mety ho sitrana ve ny asthme?

41. booboo ( 09/08/2006 16:19)
watafon > hihihihihi, zay vao tonga fa nandeha bus la booboo dia ngaha tsy loza fa nisy embouteillage nefa nitetika ny ho tonga aloha ! :-D
42. watafon ( 09/08/2006 18:25)
tssss! za mantsy akia mbo gaga kou!:-D:-D:-D za niesona ftsn !
43. fijo ( 09/08/2006 19:39)
hi hi hi
44. cutie ( 09/08/2006 22:08)
watafon [ Valio ] 09-08-2006 23:25:08
Lohateny : Re : mety ho sitrana ve ny asthme?
tssss! za mantsy akia mbo gaga kou! za niesona ftsn !

tsyhitako akory nefa milaza we tonga aloha:-D
45. fijo ( 10/08/2006 15:50)
kay le ,ginagina ve
46. watafon ( 10/08/2006 18:04)
iny mitsy lesy an !
cutie : aza mbo mandainga anie e! :-D:-D:-D
47. cutie ( 10/08/2006 18:11)
tsss
za efa niakatra havoana nefa :-D
48. watafon ( 10/08/2006 18:13)
k njy zany diso làlana raha izany kou ! :-D
49. cutie ( 10/08/2006 18:14)
zany ve
:oops: fa tokony ho aiza?
50. watafon ( 10/08/2006 18:22)
za tery an-dohasaha no niandry kou aiza moa isika no hifankahita :cry:
51. cutie ( 10/08/2006 18:23)
hihiihihhi
ndao njay aza averina
52. watafon ( 10/08/2006 18:28)
ndao ary e! d zao sa refaveo ?
53. cutie ( 10/08/2006 18:37)
ndraso alou hianjy an'i booboo:wink:
54. watafon ( 10/08/2006 18:46)
d raha tsy tonga izy d aôna :?::roll:
55. cutie ( 10/08/2006 18:59)
ho avy izy e :wink:
56. booboo ( 11/08/2006 16:40)
zay vao tonga ...mbola tara ihany ve ? hihihihihi
57. watafon ( 11/08/2006 16:41)
:cry: aiza ary :-Di booboo milaza oavy zany retsy :?::-w
58. cutie ( 11/08/2006 17:40)
io ambony io izy ka:lol:
59. booboo ( 11/08/2006 18:04)
:-D
60. cutie ( 11/08/2006 18:13)
efa lasa nirifitra njay i booboo zay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4199