iza no inoanao?

21. diamondra27 ( 06/08/2006 12:14)
22. Achia ( 06/08/2006 15:05)
inn mahagaga an'i Diamondra e le oe tsisy azo hialana tsony ve , :°) fa t@ le 2000 taona voalohany sy faha 2 ange mbola nisy ihany ny velona e fa @ ty to ho levon'ny afo ny zavatra rehetra e !
23. diamondra27 ( 06/08/2006 15:11)
ahan:
achia: le tantara no mahagaga ahy
24. Zina ( 06/08/2006 19:59)
oy i majesty
LazaDaddy:ny baiboly milaza fa vao haingana ihany no namoronana ny tany,fa ny azoko hanazavana azy fotsiny dia hoe isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto ambonin'ny tany,ohatra:
2000 taona voalohany:nisy ny safo-drano tamin'ny andron'i Noa
2000 taona faharoa:tonga ho nofo teto an-tany Jesosy
2000 taona fahatelo:mbola tsy misy zavatra miseho aloha hatramin'zao
*izany hoe eo @6000 taona eo ho eo zany zao ity tany sy zava-boahary izay ivelomantsika ity

Marina mihitsy io, ary raha vo-remarkenareo dia ny chiffre 7 midika complete...
Andriamanitra nanao ny any pendant 6 jours dia nitsahatra izy T2 andro faha-7
Tamin'ny andron;ny zanak"israel ny tany dia nambolena pendant 6 ans dia tsy nambolena rehefa taona faha-7
Isika izao dia mihaina dans les 6000 annees zao asa raha oviana no ho tapitra andriamanitra ihany no mahalala ny fahatongavan'i Jesosy
Dia avy eo ny olona masina rehetra dia miaraka @ Jesosy any an-danitra mandritran'ny 1000 ans, eto an-tany tsy misy fa-tsy i Satana pendant les 1000 ans io
ka raha mieritreritra tsara isika dia misy mihitsy ny logique io...
Ka mihomana ry reto fa efa akaiky ny fahatongavan'i Jesosy haka antsika any @ mandritran'ny 1000 ans dia avy eo i Jesosy hametraka ny Jerusalema vaovao eto @ ity tanin-tsika ity izay ho Headquarter-ny Andrimanitra. avantageux be isika satria Ny tany-tsika no hametrahany ny HQ-ny fa tsy any @ planete hafa .. Andriamanitra dia mampiseho ny fitiavany lehibe antsika (humain)...Indraindray tsy fantatsika mihitsy ilay fitiavana be ampisehon'Andriamanitra antsika..
25. LazaDaddy ( 06/08/2006 23:53)
Zina> Tsy diso akory ny voalazanao, kanefa somary ahitsiko kely ilay "chronologie" araka ny voasoratra:

Ny fampakarana (rapture) dia miseho alohan'ny "tribulation" izay maharitra fito taona. Aorian'izay ilay 1000 taona.

Fa izao no tsikaritro:
Sahabo ho 25% an'ny Baiboly miresaka faminaniana, am-polony amin'ireo ihany no mikasika ny nahaterahan'i Jesoa fa ny sisa rehetra milaza ny Voninahitr'Andriamanitra @ andro farany.

Kanefa ny mpitory teny, mpampianatra, ary ny ankabeazan'ny mpino rehetra somary "manamaivana" ny faminaniana momba "andro farany". Ary ilay fihavian'i Jesoa voalohany foana no hamafisiny.
26. Zina ( 07/08/2006 15:47)
Ny fampakarana (rapture) dia miseho alohan'ny "tribulation" izay maharitra fito taona. Aorian'izay ilay 1000 taona.


Tsy mazava ahy. Raha ny fahafantarako ny dikan'ilay lazainao io dia oe:
Ny tribulation - "les plagues" dia fito taona dia ao arinan'ny fampakarana? io fampakarana io ve ny fiavin'i Jesosy?
27. LazaDaddy ( 07/08/2006 17:59)
Zina> halalino tokotrany hoe dia mba hazavao fa sao dia izaho no diso? :wink:
28. Zina ( 07/08/2006 19:19)
Zany an...
Ny nianarako dia izao ary misy porofo mihitsy ao @ baiboly, ka antsika no mandinika.

