mety ho sitrana ve ny asthme?

21. watafon ( 06/08/2006 08:17)
rehefa mampisokatra le cage thoracique d mety k !
booboo: ndao ary e! :wink:
cutie: ndao kou ary e! :wink:
22. booboo ( 06/08/2006 09:01)
watafon > hihihi hiazakazaka ve ? ndana tondé mandeha fa tratrako any ihany e hihihihihihi
23. ursullas6 ( 06/08/2006 11:40)
mety ho sitrana ihany arakaraka ny étiologies ou causes;misy indray afaka rehefa manomboka ny adolescence fa miverina rehefa menaupause ho an'ny vehivavy.tsaratsara kokoa raha manatona pneumologue na spécialiste @appareil respiratoire.mbola tsy mampiasa ireny bomba ireny angaha?
24. Herimiafina ( 06/08/2006 12:25)
Aérosol ve zany retsy ry ursullas6?
Misy dokotera tsy mi-conseiller an'ireny raha mandritry ny traitement satria ireny hono efa dernier recours, ka mandrary sarotra tsaboina sady tsy mandaitra ny fanafody ambanin'iny! tsy haiko fa zah donjona kely! :oops:
25. miangola ( 06/08/2006 12:40)
mety sitrana ny asthme, fa raha zazakely zany dia rononon'osy no tsara indrindra kanefa fitsaboana maharitra izy io, misotro an'io rononon'osy io isamaraina, tsara ihany koa ny mena-boay kanefa raha zazakely dia tsy de sahy manome ilay dose aho satria mahery be izy io, tsy hosorana akory fa sotroina, kanefa manafara ihany aloha ka ity misy toerana ahafahanao manafatra azy fiangonana anglikana eo analakely dia hanontanio ao hoe iza ilay eveka mivarotra menaboay, 1995 aho no nividy azy io farany tao @ io fiangonana io ka tsy haiko intsony hoe mbola ao ve io eveka io na tsia
26. Mitah ( 06/08/2006 16:30)
Nanana cousin aho tratran'ny asthme ka mandady mihitsy isaky ny mihetsika ilay izy. Kopahana sempotra, avela amin'izao izy tsy mahazo aina. Nitsindrona sy nampiasa izao fanafody rehetra izao fa toa tsy nisy nanasitrana azy. Nampitony ilay sempotra fotsiny dia niverina indray. Natoron'ny olona kosa ary tena nety taminy dia ny fametrahana sokatra tao an-trano.Misintona ny gazy karbonika hono izy ireny amin'ny alina.Tsy mihetsika intsony mihitsy ny asthme-ny izao ary azo lazaina fa salama izy izao tao anatin'ny 20 taona.Fanampin'io dia ny lomano sy ny mihira.Tsy mahazo manao matavy, ary mihinana voankazo be dia be hiarovana @ gripa. Ny fadiana dia mipetraka @ trano mando na misy bobongolo.Mirary fahasalama feno ho anareo rehetra izay tratrany e!
Izay indray ary aloha e!
27. Herimiafina ( 06/08/2006 17:17)
Mahery anie izany ilay pipi-tsokatra e!
Azo entina laboratoire izy iny analyser-na dai atao synthese ny zavatra hita ao anatiny. Siora aho fa misy noyau benzenique ao anatin,iny mahatonga azy mahery fofona toa izany! :wink:
28. cutie ( 06/08/2006 18:29)
: booboo [ Valio ] 06-08-2006 10:36:17
Lohateny : Re : mety ho sitrana ve ny asthme?
mampa-sempotra beeeeeeeeeeeeeeee io raha iraika kouh
:-D:-D:-D:-D
ka refa atao matetika de tsy sempotra tsony koa:lol:
29. cutie ( 06/08/2006 18:29)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 06-08-2006 13:17:50
Lohateny : Re : mety ho sitrana ve ny asthme?
rehefa mampisokatra le cage thoracique d mety k !
booboo: ndao ary e!
cutie: ndao kou ary e!

ndao de tonga aloha :-D
30. ttittie ( 07/08/2006 16:39)
Herimiafina:

raha resaka ara-medikaly klou dia misy fanantenana be dia be ny hahasitrana azy e, saingy mila fanazavana fanampiny.

