ho antsika Kristianina

1. LazaDaddy ( 03/08/2006 03:27)
Am-pitiavana,

Aoka re ny fiainantsika no ezahintsika ampanarahina ny Tenin'Andriamanitra; fa tsy ny Teniny no amboamboarina hifanaraka @ fiainantsika :)

Tsy noho ny herin'ny tenantsika, fa ny Fanahy Masina no aoka hanampy antsika ahatanteraka izany

Mahereza! :-*
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:45
2. Fiffi ( 03/08/2006 04:00)
Dia tsy satry ny hivavahana zany mba hanampy antsika lalandava .
3. HESHA ( 03/08/2006 05:31)
Hoatrany hoe tsy de mazava loatra le tianao ambara, mba asio ohatra vitsivitsy na maromaro azafady.
Na izany na tsy izany, marina le voalaza satria misy oul manao excuse ny fitondrantenany amin ny resaka Tenin'Andriamanitra. Lazaina fa satria zao no ao anaty baiboly ka nahatonga azy hanao izao sy izao.
4. Fiffi ( 03/08/2006 07:21)
HESHA:
Lazaina fa satria zao no ao anaty baiboly ka nahatonga azy hanao izao sy izao.
ka raha izay no hitany fa tsara @ fanompoana an'Andriamanitra , aiza ny olana kay ?


5. majesty ( 03/08/2006 07:51)
eny tompoko8)
6. pissoa ( 03/08/2006 08:10)
Marina mihitsy ny tenin'i LazaDaddy! Aoka ny fiainantsika no ezahina ampanarahina ny tenin'Andriamanitra.

Dia ampiako kely:
Noho izany - manana adidy lehibe koa isika Kristianina, manazava ny Tenin'Andriamanitra amin'ny olona.
Tsy manentana ny olona hamaky ny baiboly fotsiny fa mifampiresaka :)

Raha najanona tamin'ny teny tsy Gasy ny baiboly dia ho sarotra ho antsika Malagasy ny hanaraka ny Tenin'Andriamanitra. Dia toy izany koa, raha tsy azavaina amin'ny tenin'ny tsy mahay ny baiboly dia sarotra ho an'ny tsy mahay ny manaraka ny Tenin'Andriamanitra.
7. LazaDaddy ( 03/08/2006 08:12)
pissoa> andao aseho amin'ny asa sy fitondran-tena :):-*
8. Fiffi ( 03/08/2006 08:31)
pissoa:
Noho izany - manana adidy lehibe koa isika Kristianina, manazava ny Tenin'Andriamanitra amin'ny olona.
Tsy manentana ny olona hamaky ny baiboly fotsiny fa mifampiresaka :)
pissoa: marina zany ! ary io indrindra koa no tena hilana ny pretra sy ny fandehanana mivavaka , miangona mba hihenohina ireo filazan-tsara.


9. cutie ( 03/08/2006 10:13)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 03-08-2006 12:21:51
Lohateny : Re : ho antsika Kristianina
Hoy i HESHA:
Lazaina fa satria zao no ao anaty baiboly ka nahatonga azy hanao izao sy izao.

io koa no tena mbola tsy azoko hatramizao
marina ny tenin'i Hesha, tokony asiana ex mitsy :-D
10. Zina ( 03/08/2006 12:09)
Aoka re ny fiainantsika no ezahintsika ampanarahina ny Tenin'Andriamanitra; fa tsy ny Teniny no amboamboarina hifanaraka @ fiainantsika

Ankehitriny dia io mihitsy no miseho satria fantan'i satana, ilay devoly fa akaiky ny androny ka ataony confus sy tsy hino i raolombelona.. Atsika no mitandrina sy mivavaka foana @ Andriamanitra mba tsy ho vorebireby.
11. soanja ( 03/08/2006 12:10)
pissoa:

Marina mihitsy ny tenin'i LazaDaddy! Aoka ny fiainantsika no ezahina ampanarahina ny tenin'Andriamanitra.

Dia ampiako kely:
Noho izany - manana adidy lehibe koa isika Kristianina, manazava ny Tenin'Andriamanitra amin'ny olona.
Tsy manentana ny olona hamaky ny baiboly fotsiny fa mifampiresaka :)

Raha najanona tamin'ny teny tsy Gasy ny baiboly dia ho sarotra ho antsika Malagasy ny hanaraka ny Tenin'Andriamanitra. Dia toy izany koa, raha tsy azavaina amin'ny tenin'ny tsy mahay ny baiboly dia sarotra ho an'ny tsy mahay ny manaraka ny Tenin'Andriamanitra.


^:^^:^^:^


12. HESHA ( 03/08/2006 13:57)
Fiffi, ny mahatonga ahy miteny izany de satria be ange ny oul mandray anjara mavitrika am asa fanompoana nefa ny zavatra tena asehony ivelan ny fiangonana ka mamoafady e.
Raha misy miteny mikasika azy anefa de mahita tenin'Andriamanitra havaly anao izy hanazavana ny fihetsiny, satria izy mahay ny toko sy andininy ao am baiboly mihoatra noho ianao
13. cutie ( 03/08/2006 14:09)
hesha:-D
marina mitsy zany
14. prime ( 03/08/2006 14:37)
:lol:
15. cutie ( 03/08/2006 14:39)
prime aza mi:lol:eo fotsiny e :lol:
16. xxx ( 03/08/2006 20:59)
LazaDaddy:
pissoa> andao aseho amin'ny asa sy fitondran-tena :):-*



17. Fiffi ( 04/08/2006 05:15)
pissoa:
Aoka ny fiainantsika no ezahina ampanarahina ny tenin'Andriamanitra.
tena mihombon-kevitra @ io aloha zah an!


18. belahasa ( 04/08/2006 09:38)
samy manana ny fampifanarahany ny fiainany amin'ny tenin'Andriamanitra nefa.

Tsy tokony hiseho ho manana ny marina ny tsirairay fa tokony hi respecter ny fiainan'ny hafa ny tenin'Andriamanitra.

Ohatra tsotra ilay resa kisoa. ihinana sa tsy ihinana.
zay minana tokony tsy hanamavo ny mihinana ary ny tsy mihinna hanabaty ny minana
19. diamondra27 ( 06/08/2006 12:18)
belahasa: 8)
tsy fantatra mihitsy hoe: ny an'iza no marina

LazaDaddy: izany aloha dia marina satria raha efa nandray an'i Jesosy ho Tompon'ny fiainanao ianao dia tokony handeha araka ny Fanahy @izay.
Koa raha mbola kristiana anarana fotsiny ny olona dia sarotra aminy izany hoe: mandeha araka ny Tenin'Andriamanitra izany
Mila manolotena isanandro isanandro eo @ Tompo isika
20. prime ( 08/08/2006 13:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4316