Koa raha misy ihany ve ny vola @ 03 désambra ?...

1. lemenakely ( 01/08/2006 14:44)
Mahavariana ihany r'ireto ity fahantràna any @ tanàna ity ! Toa isan'andro tsy mitsaha-mitombo ireo kandidà raha tsy diso aho efa 10 mihoatra izao ireo kandidà potentiels.Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe : dia manantena inona ireo mpilatsaka? Maro @ ireo no efa fantatra ny zavatra nataony t@ firenena...1 ihany no ho lany eo .
Toa raha dinihana dia toy ny bingo manao matso ihany ny kandidà sasantsasany

TAIZA NO NAHITANA VOLA ? sa ny amidy vary misy fa ny amidy laoka tsy misy .
Raha mijery ireo mahantra izay tsy mitsaha-mitombo tsy aleo ve anaovana PMI na PME @ izay ny vola tsy very ny tanora mbà mahita asa !
Naman'ny mihaingo eny ambony tsikoko ihany ny mpanao pôlitika raha tsy mitsaha-mitobo ny hantsana mampisaraka ny manan-katao sy ny tsy manana
http://www.madanight.com/madagascar-photo-25591.htm
répondu par prime le 12/09/2006 15:19
2. Herimiafina ( 01/08/2006 14:46)
Ka ny vola hono eo ihany fa ny voninahitra koa tena zava-dehibe hoy ny mpanjanaka fahiny izay toa lasa andriamanitra arahina mihintsy amin'izao! :roll:
3. fijo ( 01/08/2006 20:19)
lemenakely,tena marina mihintsy letsy io voalzan'ise io.
4. arson ( 02/08/2006 05:14)
ho an'ilay atahorana tsy ho lany zany fa raha Ravalo kosa ve na irotsaka aza tsy atahorana ny sosy e!
5. prime ( 02/08/2006 09:55)
Ny vola aloha, misy ny manana ary misy ny voakarama hilatsaka... Hafa iny satria politika no ady ao...
Fa raha mikasika ny elanelana eo @ manana sy ny manan-karena indray tena sasanangy samihafa mihitsy, safidy nataontsika malagasy io hiditra @ "politique ultra-libérale" ka tsy mahagaga... ny lalàm-panorenana nofidiantsika mihitsy no mamaritra an'io satria io no lalana mety hanarina an'i dago... Fa ny safidy rehetra misy lafy ratsiny dia izay aloha hatr@ izao...
Tena marina anie ry zareo ny hoe, ny 'indices' ntsika, raha resaka toe-karena no jerena dia tena niakatra tokoa ny harin-karena e!!! Ny fiantraikany dia mazava ho azy fa ny olona manam-bola dia miterka betsaka kokoa ny hareny fa ny tsy manana na izay eo aminy aza mety ho voatroaka avokoa...
6. fijo ( 02/08/2006 18:43)
ka izay aloha,fasamy miady ao e
7. rabaradaka ( 04/08/2006 08:02)
Misy ny vola fa ny hampiasana azy no tsy hita ...:D
8. Fiffi ( 04/08/2006 19:20)
hita kah!
9. prime ( 07/08/2006 11:50)
:-D:-D
10. vetsoko ( 07/08/2006 15:47)
ho an'i prime/tsy nisafidy an'io ny gasy
11. prime ( 08/08/2006 13:40)
hazavao ny hevitry vetsoko fa nisy fifidianana lalàm-panorenana in-2 isika nahatonga antsika @ toerna ankehitriny... Ny voalohany dia t@ nanovàna ho repoblika faha-3... ny faharoa
12. prime ( 08/08/2006 13:42)
miala tsiny fa tapaka... ny faharoa dia t@ deba niverina teo @ fitondràna t@ 96 dia nanamafy iry voalohany no nataony fa naitsiny ho mety2 kokoa @ "style"'ny... dia io dimbiasan'ny ankehitriny io satria mety tsara @ izy ireo...
