iza no inoanao?

41. hery ( 09/08/2006 14:05)
LazaDaddy> Ny nampiasain'i Jesoa tsy baiboly kah :-) Mbola tsy nisy baiboly (araka ny fahalalantsika azy amin'izao) tamin'izany fotoana izany.

Sa inona tokoa moa ilay atao hoe baiboly?
42. Zina ( 09/08/2006 15:23)
Ny baiboly dia ny Tenin'Andriamanitra, inspiré par Dieu a travers les prophetes ..
Jereo Jaona 1: 1 koa milaza ny dikan'ny baiboly
43. LazaDaddy ( 09/08/2006 18:21)
Hery> Tsy nanontany Baiboly anao aho aloha fa aza manova fanontaniana e! :) Ny Tanach sy ny Torah nampiasainy no anontaniako anao hoe mety nisy diso ve raha araka ny hevitrao satria sady efa taty aoriana vao nosoratana hoy ianao no mbola ...copie+copie+copie? Io Genesisy teneninao io mantsy dia ao @ Torah soa aman-tsara
44. hery ( 10/08/2006 07:21)
LazaDaddy> Ka tsy niresaka Tanach sy Torah koa aho talohan'io fa ny Baiboly no resahako :-)

Na izany aza anefa dia inoako fa tsy nisy olana tamin'i Jesoa na nisy diso tsipelina aza ny Tanach (sur 100% fa nisy tsipelina sns...) satria tsy narahiny ara-bakiteny intsony.
45. prime ( 10/08/2006 11:27)
Mafàna e, mafànafàna, mafàna ny adihevitra eeee!!!:°)
Mazotoa aby... tohizo fa tsara...:)
46. LazaDaddy ( 10/08/2006 12:39)
prime> izaho tena tsy hanohy intsony fa ohatran'ny manery olona hanao lainga tsy mitototra sy mampisavorovoro ny mareforefo. Tena mahavariana ny fisainan-draolombelona. hahaha!
47. pissoa ( 10/08/2006 12:53)
Sao tokony tohizina ihany satria ...
Jereo fa sao dia miorina amin'ny boky fotsiny ny finoanao fa tsy miorina amin'ilay Teny (ilay Teny tonga nofo)
48. prime ( 10/08/2006 12:56)
Tohizo fa tsara e!!!:lol:
49. cutie ( 10/08/2006 13:02)
ka le fanontaniana aza we "iza "', koa "in" njay no havalinareo :lol:
50. prime ( 10/08/2006 13:06)
:-D
51. cutie ( 10/08/2006 13:16)
prime :-D
52. Zina ( 10/08/2006 17:33)
izaho tena tsy hanohy intsony fa ohatran'ny manery olona hanao lainga tsy mitototra sy mampisavorovoro ny mareforefo. Tena mahavariana ny fisainan-draolombelona. hahaha


Mba tiko soratana teny gasy ilay izy fa miala tsiny tsy nande ny baiboly.com.

Lazadaddy marina mihitsy izany Jerevo anie ao @ titosy 3: 9-11
Ataoko teny anglisy :
But avoid foolish disputes genealogies, contentions and strivings about the law, for they are unprofitable and useless, reject a divisive man after the first and the second admonition, knowing that such a person is warped and sinning being self condemned.
In other words avoid any nonsense discussion.
53. prime ( 11/08/2006 09:40)
54. Zina ( 13/08/2006 21:48)
Prime ko lozany mitsiky fotsiny
ary ilay LazaDaddy to tsy namaly intsony?
55. pissoa ( 14/08/2006 10:14)
Titosy 3:9-11:
9 Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.

10 Izay mpanao hevi-diso [Na: olona mitokana ho azy], rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao,

11 satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa.

(Nalaina tao amin'ny Baiboly.org)

Io ilay teny gasy fa tsy hitako izay hidirany eto ry Zina :roll:
56. Zina ( 14/08/2006 15:07)
Pissoa a ndana jereo ery ambony ery .. ny teny farany nataon'i LazaDaddy dia io no valiny...
niditra tao @ baiboly.org ko za fa tsy nande...
57. pissoa ( 14/08/2006 16:21)
Efa ela ito no hitako teo
izaho tena tsy hanohy intsony fa ohatran'ny manery olona hanao lainga tsy mitototra sy mampisavorovoro ny mareforefo. Tena mahavariana ny fisainan-draolombelona. hahaha


... fa mbola tsy hitako ihany izay hidirany ka ... mba azavao hoe raha azo atao :roll:
58. Zina ( 15/08/2006 20:10)
Pissoa ko - aoka any e tsy maninona ka... dia vakio ndray ary ny eo alohan'ilay lazain'io
59. pissoa ( 15/08/2006 20:48)
Zina:
dia vakio ndray ary ny eo alohan'ilay lazain'io

Io anie na vakiako in-100 aza tsy miova mihitsy e :{:-D:-D:-D

Rehefa azavaina vao mety miova ny fahazahoako ilay andalan-tsoratra :P

( Maninona kay ny sasany amin'ireo mpitanisa baiboly rehefa anontaniako ny hevitra sy ny dikan'ilay noteneniny dia tsy mamaly e :cry: )
60. LazaDaddy ( 16/08/2006 01:04)
pissoa:
( Maninona kay ny sasany amin'ireo mpitanisa baiboly rehefa anontaniako ny hevitra sy ny dikan'ilay noteneniny dia tsy mamaly e :cry: )
Mety mahita ry zareo angamba fa manidy fo ianao. Dia aleony mampiasa ny fotoana kely mba ananany hiotazana ny vokatra maro hafa. "Betsaka ny vokatra fa ny mpioty no vitsy" :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.293