iza no inoanao?

1. LazaDaddy ( 03/08/2006 08:09)
mino va ianao fa Andriamanitra nahary izao tontolo izao tao anatin'ny enina (6) andro, araka ny voalazan'ny Baiboly fa tsy araka ny voalazan'ny siansa (evolution)?

Tonga dia omeko ny valiteniko fa @ manaraka hazavaiko:
Izaho siantifika fa izaho mino, ary mino koa aho fa tsy ampy an'izany "4 milliards d'annees" ny fahaneran'ny tany fa latsaky ny 7000 taona.
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:46
2. Fiffi ( 03/08/2006 08:28)
arakin'ny maha-Kristianina ahy de tena mino tokoa zah ! Inona moa no tokony hinoako afatsy zay voalaza ao anty Baiboly ? Satria amiko dia ny Baiboly dia tokana .
Raha sanatria kosa ka mbola mampiheritreritra ahy zany finoako zany de hangatahako an'Andriamanitra hanampy ahy hatrany .
3. cutie ( 03/08/2006 10:15)
jereo ny manodidina anao de zay enao vo mino e , tsy we satria zay voalazan'ny baiboly de zay rery ihany no base:lol:
4. Zina ( 03/08/2006 12:05)
Izaho siantifika fa izaho mino, ary mino koa aho fa tsy ampy an'izany "4 milliards d'annees" ny fahaneran'ny tany fa latsaky ny 7000 taona.
Satria amiko dia ny Baiboly dia tokana .

marina izany tsisy afa tsy ireo ny valin-teny.
5. soanja ( 03/08/2006 12:07)
cutie> Dia mbola tehaka mirefodrefotra hatrany ny avy aty amiko ho andry.
6. 100tinl ( 03/08/2006 13:21)
Andriamanitra ange tsy voafehin'ny fotoana sy ny elanelana é ! Ilay hoe andro enina, dia tsy voatery hoe 24 ora x 6, miteny ny Baiboly hoe ny 1 andro @ Andriamanitra dia 1000 taona , ilay 1000 milaza habetsaham-potoana, miteny ny Baiboly dia ekentsika : IZAY NO ATAO HOE FINOANA !
7. cutie ( 03/08/2006 13:37)
soanja:*:*:*:*
8. soanja ( 03/08/2006 14:01)
cutie,:-*:-* hatrany hatrany.
9. Hubert ( 03/08/2006 14:17)
Ka izao anie e! efa betsaka @'zao no manao fitaovana ny Baiboly hitarika anao any am'ts'izy e! De aon'io.
10. cutie ( 03/08/2006 14:20)
zay le lazaiko we jereo ny manodidina anao :wink:
11. soanja ( 03/08/2006 17:48)
LazaDaddy:

mino va ianao fa Andriamanitra nahary izao tontolo izao tao anatin'ny enina (6) andro, araka ny voalazan'ny Baiboly fa tsy araka ny voalazan'ny siansa (evolution)?

Tonga dia omeko ny valiteniko fa @ manaraka hazavaiko:
Izaho siantifika fa izaho mino, ary mino koa aho fa tsy ampy an'izany "4 milliards d'annees" ny fahaneran'ny tany fa latsaky ny 7000 taona.


Aza forcer-na hoa ny karatra.:-*:-*:-*


12. miangalyandria ( 03/08/2006 19:08)
Mampahatsiaro ahy ny zavatra nosoratan'i ED ANDRIAMALALA, ataoko ahoana tokoa marina ny tsy hino raha mijery ny manodidina antsika !
13. xxx ( 03/08/2006 21:04)
100tinl:
Andriamanitra ange tsy voafehin'ny fotoana sy ny elanelana é ! Ilay hoe andro enina, dia tsy voatery hoe 24 ora x 6, miteny ny Baiboly hoe ny 1 andro @ Andriamanitra dia 1000 taona

ra tsy diso za to tam contexte nanamboarany anio lanitra sy tany io izy no ni-definir ny andro sy alina taminio fotona io. fa any am contexte hafa le 1000 taona. sa za konko mandray atendrony? :-D:-D:-D:-D:-D =)) =)) =)) =)):^):^):^)
14. LazaDaddy ( 03/08/2006 21:52)
Miserana ihany aloha ny eto fa hianavaratra be ny tenanay. Dia isaorana ireo nanome ny valiteniny sy ireo tsy sahy nanome :)
Ilay fanontaniana dia tsotra be: mino va ianao sa tsy mino (fanekem-pinoana)? :lol:
15. Fiffi ( 04/08/2006 05:12)
cutie:
jereo ny manodidina anao de zay enao vo mino e , tsy we satria zay voalazan'ny baiboly de zay rery ihany no base:lol:
cutie: oemo ohatra ary akia zah hoe inona zany ? amiko tsinona ny Baiboly dia tokana !


16. majesty ( 04/08/2006 08:09)
100tnl:ilay hoe 1 andro amin'Atra = 1000 taona amintsika dia azo raisina rehefa handinihana zavatra ara-paminaniana ihany,fa ny namoronan'Atra an'zao tontolo izao dia tao anatin'ny 6 andro ihany ary ny andro fahafito no nanamasinany azy,ary mbola io ihany io herinandro (7andro)mbola hiainantsika mandraka androany io.
LazaDaddy:ny baiboly milaza fa vao haingana ihany no namoronana ny tany,fa ny azoko hanazavana azy fotsiny dia hoe isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto ambonin'ny tany,ohatra:
2000 taona voalohany:nisy ny safo-drano tamin'ny andron'i Noa
2000 taona faharoa:tonga ho nofo teto an-tany Jesosy
2000 taona fahatelo:mbola tsy misy zavatra miseho aloha hatramin'zao
*izany hoe eo @6000 taona eo ho eo zany zao ity tany sy zava-boahary izay ivelomantsika ity.
17. soanja ( 04/08/2006 13:01)
Ianareo ve mba mpijery an'ireny documentaire antsoina hoe NOVA ireny? Ireny no hilaza aminareo hoe oviana no niforona ny univers ary tamin'ny oviana no niforona ny tany. Dia tamin'izay i Andriamanitra no namorona azy.
18. cutie ( 04/08/2006 20:15)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-08-2006 10:12:04
Lohateny : Re : iza no inoanao?
Hoy i cutie:
jereo ny manodidina anao de zay enao vo mino e , tsy we satria zay voalazan'ny baiboly de zay rery ihany no base
cutie: oemo ohatra ary akia zah hoe inona zany ? amiko tsinona ny Baiboly dia tokana

ohtra serasera forum :-D:-D:-D:-D
laingako zany
19. cutie ( 04/08/2006 20:16)
fiffi a mbola kamo za hanome ohtra :-D
20. Achia ( 05/08/2006 05:48)
2000 fahatelo de afo indray ito no tsisy azo hialana tsony gah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1396