Misy karazany roa mantsy ny asthme:
-asthme endogène: avy any anaty, mifandray amin'ny aretimpo, raha misy zavatra mahataitra dia manao crise, sns.
-asthme exogène: avy any ivelany, misy zavatra iray mahatonga ny krizy amin,ny tontolo misy ilay olona (sakafo, pollen, rivotra, sns), mifandray amin,ny resaka allergie pulmonaire izany.

Mbola azo sokajiana toa izao ihany koa:
-manaranaka, raha efa nisy voa tany amin'ny RAR tany. kely taona dai mipoitra.
-azo noho ny toetr'andro, rehefa lehibebe vao mipoitra.

Aiza amin'ireo izany no tena misy ny cas-n'ny zanakao.

Vaha-Olana:
-Azo tsaboina ny athme raha tsy efa takaitra manaranaka sy endogène.
-mandehana any amin'ny Institut IHS dai manontania Allergologue ao fa toa misy izay Dokoterav vavy mpitsabo azy izay ao.
-Andramo aloha ny fitsaboana medikaly vao manandrana ireny pipi-tsokatra e, mena-boay e, sns ireny.

Inona ilay fitsaboaa medikaly?
*Ody kakana aloha ny voalohany sao dia avy amin,ny kankana no mahatonga ny fahasemporana.
*Test d'allergie ny faharoa hijerevana hoe inona no fototr'ilay fahasemporana, ny sakafo tsy tanty na ny pollen na ny rivotra sns....
*Vakisiny fanazarana hahataty ilay allergene mahatonga ny allergie: ALLUSTRAL na STALERGENE arakaraky ny maha-gravy azy.

Mitsindrona sous-cutannée an'io vakisiny io isaky ny herin'ansdro mandritry ny telo volana, isantapa-bolana mandritry ny efa-bolana manaraka ary isambolana mandrapahatapitry ny herintaona. Ny dokotera no hanoro anao raha tokony ho tohizana ilay traitement avy eo na tsia.

Mahereza! Ny Institut Pasteur no mivarotra ireo vakisiny ireo.



manao ahoana herimiafina misaotra indrindra @torohevitra e!ny mahazo azy dia tsy mahatanty vovoka hono ary misy maratra mihintsy ao @tratrany efa nanao test ny fanafodiny dia bricanyl pulmicort attrovent zaditen efa ho 2 taona sy tapany no nanao an'io nefa dia mihetsika foana rehefa mamay be ny andro sy rehefa mangatsiaka be ny naika hadinoko ireo fanafody ireo efa atao @ mteur lasa vapeur avy eo mba hihanaka tsara any anatiny nefa dia mbola tsy sitrana foana izy misaotra à torohevitra manana namana tokoa
31. ttittie ( 07/08/2006 16:45)
cutie:

de mihazakazaka koa ry watafon a :wink:


ny zanako raha vao mihazakazaka dia sempotra e!
32. ttittie ( 07/08/2006 16:57)
Herimiafina:

Aérosol ve zany retsy ry ursullas6?
Misy dokotera tsy mi-conseiller an'ireny raha mandritry ny traitement satria ireny hono efa dernier recours, ka mandrary sarotra tsaboina sady tsy mandaitra ny fanafody ambanin'iny! tsy haiko fa zah donjona kely! :oops:


