006 06:30)
afaka ihany ve ny nifin\'n\' xxx eee
57. fijo ( 14/09/2006 21:52)
mbala variana manao X
58. mimich ( 15/09/2006 06:19)
fijo>:-D:-D:-D:-D
59. fijo ( 19/09/2006 22:07)
ko tsy tazana intsony ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3536