Tsy avelan’ny mpampiasa ny ankamaroany:

1. Fiffi ( 02/08/2006 07:59)

Malagasy any Liban: Tsy avelan’ny mpampiasa ny ankamaroany:

Efa tomombana ny fampodiana ireo teratany Malagasy any Liban, na dia tsy nahenoana fitarainana loatra aza, manoloana ny ady misy any an-toerana. Araka ny vaovao, dia maro amin’izy ireo no tsy avelan’ny mpampiasa hody. Ho an’ireo teratany hafa rahateo, dia misy ny fepetra, toy ny tsy fahazoana mitondra entana betsaka, ny famerana ny vola azo entina sns.
R. A La Gazette de la Grande Ile

Marina ve ry namana any Liban any ? Mba omeo vao2 izahay eh! :(
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 09:28
2. dadabe ( 02/08/2006 11:44)
hummm , aleo i yonika no anotaniana angamba ry Fiffi fa izy no petite ambasaderantsika ao liban :wink:

:-*:-$
3. yonikafopl ( 02/08/2006 12:38)
misy fahamarinany ihany io hoe tsy avelan'ny mpampiasa azy ny sasany, misy koa anefa ireo misafidy ny tsy hody fa hanoy ny asany. Misy antony roa dia :

-Any amin'ny toerana tsy misy atahorana no misy ay ireo, any antendrombohitra, ary raha ny tena izy anie dia ny any sud no misy ilay ady eee, aty amin'ny faritra misy ireo ankizy miasa , tsy misy n'inon'inona.

-Misy olona izay nandefa filazana tamin'ny tele fa izy no nampandraketin'ny ministeran'ny raharaham-bahiny amin'ny fampodiana ny malagasy, niantso azy izahay, dia nilaza izy fa ny miala eto Liban mankany Chypre no gratuit fa ny mody Dago mandoa frais eo amin'ny 1500$ eo.Noho izany izay manambola no mody, fa izay tsy manana dia tsy afaka ho aiza. ( Ny tenako manokana aloha dia tsy manana dia aleo mijanona :wink:)

-Misy ilay OIM mikarakara ny mpiasa vahiny rehetra, ka mbola miandry valiny amin'izao fotoana izao.

Ny mandreraka koa , dia ny olona tonga dia mikoropaka mahita ilay vaovao fa tsy mandinika, izahay aty aza tsy matahotra na mivadi-po akory.

Tsy hoe voafetra ny vola entina, fa ny banky mihintsy no tsy mamoaka vola betsaka, ny ankabeazan'ny volan'ny mpiasa manko dia any amin'ny banky. Ny entana 10kg ihany no azo entina.(bagage a main ihany)
4. vale ( 02/08/2006 12:53)
Fiffi & Yonik: misaotra mizara eee!

Ny zavatra lazain'ny haino aman-jery indray2 lasa isarihana ny attention'ny olona no betsaka fa tsy tena milaza tanteraka ny zava-misy!! saotra e:-*
5. totofy ( 02/08/2006 16:39)
teny tokana ihany : COURAGE !
6. Fiffi ( 02/08/2006 17:36)
yonikafopl: misaotra akia an! de courazy foana an! :-*
7. yonikafopl ( 03/08/2006 11:22)
merci am fampaherezana eeeeee:)

ty voalaza ty zao milaza tsara fa 80 ny isa vao ho avy ny avion, ny nisoratra anarana fantaray zao nefa 30 eo ho eo.
Proche-orient
80 Malgaches rentrent du Liban
Un premier contingent de 80 malgaches devraient rentrer vendredi par l’avion C130 affrêté par le Royaume chérifien. Ils partiront de Damas (Syrie) pour rallier Antananarivo en vol direct. Une chance inouïe pour de nombreuses familles.

Le rapatriement des Malgaches au Liban est enfin programmé. L'avion C130 affrété par le Roi Mohammed VI du Maroc partira, en principe, de Damas (Syrie) vendredi, avec à son bord 80 passagers.

La fin du suspense est pour bientôt. Les ressortissants malgaches au Liban rentreront au pays dans les prochains jours. Selon des informations émanant de l'ambassade du Maroc à Madagascar, le rapatriement de 80 Malgaches à partir de Damas, est prévu ce vendredi, car "tout doit être fait rapidement pour éviter que des gens souffrent".
En effet, "l'aéroport de Beyrouth étant fermé, les ressortissants malgaches seront acheminés en bus par le gouvernement marocain jusqu'à Damas", explique Mohammed Amar, ambassadeur du Maroc à Madagascar.
Toutefois, le décollage du C130 de Rabat, à destination du Liban, ne se fera que si les 80 places qu'il compte sont toutes prises. Jusqu'à maintenant, seuls cinquante Malgaches sont inscrits sur la liste officielle du ministère des Affaires étrangères comme résidant au Liban. Ils seront donc les premiers à être évacués. Pour ce faire, ils doivent déposer leur passeport à l'ambassade marocaine à Bey- routh, sise rue des Nations unies, pour être enregistrés.

8. boubounezy ( 03/08/2006 15:16)
manatena fahombiazana sy vahaolana ho any reo gasy retra any liban zany ny tenako Andremanitra anie Hiaro azy reo!!!
9. Fiffi ( 04/08/2006 04:25)
^:^^:^^:^^:^
10. boubounezy ( 04/08/2006 08:56)
fiffi:-*^:^^:^^:^^:^
11. Fiffi ( 09/08/2006 07:29)
12. yonikafopl ( 10/08/2006 04:01)
Tena nisy tokoa ireo niady mafy mba handehanany nody,nisy nitondra takaitra mihintsy lasa nody any,nisy koa anefa ireo izay nanaiky ny hijanona ihany rehefa nifanaraka tamin'ireo mpampiasa azy.
20 ireo malagasy efa andalana ho any antanindrazana.Mivavaka ho azy ireo mba hahita soa, fa tsy ho mosarenan'ny tsy fananana asa sy ny hanohanana.
13. Fiffi ( 10/08/2006 09:28)
hivavahana tokoa moa zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0907