efa io aerosol io mihintsy no ampiasain'ny zanako efa fanafody bediabe no atao aminy nefa mbola mampihetssika azy ihany rehefa hihetsika e! tenaz henjana an!
33. watafon ( 07/08/2006 17:25)
cutie, booboo: za aza efa tonga fa nareo tsy misy hita kou !:-D:-D:-D
ttittie: ary tena ny rezimanta rehetra fitsaboana anie zany efa atao @ zanakao zany e! aiza tokoa aloha ny misy anao e? ny climat humide mantsy tsy mety loatra @ asthmatique e! raha eto dago zao d ny toe-trandro aty andrefana no mety @ olona asthmatique
Misy karazany 02 zany ny traitement na asthme:
- Traitement de la crise : ilay fanafody atao rehefa tena mihetsika b iny izy
- Traitement de fond : hohanina mandritra ny fotoana lavalava na tsy misy crise aza !
Ny tena vaha-olana d manantona PNEUMOLOGUE-ALLERGUOLOGUE e! misy mahasamy hafa azy doly mantsy ny cas arakaraky ny olona e! mila interrogatoire b mihitsy e! d mirary soa ary e!
34. fijo ( 08/08/2006 16:31)
ny tenako koa dia voan'io.ka taloa aho rehefa manao sport dia sempotra be,fa izao tsy manao mafy be fotsiny fa moramora nefa ela be dia tsy maninona.ny lomano koa tsara tamiko ,ka ny lomano mitsilany no tena tsara,fa ny tsipy sandry dia fadio fa tsy mety.
35. lila ( 09/08/2006 05:26)
salut daholo, za ko de voan'ny bronchite asthmatiforme (sempotra rehefa mahare fofona mahery be: lasantsy, savoka pétrole, vovoka be, détérgent, sns) efa be loatra ny fitsaboan natao sy ny toerana naleha de tsy fantatro intsony oe inona no nahasitranan a (le tsindrona sa le menaboay, sokatra, fanafody???)
ny azoko zaraina de izao:
-fantaro aloha ilay mampihetsika ilay crise (vovoka, sakafo, fofona, pollen, hatsiaka...) de ezaho tandremana
-fantaro ihany ko ny mety hahatony azy ny ahy zao de voasary makirana am le ngezabe mavomavo ireny asian tantely no tena fanafody miracle rehefa manao crise.
-aza avela hihetsika ny crise fa raha vao fantatrao oe manomboka mievinevina na nisy facteur mety hampihetsika azy de efa tokony handray fepetra ianao
-rehefa amin'ny fotoana mahasalama azy (tsy en crise) de manaova fitaizantena, raha sempotra mihazakazaka de marche atao fa aza manao effort be loatra, eny am toerana madio rivotra sy anaty nature no tsara indrindra (eny amorondranomasina na any ambanivohitra)tandremo ny milomano am fotoana mangatsiaka fa mampihenan herin ny vatana hanohitra ny aretina
-araho antsakany sy andavany ny traitement na menaboay io na fanafody vazaha
-farany raha mbola latsaky ny folo taona ilay zaza de be dia be ny fanantenana hahasitrana tanteraka azy fa aza manary toky.
de mampahery antsika rehetra ary mirary fahasalamana
36. watafon ( 09/08/2006 08:22)
lila: misaotra akia nizara an'ireo an ! :-* ny fanafody voalohany anie zany d ny fitadiavana an'ireo allergène e! ary rehefa fantatra ireo d eviter-na araka izay azo atao!
fijo: ie tena marina le resaka lomano lazain'là io k !
37. cutie ( 09/08/2006 10:51)
refa stresse koa de mihetsika ny asthma
38. ttittie ( 09/08/2006 13:25)
lila:

salut daholo, za ko de voan'ny bronchite asthmatiforme (sempotra rehefa mahare fofona mahery be: lasantsy, savoka pétrole, vovoka be, détérgent, sns) efa be loatra ny fitsaboan natao sy ny toerana naleha de tsy fantatro intsony oe inona no nahasitranan a (le tsindrona sa le menaboay, sokatra, fanafody???)
ny azoko zaraina de izao:
-fantaro aloha ilay mampihetsika ilay crise (vovoka, sakafo, fofona, pollen, hatsiaka...) de ezaho tandremana
-fantaro ihany ko ny mety hahatony azy ny ahy zao de voasary makirana am le ngezabe mavomavo ireny asian tantely no tena fanafody miracle rehefa manao crise.
-aza avela hihetsika ny crise fa raha vao fantatrao oe manomboka mievinevina na nisy facteur mety hampihetsika azy de efa tokony handray fepetra ianao
-rehefa amin'ny fotoana mahasalama azy (tsy en crise) de manaova fitaizantena, raha sempotra mihazakazaka de marche atao fa aza manao effort be loatra, eny am toerana madio rivotra sy anaty nature no tsara indrindra (eny amorondranomasina na any ambanivohitra)tandremo ny milomano am fotoana mangatsiaka fa mampihenan herin ny vatana hanohitra ny aretina
-araho antsakany sy andavany ny traitement na menaboay io na fanafody vazaha
-farany raha mbola latsaky ny folo taona ilay zaza de be dia be ny fanantenana hahasitrana tanteraka azy fa aza manary toky.
de mampahery antsika rehetra ary mirary fahasalamana

