Sarin'ny namako
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
1. pissoa
(
03/08/2006 06:47)
Manahoana
Mety ho azo atao ve hoe rehefa mijery ny sary rehetra ao amin'ny namana - dia hita ao koa ny sary nampidirin'ireo namana nifidy ahy?
Tsy hoe sarotra akory ny mijery azy amin'izao - fa mba mora kokoa fotsiny raha mety io.
Misaotra.

novalian'i pissoa ny 29/08/2006 13:46
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
3. Fiffi
(
03/08/2006 07:42)
pissoa:pissoa: namana nifidy ahy sa hoe sary ho an'ny namana hiany ? misy manko zao hoe : namana nifidy ahy , nofidian fotsiny zah fa ny sariny rehetra azo jeren'ny rehetra hiany .
Mety ho azo atao ve hoe rehefa mijery ny sary rehetra ao amin'ny namana - dia hita ao koa ny sary nampidirin'ireo namana nifidy ahy?
Raha tsy diso zah de tena samy hafa manko le izy.
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
4. pissoa
(
03/08/2006 07:50)
xxx koa tsssss! :-D:-D:-D
Ooops - tsy nazava tsara tokoa ny teniko fa azafady :oops:
Ilay sary hoe sary ho an'ny namako ihany ... raha naman'ilay olona aho (l) dia mba hitako ao amin'ny sary rehetra ireny sary ireny.
Ooops - tsy nazava tsara tokoa ny teniko fa azafady :oops:
Ilay sary hoe sary ho an'ny namako ihany ... raha naman'ilay olona aho (l) dia mba hitako ao amin'ny sary rehetra ireny sary ireny.
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
5. Fiffi
(
03/08/2006 09:10)
pissoa: an3 kah! toa tsy hita , efa nandramako teo fa tsy miseo ao le sarin'ny namana nisafidy ahy , nefa asa aloha sao de zah no manao fahadisoana ?
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
6. Herimiafina
(
05/08/2006 14:43)
hevitra mety tokoa io ry pissoa an! Saingy mety sarotra ny hanamboatra le programa klé! sa njy mahay? :-*
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
7. pissoa
(
05/08/2006 14:46)
Fa i Hery aza toa mbola sahirana be dia tsy hitany mihitsy ity koa :(
Zah tsy mahay ka :roll:
Zah tsy mahay ka :roll:
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
11. hery
(
16/08/2006 08:38)
Hitako ito kah :-)
Efa ohatra an'io izy taloha fa mijery aho hoe naninona no niova.
En fait, resaka cache ilay izy. Hazavaiko kely @ lafiny teknika :-)
- Ny lisitry ny sary rehetra (tahaka ny lisitra rehetra eto amin'ny serasera) dia générés avy amin'ny base de données indray mandeha ihany (isaky ny miova) ka ampidirina amin'ny cache fa tsy hoe isaky ny mijery an'ilay lisitra ny mpitsidika. Io dia mba hialana amin'ny surcharge amin'ny base de données.
Rehefa misy mampiditra sary dia voafafa sy havaozina io cache io.
Amin'izao paoziny izao dia anakiray ihany ny cache ho an'ny lisitry ny sary... satria mitovy daholo ny lisitra jeren'ny rehetra.
Raha vao atao hoe miseho koa ny sary ho an'ny naman'ny tsirairay, dia miova izany ny requete hatao. Dia tsy mitombona intsony ilay cache etsy ambony fa dia voatery hanao cache ho an'ny requete tsirairay. Dia rehefa misy mampiditra sary dia voafafa daholo ireo cache rehetra ireo dia regenerées daholo indray. Dia hitanareo amin'izay ny surcharges. Na koa averina amin'ilay hoe tsy mampiasa cache fa maka source directe amin'ny base de données... dia mihemotra @ fomba fiasa.
Amin'ny lisitra hafa dia efa miasa io cache maromaro io fa tsy isaky ny namana fa isaky ny catégorie-n'ny namana. Raha vao isaky ny namana izy dia tena ngeza loatra.
Mbola ho avy ny fotoana hanovana an'io rehefa manana machine tsy atahorana hirefotra mihitsy. Amin'izao mantsy, na dia efa machine iray manokana mihitsy aza ny an'ny serasera, dia mbola matahotra ihany hoe sao dia tsy hahazaka.
Mahafinaritra le mahalala ny tena ao anatin'ny serasera e?

12. pissoa
(
29/08/2006 13:46)
Ah - ok, misaotra fa mazavazava.
Oops - Zah ndray no tsy nahita raha tsy androany hoe efa voavaly le izy :oops::oops::oops::-D