Ny plagues izay maharitra fito taona dia alohan'ny fihavin'i Jesosy. Satria Ny olona durant les 7 ans io dia efa nifidy na hanaraka an'i Jesosy na hanaraka an'i Satana ka izay nanaraka an'i Jesosy dia tsy ho voan'ireo mihitsy satria ny varavarampasohavana dia efa nidy. Hoy ny ao @ baiboly Apok.22:11 " Izay manao ny tsy marina, aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy; ary izay maloto, aoka mbola hihaloto ihany izy; ary izay marina kosa, aoka mbola hanao ny marina ihany izy; ary izay masina, aoka mbola hihamasina ihany izy."
durant ces 7 ans de plagues io ny olona izay tsy nanaraka an'i Jesosy dia tsy ho faly mihitsy, ho tezitra be ry zareo etc...(tadidinao ny zavatra niseho tany Egypta t@ ny zanak'Israel hiala ny tany? ny zavatra niseho rehefa niala ry zareo, ny fahatezeran'i Farao, ny fisarahan'ny ranomasona mena)
mitovy an'io mihitsy ny zavatra hiseho.. Ny fisarahan'ny ranomasona mena io dia mitovy an'ny fihavin'ny Jesosy...
Izaho aloha dia miezaka ny hanaraka an'i Jesosy satria raha tena mieritreritra anie ry reto isika dia tena mazana be zany oe tsy nahazo ny lanitra izany e sa ahona?
29. Zina ( 07/08/2006 19:21)
saika adiniko, izay rehetra manaraka an'i Jesosy dia tsy mba voan'ireo plagues ireo satria efa azo lazaina fa olona masina isika amin'izany fotoana izany, tsy manota intsony ... mahafinaritra mihitsy.
30. LazaDaddy ( 07/08/2006 21:06)
Zina> izay rehetra nampakarina dia tsy miaina an'ireo fahoriana lehibe fito taona ireo. Fa rehefa tapitra ny fito taona dia tonga i Jesoa ary manomboka eo ilay 1000 taona :wink: Mbola tsy azava ve ilay chronologie?
31. jentilisa ( 08/08/2006 04:31)
ny baiboly tsy resaka siantifika fa resaka finoana. Avy amin'ny fahalalana tamin'izany no nampitana ny tenin'Andriamanitra fa tsy hoe satria io no voasoratra ao amin'ny baiboly (testamenta voalohany momba ny fiandohana)dia izay no marina.
32. LazaDaddy ( 08/08/2006 04:40)
jentilisa:
...fa tsy hoe satria io no voasoratra ao amin'ny baiboly (testamenta voalohany momba ny fiandohana)dia izay no marina.
diso ve isany ny voasoratra ao ry Jentilisa araka ny hevitrao?


33. Zina ( 08/08/2006 12:37)
izay rehetra nampakarina dia tsy miaina an'ireo fahoriana lehibe fito taona ireo


Ny fahafantarako azy dia isika mbola eto an-tany rehefa misy ireo plagues ireo ... Ny antony dia satria ho itan'ireo izay tsy nankato an'i Kristy fa nanaiky an'i Satana hahita antsika tsy mba vohan'ireo dia voa maika mahatezitra an-drizareo...

Mety ho diso aho fa andraso fa hitady valiny ao @ baiboly izaho...
34. prime ( 08/08/2006 13:48)
8):D
35. soanja ( 08/08/2006 14:50)
Ny zava-dehibe amin'ny bokin'ny Genesisy raha adihadihana dia ny fifandraisan'Andriamanitra amintsika olombelona sy Izao tontlo izao izay namboariny ary ny momba antsika olombelona sy ny hiafarantsika.
36. Zina ( 08/08/2006 23:51)
izay rehetra nampakarina dia tsy miaina an'ireo fahoriana lehibe fito taona ireo


ilay mot nampakarina mihitsy no tena tsy mety.
nampiakarina aiza kay? any an-danitra ve?
Tsy misy olona miakatra any an-danitra alohan'ny fihavian'i Jesosy...

Jereo ao @ Salamo 91: 4-10. vakio anie e...
Ireto ambany ireto indray dia mi-specifier ny loza faha 3...
ao Isaia: 41:17,18 - Isa. 33: 16
Andriamanitra dia hiaro antsika miraculeusement ary isika dia mbola eto an-tany rehefa tonga ireo loza fito ireo.
37. LazaDaddy ( 09/08/2006 02:44)
Zina> raha tsy azonao ilay hoe "nampakarina" dia jereo ny "rapture" @ teny Anglisy :wink: fa raha vao hitanao io dia mazava aminao ilay chronologie
38. hery ( 09/08/2006 10:13)
Mino ve ianao fa :
- Nila enina andro Andriamanitra hanamboarana an'izao tontolo izao?
- Niala sasatra Andriamanitra (reraka?) tamin'ny andro fahafito?
- Voalaza ao amin'ilay namoronana an'izao tontolo izao ao amin'ny baiboly daholo ny zavatra rehetra misy?

Ary manimba ny finoanao ve raha lazaina aminao fa:
- Ny baiboly vakiantsika amin'izao fotoana izao dia tsy original? copie + copie + copie + ..... ary copie tanana satria mbola tsisy photocopie dia avy eo natambatambatra nandritra ny siècles maromaro.
- Ny Genesisy dia nosoratana tamin'ny taona 400 talohan'i Jesoa Kristy?
- Fa araka izany dia tsy i Mosesy araka ny voalazan'ny baiboly no nanoratra ny bokin'ny Genesisy?
- Fa misy version roa ny momba ny fahariana an'izao tontolo izao? (version élohiste sy javhiste)?


Jereo fa sao dia miorina amin'ny boky fotsiny ny finoanao fa tsy miorina amin'ilay Teny (ilay Teny tonga nofo)
39. LazaDaddy ( 09/08/2006 10:22)
Hery> Ary ny Tanach nampiasain'i Jesoa ve raha izany mety nisy diso fa tsy original? Dia ilay Jenezy version inona no nampiasainy? :wink: hahaha
40. Zina ( 09/08/2006 12:35)
LazaDaddy a haiko ny dikan'ny
"rapture" being carried away...that's the answer...
ka izay e...
Ny baiboly ihany no base ny rehetra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451