13. fijo ( 08/08/2006 17:33)
de avela handeha amin'io ihany izany ve,
14. prime ( 10/08/2006 10:01)
Ka rivotra avy @ fanatontoloana koa io ka tsy afaka @ io isika... Na izany koa aza, na isika izao tsy hiverina @ sôsialisma sy ny kôminisma koa satria nanditsoka ny firenena tany @ kizo ireny... Hatr@ izao aloha dia io politika "ultra-libéral" io indray no akaiky2 kokoa ny lalana ahatafavoahantsika... Ahoana ny hevitrareo?:lol:
15. vetsoko ( 11/08/2006 12:01)
alohan\'ny 1990 dia échec daholo ny adjustement structurel rehetra natao izay nampiasana volan\'ny bayeur de fonds marobe t@ izany,vokany nanao dénationalisation\'ny société d\'Etat rehetra i radidy(solima,zema,zeren,transport ,ets....marobe)ary dia crise be satria tsy misy fidiram-bola intsony ny fanjakana,ny trosa nampiasaina tà A.Sttruct nefa manginy fotsiny,tsy maintsy niantso vonjeo t@ banque mondiale sy ny fmi ny fitondrana ary dia nanomboka teo dia eo ambany fahefan\'ny BM sy ny FMI isika hatramin\'izao,ireo rehetra ireo ni accentuern\'ny crise politique 1991,tsy maintsy nidirana ny privatisation fa tsy choix satria tsy maintsy mila acteurs sy investisseurs étranger ny firenena handoa impots sy hi-créer emploi,tsy maintsy novaina ny constitution satria ni imposer zavatra maro ireo mpamatsy vola (investisseurs,BM,FMI,banque de paris ...)nanararaotra nanampy izay nety taminy t@ constitution koa ry zafy saingy nanao erreur betsaka izy satria constitution tsy nitenir compte izany donne économique rehetra izany no nataony fa variana t@ resaka politika,variana t@ duel t@ ratsiraka,niampy incompétance flagrante;dia ny situation actuelle indray dia mibaby trosa tsy eran\'ny aina isika @ izao fotoana izao,ohatra:efa tratran-tsika @ izao ny point d\'achèvement @ findramana trosa(fetra farany azo hindramana)satria nanhy naka sy nindrana hatrany isika à partir ny 1991 ka hatramin\'izao,fanahy iniana tsy resahina io satria grave ary mahakivy ny opinion public,tsara marihina fa nihazakazaka sy ni gonfler tsy misy ohatr\'izany io trosa io tato anatin\'ny 5 dérnières années,tokony hazava @ rehetra ny situation actuelle misy an\'i DAGO,ary résponsable isika @ éléction manaraka eo,devoir de tous citoyens,voter pour changer ,voter c aussi le pouvoir
16. prime ( 11/08/2006 12:56)
Tena voalazanao ny tiako holazaina...
Ny BM sy ny FMI no tompon'antoka @ fidiran'ny dago ao @ io politika ekonomika ankehitriny io... "libéralisation des secteurs clés, privatisation à outrance des sociétés et des organismes d'Etat pour la mobilisation des ressources locales et étrangères, promotion du mécanisme de l'économie de marché, intégration de l'économie à la mondialisation, pression aux gouvernants et aux opérateurs à adopter la globalisation du marché, promotion de la vision mondialiste et non plus locale et régionale..."
Ny ajustement structurel ireny tsy maintsy natao satria efa nahita ny fitondràna fa tsy maintsy nialàna ny vision à tendance gauchiste rehetra... tsy maintsy nitrosa be isika satria fiovam-penitra mahery vaika no natao, hiditra @ liberalisma...
Fa ny malagasy dia nandalo fitsapan-kevibahoaka hatrany hatrany amin'izany... Ka izay no lazaiko hoe "safidy"... Ny "manipulation" tsy ferana, fa rafitra sy lalàm-panorenana vao2 no nentin'i deba nampiditra antsika t@ io, ary mbola nohamafisin-dry zafy izany niaraka t@ fananganana repoblika faha3... Mbola nandalo fitsapan-kevibahoaka koa ireny... Ka safidy io aloha amiko... Marina ny voalazanao farany, fa tsy ampy ny "débat politique" sy "économique" ka nandatsa-bato tsy ampiheverana angaha ny maro an'isa fa tsy manafoana ny andraikitry ny vahoaka mihitsy izany ka hiteny hoe "tsy safidy io"...
Dia hoavy tokoa ny fifidianana, dia rehefa any an-kady rehefa avy eo dia hoe tsy safidy indray... O rey olona, raiso ny andraikitsika e... efa impiry moa izany no noresahina hoe "olona sa hevitra no fidina?" dia hoy ny tsy mandady harona hoe "ny anay olona ihany"...
17. fijo ( 11/08/2006 20:32)
ny olana dia ny vahoaka mihintsy no tsy ampy fahalalana.hany ka lasa mandatsabato am po fotsiny.raha ampy fahalalana ny olona ,tsy nanaraka iny repoblika fahatelo iny."zafy"
18. vetsoko ( 12/08/2006 10:17)
marina mihintsy io voalazan'i fijo io,ary tena obstacle io no sady handicape ngeza be,nefa sarotra resena satria isika tena mbola mahantra
19. Fiffi ( 12/08/2006 10:58)
tsy de tena hoe le fahantrana no nahatonga ny hadisoana fa ny tsy fahalalana marina!
20. fijo ( 15/08/2006 21:30)
sady le ezaka koa tsy dia misy loatra e.ny tena marina dia avela foana ny vahoaka tsy ahalala,mba ahafahana manao izay tiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1719