sary @ fety

1. ftma ( 02/08/2006 04:52)
Maromaro ihany ny fetin'ny namana serasera efa lasa sy ny ho avy fa ny voamariko dia ny namana any Dago ihany no mba mampiseho sary, fa ny aty ivelany tsy mba hita mihitsy :wink: (nisy ihany fa nasorina tsikelikely :roll:)
Manantena ny hahita sary ny fety hatao any Italie sy any @ Maina e
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:42
2. Fiffi ( 02/08/2006 07:22)
hummmm ! de manantena koa ny aty eh! :)
3. naritsimba ( 02/08/2006 08:00)
marina zany ftma ah!
4. cutie ( 02/08/2006 10:38)
za koa manantena e :-D
Ftma aza adino ny carte-ko a :wink:
5. sasa ( 02/08/2006 11:53)
Eny wa akia ry Fa koa, mba asio sary akia an! tsy voatery ho lazaina anie ny pseudo e! fa mba ataovy ao le sary mba ho hitanay aty dago indray, fa le any tamatave io mantsy izao mbola apetaka ato indray rehefa vita
6. mbaliana ( 02/08/2006 18:05)
:lol::lol::lol:
7. poly ( 02/08/2006 18:19)
maka fotsiny fa tsy mitondra mody ah!!!
8. Fiffi ( 02/08/2006 18:31)
poly: de hoe maso mijery tsy mitondra mody ve ? :-D
9. ftma ( 03/08/2006 13:12)
sasa: efa manantena ny sary avy any aminareo izany e
Mbaliana: njy mihitsy no andrasako hametraka ny sary @ fety any Rome :wink:
cutie: za tsy lasa indray fa voatery miasa e fa any za aneritreritra :lol:
10. fasaly ( 03/08/2006 13:19)
tsssss; nisy nanàla ny azy moramora tao e!:wink::x:roll::-D
zà zao tsy ao azony tsy mandeha kouuuuu!:cry:
11. colar ( 03/08/2006 16:21)
otran mataotra miseho sary zany ny aty andafy e, tsy haiko we maninn, anontanio tsi11 daol reo e,
12. cutie ( 03/08/2006 16:24)
Mpandefa : ftma [

cutie: za tsy lasa indray fa voatery miasa e fa any za aneritreritra

tsssssssssssss de le boty koa zany zao tsy misy fika:-D
vazivazy iny fa refa miverina any njy de le carte aza adino:*:*:*:*
13. Fiffi ( 04/08/2006 04:42)
fasaly: nga ndry tsy lasa any Roma koh ?
14. mangidy ( 08/08/2006 16:40)
hummm sady misy sary manja be an!! defile bikini humm aleo ny sary no ilaza azy!:*
15. mbaliana ( 08/08/2006 18:40)
ftma ny sariko ve? huhuuu aleo ihany ze nahita ahy direct no hahita azy sao be mptia tampoka eo ka loza =))=))aiza daholo no asiako anjy zareo... :-D:-D :-*:*
sady sao enregistrer-njy zalahy eo ka lasa vedety taampoka zany =))=))
16. fijo ( 08/08/2006 20:19)
be sipa manja tsikaritro tao kle.fa za moa virja de aza manahy nareo e
17. mangidy ( 08/08/2006 20:26)
mbaliana hummm tonde misy ol lasa manan'elatra tampoka eo ve ho any Rome! sady raha mahita le defilé aoka fotsiny lolll:*

ftma hummm njy injay no mpanisy sira ao an! alefako ve sary e!!! tara anie njy raha mahita e!!! tonde manidina mankaty loll(l)(l):-D
18. MCZ ( 09/08/2006 13:15)
za alaina sary dia avoka éééé hihhi sa misy menatra t@ fakana ny sary ato hahahah asa ko asakasak'izay mataotra ny hohitan'olona io zoky vavy Fa hihihih fa za alony tsy mataotra ny hiseo vahoka na dia ratsy aza za héhéhé :roll: :-P
19. mangidy ( 09/08/2006 17:56)
Mcz: hummm tsy matahotra iseho sary an!! ampisehoy kely azany e!!

Fa : injy ve akia tsy efa nahita sary fihaonana bdb, na iray na roa na maro hahaha! ampisehoana injy de omena fahafahampo e!!

:-*:*
20. mbaliana ( 10/08/2006 06:51)
za aloha dia tsy tian'ny appareil photo mihitsy ee, tonga dia simba ny sarin'ny namana raha vao misy sariko ao =))=))=))ka aleo ihany mimpirimpirina...

fijo sady sipa manja be daholo anie no tany e... afa-tsy za :snif: :snif::snif:.

mangidy loll naniry elatra be ve? tonga dia nay aminjy daholo akia...:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933