Koa raha misy ihany ve ny vola @ 03 désambra ?...
21. prime
(
16/08/2006 13:58)
Efa mifoha ihany fa ny ampahany manify dia manify... fa "exprès" ho an'ny mpitondra koa aloha ny mamela ny vahoaka ho "ignorants" satria mora manipuler'na...
23. prime
(
17/08/2006 08:57)
mampalahelo ihany fa @ izao andro eritreretina ho mandroso izao no mbola maro ny vahoaka azo fitahina...:(
24. fijo
(
29/08/2006 22:14)
le izy letsy sady mampalahelo no mahakamo an.atao hoe tsy misaina ve le olona sa ahoana.io anie na hiady eto aza isika mpanohana,tsy misy inona hoazo e.ry zalahy no hitantana azy eo.ny tokony hoataontsika dia ni mijery izay mba hita fa mety ahavita.
25. prime
(
30/08/2006 09:03)
Eny e... fa tsy "excuses" mihitsy ny fahantràna fa tsy fahamatorana no tena marina... dia rehefa diso safidy dia lasa mitady an'i babay sy lohavohitra anilihana andraikitra, fa isika ihany io...
Fa ny zava-misy kosa aloha dia izao politika "ultra-libéral" izao no lalana haingana hahatafavoahan'ny firenena... Tsy maintsy misy foana ny "victimes" kanefa hatr@ izao aloha dia tsy misy lalana hafa mihitsy...

26. fijo
(
30/08/2006 21:48)
za aloha tsy manao fialan tsiny amin'ny fahantrana e.izay dia ekeko.za koa tsy tia kominista,fa izao fahafahana izao kosa amiko mila asiana arofanina,fa raha tsy izany dia tsy hivoaka mihintsy ny tany mahantra,ary dia hiverina moramora ny mena be
27. prime
(
31/08/2006 12:03)
An3 ka tsy ialahy anie letsy no resahiko @ ilay hoe miala tsiny @ fahantràna fa i vetsoko tao ambony tao e...
Fa marina tokoa izany fa tokony hamafisina ny arofanina... ny hoe tsy misy dia tsy mitombina kosa angamba fa tena misy mihitsy ny arofanina fa mbola marefo... fa na izany aza, ilay "répartition" anie no mbola tsy tonga any @ vahoaka tanteraka fa ny ekônômia efa tena miakatra mihitsy e... Ary @ politika ultra-libéral toy izao tena mampandroso mihitsy (amin'ny lafiny makrôekônômika) ny fisian'ny monopoles privés, sy ny fisokafan'ny fanjakàna amin'ny privés mpanam-bola (na gasy io na vahiny) ary ny fampihodinana ny "économie de marché" fa tsy hiantehitra @ fanjakàna lava izao ny mpamokatra...
Na ny oniversite aza izao tsy maintsy hiditra ihany @ système LMD, tena privé mihitsy no ao ambadik'izany...

28. fijo
(
07/09/2006 22:28)
za koa aloha dia mandala tanteraka io fahafahana ara ekonomika io e.efa hitantsika tao mada ny ekonomia notantanana"kominista"ary izao mbola mizaka azy izao isika.ka aleo atsahatra iny.