fanontaniana mila valiny

1. rolland1000 ( 02/08/2006 11:23)
nandinika aho ary nijery ireny site momba an'i Madagascar ireny , nitady izay mba misy ny halaviran'ny làlana misy eto Madagascar nefa dia tsy nahita mihitsy , raha mba fantrareo ny halaviran'ny Tananarive -Tamatave mba valio haingana raha azo atao fa ilaiko maika .
misaotra mialoha
novalian'i Zina ny 08/08/2006 19:47
2. Zina ( 02/08/2006 11:53)
300 km raha tsy diso za...
3. xxx ( 02/08/2006 12:10)
356 kms eo ho eo , adin'ny 8 raha mande taxi-brousse
4. malalatinasoa ( 02/08/2006 12:34)
365km no tena izy o, nifamadika kely le teo alou :D
5. mamzelkely ( 02/08/2006 12:40)
ts 369km ve :roll:
6. Herimiafina ( 02/08/2006 13:10)
Jereo hoe ny siten'ny Vice-Primature Chargée des Programmes Economiques de l'AT et des TP et du Transport fa ao no mety misy azy.

Na ny projet PSST fahiny na ny Projet pole Intégré de croissance?

Dia teneno eto koa ny valiny! :wink:
7. Fiffi ( 02/08/2006 15:55)
http://www.madagascar-vision.com/salon800/page2d.asp?CAT=167&STAND=1061&PROC=3&PAGE=6751
8. Fiffi ( 02/08/2006 15:57)
de ity koh ! http://www.studentsoftheworld.info/informations_pays.php?Pays=MAD
9. Zina ( 08/08/2006 19:47)
fa ahona ry rolland1000 ande any tamatavy angaha ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3325