mety ho sitrana ve ny asthme?

101. watafon ( 17/08/2006 19:24)
hihihi !
102. fijo ( 17/08/2006 19:37)
ary aiza i fiffi e
103. watafon ( 22/08/2006 11:27)
fijo: ao ihany izy fa hoavy eo ihany k !
104. Fiffi ( 22/08/2006 18:09)
ito zah รด ! fa misy inona ? :) misy mila :-* nga ?
105. watafon ( 26/08/2006 11:04)
ie tena mila mihitsy akia an !:-*:-*:-*:-*:-*
106. bobone ( 28/08/2006 06:12)
misaotra ny nanome hevitra fa tena mahalina ilay resaka asthme! sahirana mihitsy anie rehefa mihatsika aretina io e!
misy namako izay voanio aretina io de izao no nataony ! rehefa mihetsika izy de mihinana Bitro voalavo , io no hatao laoka de afaka tsy niverina intsony ilay aretina!
Marinana fa rehefa mihetsika ihany vao mihinana an!
andramo ihany aloha ho an'izay voa fa mety hahasoa anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5216