misaotra betsaka amin'nyn fanampianao

39. ttittie ( 09/08/2006 13:29)
watafon:

cutie, booboo: za aza efa tonga fa nareo tsy misy hita kou !:-D:-D:-D
ttittie: ary tena ny rezimanta rehetra fitsaboana anie zany efa atao @ zanakao zany e! aiza tokoa aloha ny misy anao e? ny climat humide mantsy tsy mety loatra @ asthmatique e! raha eto dago zao d ny toe-trandro aty andrefana no mety @ olona asthmatique
Misy karazany 02 zany ny traitement na asthme:
- Traitement de la crise : ilay fanafody atao rehefa tena mihetsika b iny izy
- Traitement de fond : hohanina mandritra ny fotoana lavalava na tsy misy crise aza !
Ny tena vaha-olana d manantona PNEUMOLOGUE-ALLERGUOLOGUE e! misy mahasamy hafa azy doly mantsy ny cas arakaraky ny olona e! mila interrogatoire b mihitsy e! d mirary soa ary e!


eto frantsa izy no mitsabo tena ka izay mihintsy no mampiasa ny saiko satria efa be loatra ny fanafody ampiasainy mbola mihetsika ihany
40. ttittie ( 09/08/2006 13:35)
Herimiafina:

raha resaka ara-medikaly klou dia misy fanantenana be dia be ny hahasitrana azy e, saingy mila fanazavana fanampiny.

Misy karazany roa mantsy ny asthme:
-asthme endogène: avy any anaty, mifandray amin'ny aretimpo, raha misy zavatra mahataitra dia manao crise, sns.
-asthme exogène: avy any ivelany, misy zavatra iray mahatonga ny krizy amin,ny tontolo misy ilay olona (sakafo, pollen, rivotra, sns), mifandray amin,ny resaka allergie pulmonaire izany.

Mbola azo sokajiana toa izao ihany koa:
-manaranaka, raha efa nisy voa tany amin'ny RAR tany. kely taona dai mipoitra.
-azo noho ny toetr'andro, rehefa lehibebe vao mipoitra.

Aiza amin'ireo izany no tena misy ny cas-n'ny zanakao.

Vaha-Olana:
-Azo tsaboina ny athme raha tsy efa takaitra manaranaka sy endogène.
-mandehana any amin'ny Institut IHS dai manontania Allergologue ao fa toa misy izay Dokoterav vavy mpitsabo azy izay ao.
-Andramo aloha ny fitsaboana medikaly vao manandrana ireny pipi-tsokatra e, mena-boay e, sns ireny.

Inona ilay fitsaboaa medikaly?
*Ody kakana aloha ny voalohany sao dia avy amin,ny kankana no mahatonga ny fahasemporana.
*Test d'allergie ny faharoa hijerevana hoe inona no fototr'ilay fahasemporana, ny sakafo tsy tanty na ny pollen na ny rivotra sns....
*Vakisiny fanazarana hahataty ilay allergene mahatonga ny allergie: ALLUSTRAL na STALERGENE arakaraky ny maha-gravy azy.

Mitsindrona sous-cutannée an'io vakisiny io isaky ny herin'ansdro mandritry ny telo volana, isantapa-bolana mandritry ny efa-bolana manaraka ary isambolana mandrapahatapitry ny herintaona. Ny dokotera no hanoro anao raha tokony ho tohizana ilay traitement avy eo na tsia.

Mahereza! Ny Institut Pasteur no mivarotra ireo vakisiny ireo.


lay kankana aloha ry herimiafina hoatriny tsy mino loatrta aho satri a io ve tsy hita rehefa manao test efa betsaka ny tsst nataony na @ ra na ilay tsindrotsindromina

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2243