iza no inoanao?
61. soanja
(
16/08/2006 01:33)
Ny any tao amin'i Katolika izao dia hoe "Be ny vokatra fa ny mpijinja no vitsy." dia ahoana izany ilay dikateny eo. Iza no marina? jinja sy mioty samihafa mihitsy. Ny iray mampiasa antsim-bilona ny iray mampiasa kakazo na miakatra ambony hazo mihitsy, indraindray manpiasa tohatra na hoe manitsana avy aty ambany amin'ny alalan'ny fanetsehana ny ilay hazomamoa ary milatsaka daholo na ny voankazo tsara na ny voankazo ratsy. :-*:-*Tiko be nareo e.
63. soanja
(
16/08/2006 04:38)
LazaDaddy:
Soanja, misy firy tokoa ny isan'ny boky ao @ Baiboly Katolika e?
Tsy tadidiko fa aleo jereko dia lazaiko eto. Efa ela aho no tsy namaky baiboly katolika fa ny tadidiko momba azy kosa mijanona ato amiko.
Raha tsy diso aho misy an'izay Bokin'i Judith izay toa tsy misy amin'ny baibolin'i propesta. Dia mety mbola misy hafa fa aleo verifier-ko dia lazaiko eto ihany.
64. LazaDaddy
(
16/08/2006 05:18)
Soanja> misaotra anao fa manampy be ahy io amin'ny fifanbakalozako amin'ny namako.
Izay vao azoko ny mety ho antony mahatonga azy ireo milaza fa "misy diso" hono ny Baiboly.]
TSY ny Baiboly (Tenin'Andriamanitra) akory no misy diso fa ny "baiboly namboamboarina" (izay tsy Tenin'Andriamanitra velively).

65. soanja
(
16/08/2006 05:56)

Rehefa nanao search aho tao amin'ny Net dia ireto no hitako.
Misy boky 27 mitovy amin'i Propesta ny testamenta vaovaon'i baiboly katolika. Ny tsy mampitovy azy kosa dia manana boky 46 izy ao amin'ny Testamenta taloha raha oharina amin'i Protestant 39. Ka ireto avy ireo boky ireo: Tobiah, Judith, Baruch, Ecclesiasticus, Wisdom, First and Second of Maccabees, ary parts of Esther sy Daniel. Zany hoe ny Deuterocanonical (second Canon) io 7 voalohany io ary Apocrypha na false writings no niheveran'i Protestant ity roa farany ka najanony nony nanao reformation izy fa tsy nampidiriny tamin'ny azy.
67. pissoa
(
16/08/2006 07:29)
LazaDaddy:Mety mitsaratsara olona tsy hitan'ny masony akory angamba zany ry zareo? Sa mety hoe izay tsy mahazo aminy dia manidy fo angamba? :roll:
Mety mahita ry zareo angamba fa manidy fo ianao. Dia aleony mampiasa ny fotoana kely mba ananany hiotazana ny vokatra maro hafa. "Betsaka ny vokatra fa ny mpioty no vitsy"
(Manao tora-po kely aho - angamba hors-size)
Zavatra tsotra anie no angatahina e. Rehefa mba miteny hoe hoy ny baiboly pejy ... na toko sy andininy, dia mba azavao rehefa misy tsy mahazo e. Rehefa tsy mazava io, dia mitovy - tsy misy valaka - amin'ny baiboly teny sinoa tsy hain'ny gasy vakiana!
68. pissoa
(
16/08/2006 07:42)
(tohiny)
Sao tahotra ny hotenenina hoe diso no tsy hanazavana amin'ny olona ny hevitra sy ny dikan'ny teny notsongaina tao amin'io baiboly io? Raha izay dia torohevitra tsotra ny ahy: azavao - teneno ny hevitra - mba ho azon'ny olona ahitsy raha diso.
prime tatsy ambadika tatsy hoe:(tsy novaliako io tao fa sao nivadika be loatra ny size)
Ny hoe lazao ny hevitrareo mikasika ny mahaRay Azy, dia mitombina mihitsy ny hoe vakio tsara ny baiboly... Ny hevitro, ny hevitr'isika rehetra eto dia iaraha-mahalala fa dinidinika, ka mety misy hadisoana na ny fomba, na ny fiteny, na ny ambara fa ny tsotra dia ny miverina any @ fototra raha tena te-hahafantatra marina...
Sao tahotra ny hotenenina hoe diso no tsy hanazavana amin'ny olona ny hevitra sy ny dikan'ny teny notsongaina tao amin'io baiboly io? Raha izay dia torohevitra tsotra ny ahy: azavao - teneno ny hevitra - mba ho azon'ny olona ahitsy raha diso.
69. LazaDaddy
(
16/08/2006 07:54)
pissoa:Sarotra ny hitsara azy hoe "mitsara olona" fa angamba ny famakiany ny zavatra aroso eto no itarafany ny olona iray hoe manidy fo na tsia :)
Mety mitsaratsara olona tsy hitan'ny masony akory angamba zany ry zareo? Sa mety hoe izay tsy mahazo aminy dia manidy fo angamba? :roll:
70. pissoa
(
16/08/2006 08:08)
Sarotra ny hitsara azy hoe "mitsara olona" fa angamba ny famakiany ny zavatra aroso eto no itarafany ny olona iray hoe manidy fo na tsia
Sarotra tokoa moa izany ... fa ny famakiako ny zavatra narosonao teto no nahatonga ahy nanontany hoe mety mitsara ve? :lol:
78. rakaroka
(
24/09/2006 20:31)
Iza no inoanao?Science sa Baiboly?...
Raha tena zohina ny "histoire" dia rizareo grika no tena poitran'ny "fikarohana" Scientifique satria rizareo no nanana filozofa sy manampahaizana MMmmaro
tam-boalohany tamin'ny andron'n-dry Pythagore,sns...
Tamin'izany niteny i Descartes hoe ho tonga eny amin'ny volana eny ny olona indray andro any!... Dia efa tanteraka izany...Nolazainy koa fa ny olona mahafehy ny Science no hanjaka amin'ny tany. Dia ny tandrefana saiky nirona tamin'izany fa maro koa ny nifikitra amin'ny finoany tahaka an-drizareo arabo izay zary tsikilovin-drizareo amin'ny GOOGLE earth indray!
Miray hevitra @ "Cutie" sy "Soanja" @ fomba fijery aho hoe natao hoheverina ny manodidina !
ary tsy tokony hipetraka ny fanontaniana satria ny "Science" dia karazana "loi de l'univers" tsy natao ho tsy inoana satria hoe "mino" an'Atra.

79. prime
(
26/09/2006 07:46)
Fanampim-panazavàna: tsy ny grika ihany no tena fototry ny fikarohana siantifika fa efa nisy hatr@ fahagolan-tany izany... raha jerena ny sivilizasiôna rehetra dia efa ela lavitra ny egyptiana ohatra no efa nandinika manokana mikasika ny astrôlôjia sy ny siansa fototry ny matematika... ny persiana koa ohatra efa nandinika manokana momba ny \"architecture\" t@ fotoana nampantanjaka izany sivilizasiôna izany... ny sivilizasiôna sinoa efa lasa lavitra teo amin\'ny siansa momba ny ady...
Fa ny grika efa taty aoriana...
Fa ny grika efa taty aoriana...