zay vo tafiditra e!

1. kyps ( 05/08/2006 18:30)
sali doly ! tena milay le serasera e! de faly tafiditra tsara eto zany! mbola ho fenohina ny momba fa aleo kalou hitazana kely ! :)
novalian'i cutie ny 18/09/2006 23:25
2. Herimiafina ( 05/08/2006 18:32)
K'aiza ra-kyps an! Toa olona sty vaovao amikoa nie i toi izany e! anjaso hoe jerena ny Ip klou! :wink::-*
3. kyps ( 05/08/2006 18:34)
jero ao l'tia e! fa tena vao lesy e! tena zay votafiditra e!fa milay le serasera e!
4. Herimiafina ( 05/08/2006 18:34)
Okay dia miandry ilay mombamomba izany e, tonga soa e! :wink:
5. booboo ( 05/08/2006 18:43)
tsisy an-kitazana fa tondé mandray anjara kah hihihihihihihihi. Tonga soa klou na izany aza
6. pissoa ( 05/08/2006 19:02)
Sali kyps!
Tonga dia maharaka rythm tsara vao tonga an ... milay e :-*
7. diamondra27 ( 05/08/2006 19:33)
sali sali toi, tsy vaovao amiko oa izy io ry HM a! efa hita v le IP-ny?

tary @ karajia hono izy , zany ny renseignements azoko

tonga soa eto izany keps e!

de mazotoa:-*:-*
8. vale ( 05/08/2006 20:44)
diam> kyps fa tsy keps:-D:-D:°)
Kyps> tongasoa de arabaina kou:D:-*:-*:-*:-*
9. fens ( 06/08/2006 04:25)
za kou miarahaba oe tonga sou! de maharà rythm!
10. kyps ( 06/08/2006 10:18)
diamondra27 kobon'là zaho l'tia e!
11. vale ( 06/08/2006 13:42)
fens:

za kou miarahaba oe tonga sou! de maharà rythm!
:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


12. vale ( 06/08/2006 13:44)
kyps> zah koa tady hakobo:-D:-D:-D:-D:-D:°)
13. Herimiafina ( 06/08/2006 14:10)
Milay kah, mitohy ny revy izany e! :-D
14. vale ( 06/08/2006 20:38)
:-D:-D
15. Fiffi ( 08/08/2006 19:00)
Herimiafina:
K'aiza ra-kyps an! Toa olona sty vaovao amikoa nie i toi izany e! anjaso hoe jerena ny Ip klou! :wink::-*
:roll: toa manao :-* an'i Kyps nefa toa lhl izy ? :-D:-D:-D


16. Herimiafina ( 09/08/2006 19:16)
Tsy aleon'i Fiffi ve aloha miarahaba an'i Kyps vao mitsikera an'i HM klé! Sa efa mifankahalala ianareo? :D
17. sarobidy ( 10/08/2006 10:12)
Héhéhé inna daholo ary zany?
Tonga soa aloha kyps , kiala sa kôffy zany hihihi
18. kyps ( 10/08/2006 16:03)
sali Fiffi :*:*:*:*
19. Fiffi ( 10/08/2006 16:14)
:roll::roll::evil:
20. arson ( 11/08/2006 10:09)
midira tsara e!na mitsofo tsara e! de miarahaba ani kyps tafa eto.tonga soa e!
^:^^:^^:^^:^^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3251