mety ho sitrana ve ny asthme?

1. ttittie ( 05/08/2006 12:18)
manao ahoana daholo mba naiky te hahafantatra aho hoe mety sitraninina ve izy io izaho manko mananjanaka 3 taona izy zao ary t@ izy 6 volana no voa nefa h@ zao dia mbola manao traitement mahery be nefa rehefa hihetsika izay dia tsy maintsy mandeha urgence manao oxygene misy olona niteny ahy fa ny menaboay hono mety @ izy io nefa aho tsy mahasahy aho satria tsy tiako hifangaro @ fanafodioimbazaha fa sao vao miha gravy t@ izy mbola kely mantsy nisy niteny oe omeo menakakoho fermier dia nomeko vao maika ilay zanako nikohamaina be ka izay no mba bnbaika hangalako ny hevitrareo hoe mety sitranina ve izy io sa dia calmena fotsiny misaotra @ fanampianao
novalian'i bobone ny 28/08/2006 06:12
2. Herimiafina ( 05/08/2006 13:13)
raha resaka ara-medikaly klou dia misy fanantenana be dia be ny hahasitrana azy e, saingy mila fanazavana fanampiny.

Misy karazany roa mantsy ny asthme:
-asthme endogène: avy any anaty, mifandray amin'ny aretimpo, raha misy zavatra mahataitra dia manao crise, sns.
-asthme exogène: avy any ivelany, misy zavatra iray mahatonga ny krizy amin,ny tontolo misy ilay olona (sakafo, pollen, rivotra, sns), mifandray amin,ny resaka allergie pulmonaire izany.

Mbola azo sokajiana toa izao ihany koa:
-manaranaka, raha efa nisy voa tany amin'ny RAR tany. kely taona dai mipoitra.
-azo noho ny toetr'andro, rehefa lehibebe vao mipoitra.

Aiza amin'ireo izany no tena misy ny cas-n'ny zanakao.

Vaha-Olana:
-Azo tsaboina ny athme raha tsy efa takaitra manaranaka sy endogène.
-mandehana any amin'ny Institut IHS dai manontania Allergologue ao fa toa misy izay Dokoterav vavy mpitsabo azy izay ao.
-Andramo aloha ny fitsaboana medikaly vao manandrana ireny pipi-tsokatra e, mena-boay e, sns ireny.

Inona ilay fitsaboaa medikaly?
*Ody kakana aloha ny voalohany sao dia avy amin,ny kankana no mahatonga ny fahasemporana.
*Test d'allergie ny faharoa hijerevana hoe inona no fototr'ilay fahasemporana, ny sakafo tsy tanty na ny pollen na ny rivotra sns....
*Vakisiny fanazarana hahataty ilay allergene mahatonga ny allergie: ALLUSTRAL na STALERGENE arakaraky ny maha-gravy azy.

Mitsindrona sous-cutannée an'io vakisiny io isaky ny herin'ansdro mandritry ny telo volana, isantapa-bolana mandritry ny efa-bolana manaraka ary isambolana mandrapahatapitry ny herintaona. Ny dokotera no hanoro anao raha tokony ho tohizana ilay traitement avy eo na tsia.

Mahereza! Ny Institut Pasteur no mivarotra ireo vakisiny ireo.
3. booboo ( 05/08/2006 16:19)
Andramo aloha ny fitsaboana medikaly vao manandrana ireny pipi-tsokatra e, mena-boay e, sns ireny.



hihihihihi, zaho sady notsindromina no nosorana mena-boay isaka zay mihetsika no niara-matory t@ sokatranay noho ny fofon'ainy, fa ilay pipi-tsokatra ndray vao maika nampihetsika azy satria feno vovoka manodidina :-D:-D:-D:-D
4. Herimiafina ( 05/08/2006 16:21)
Arakarak'ilay fototr'ilay mampihetsika ny asthme-njy ihany retsy io ry booboo kely an! Raha vovoka dai marina ouz fa raha tsy vovoka de mety sitrana ihany! :wink:

NB: tsara ve retsy le pipi-tsokatra? :-D
5. booboo ( 05/08/2006 16:28)
:lol: ngaha sotroina raha tsy fohina @ orona ôtra reny mifoka môly reny


:-w:-w nenà tsy fantatro zay antony nahatonga lay asthme t@ mbola kely fa zareo samy olon-dehibe sy doko eo no henoko dia voan'io hono zaho... fa efa sitrana efa ela soa ihany
6. Herimiafina ( 05/08/2006 16:38)
Arahabaina izany, i Dr Rabehevitra no nitsabo andriko sa iza? Akamako iny an! :roll:
7. vale ( 05/08/2006 17:33)
Booboo> sitrana ve ny andry? hummmmmmm, zah ky h@ zao dia voa foana efa h@ kely ka h@ zao! sambatra!!:(
8. vale ( 05/08/2006 17:34)
ny ahy ny fiovan'ny toetr'andro no mampihetsika azy!!
9. Herimiafina ( 05/08/2006 17:35)
Ilay mando sy hamandoan'ny rivotra no tsy tindry na ny fofontany!
10. vale ( 05/08/2006 17:40)
Reo koa aloha e, fa ny tena tsy zakako na mafana lôtra ny andro:-D, na mangatsika loatra:-D:wink:
11. Herimiafina ( 05/08/2006 17:42)
degré hygrometrique de l,air iny, mafana be dia sec ny rivotra, mando be dai mando koa ny rivotra, :-D
12. simplex ( 05/08/2006 18:11)

ary matetika ireny ol voan'ny asthme ireny @ film otran'ny saro-tahotra foana an! mety misy hifandraisany ve ? :-D:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 05/08/2006 18:14)
Misy dai misy tokoa, ny calcium, ny fo, ary ny asthme dai mifandray.
Noho izy sarotahotra io dai tsy dai mi-s,expose firy dai ela velona ny ankamaroany! :wink:
14. simplex ( 05/08/2006 18:17)

ary neveriko hoe refa manaja RAR de ela velona :-D:-D:-D:-D

mety ve ra hoe maka asthme alou mba ho ela velona :-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 05/08/2006 18:18)
Raha olona salama injay ka efa zatra ni-s,expose dai na hisy asthme aza mety mbola hi-s,expose foana dia mora dangy.
"ny mahay milomano ihany no maty andrano e" hehehe:-D
16. watafon ( 05/08/2006 18:20)
azo sitranina tsara ny asthme k ! na endogène na exogène ! mila fantarina aloha voalohany ny antony mahatonga ilay allergie , izany oe ilay zavatra tsy zaka zany !
raha efa lehibebe le zaza d ampanaovina sport mampisokatra ny cage thoracique: ny lomano no tena tsara indrindra e !
17. booboo ( 05/08/2006 18:28)
vale > ié. Tsy niverina tsony izy mandrak'ity ( efa 15 ans mahery angamba zay ). ndao lomano e ! hihihihihi
18. Herimiafina ( 05/08/2006 18:30)
Misaotar leiosy ry watafon fa zah nihevitra foana fa tsy azo sitranina raha endogene klé! :-*
19. cutie ( 05/08/2006 18:58)
de mihazakazaka koa ry watafon a :wink:
20. booboo ( 06/08/2006 05:36)
:{mampa-sempotra beeeeeeeeeeeeeeee io raha iraika kouh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2641