Misaotra
1. isrine
(
01/08/2006 12:12)
Misaota anareo rehetra izay nahatsiaro na nanoratra teto na tsia @ izao zava-misy aty Liban izao. Tsy hoe mpitondra teny akory aho fa kosa nahita ny resaka teto ary sendra mandalo.
Misaotra betsaka, fa mazana ny miaina ny ao anatin'ny ady raha gasy tsy mahalala na dia poabasy akory aza.
Misaotra betsaka, fa mazana ny miaina ny ao anatin'ny ady raha gasy tsy mahalala na dia poabasy akory aza.
novalian'i fijo ny 01/08/2006 19:38
2. rakotomahenina76
(
01/08/2006 12:39)
Tena malahelo tokoa ny tena raha mieritreritra hoe misy gasy mpiray tanindrazana amin'ny tena any Liban amin'izao ady izao, fantatro anefa fa tsy misy fanampiana mivantana azo atao. Ny vavaka angamba no atao be satria Andriamanitra mahery lavitra oho ny olona. Mirary soa ho anareo any, anga anie hitahy anareo ny tompo. Mahereza daholo
3. Ralay
(
01/08/2006 13:08)
Mba ilazao ny vao² ihany rehefa afaka manome izany ianareo any Liban ka dia mahereza e.:-*
5. ounjasou
(
01/08/2006 13:32)
Mahereza e, aza matahotra fa na dia lavitra anareo aza izahay, ny Tompo akaikinareo mandrakariva, Izy no niteny izany.
6. kitjo
(
01/08/2006 13:32)
Antenaina aloha fa tsy maninona ianareo any ary dia mankahery sy mirary soa
.
Misy ny fiaramanidina nomen' i Maroc hangalana ireo teratany Malagasy any Liban ka asa manao ahoana ny fandehany any sa tsy dia misy atahorana v?
.
Misy ny fiaramanidina nomen' i Maroc hangalana ireo teratany Malagasy any Liban ka asa manao ahoana ny fandehany any sa tsy dia misy atahorana v?
7. Fiffi
(
01/08/2006 19:13)
toa efa hisy ny evacuation eh ? hitako t@ vao2 androany fa ny gasy koa sady bdb ny firenena hanampy satria hono hoe tsy vonona @ zany ny firenena gasy no tsy manana moyen , de ao ny sambo sy ny avion .
Mahareza hatrany ry namana an! :-*:-*:-*:-*
Mahareza hatrany ry namana an! :-*:-*:-*:-*