Fahasahiana manao hoe TSIA !!

1. Fiffi ( 04/08/2006 13:15)

Misy namako zay mahita hevitra foana izy hahatongavany aty amiko . Tsy misy maharatsy an'izany aloha fa mahafinaritra hoe mba misy namana mamangy.
Saingy zao: ohatra @ 8ora alina izy miantso hoe ho any izahay rahampitso , 4 izahay ! De nyhampitso iny zah vao mi-debra hijery ny sakafo hatao.
Ry zareo rehefa tonga aty de tsy mba mitondra na inona na inona , ohatra divay na dessert ...Rehefa hody kosa izy de maka izay azony halaina , ambon-tsakafo , legume ao an-jaridaina , manapaka voninkazo , sns...
Tsy mba sahy miteny azy hoe TSIA zah fa de manaiky fotsiny zao!
Tsy mbola nisy andro 1 hoe tonga taty ry zareo ka tsy nitondra nody. Na de izy mivady fotsiny aza no tonga de mitondra mody ny anjaran'ny zanany 2 !
Le manome aloha tsy mampaninona ahy fa ny somary mandreraka fotsiny de lasa daholo zay azo halaina rehetra ao !
Tsy mba sahy miteny azy hoe TSIA aho , asa re ve noho ry zareo efa somary zokiny ? fanajana azy reo ?
Ohatran'hoe mi-domine be ahy ry zareo nefa de namana fotsiny an!
Efa tena niheritreritra mafy aho fa tena tsy vitako ka inona no tokony hataoko ? Misaotra anareo.
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:16
2. simplex ( 04/08/2006 13:43)

Tsotra fotsiny:

1- Jiolam-boto: ataovy pire aminy izay ataony aminao :D:D:D:D:D
ra tonga a la sauvette izy de ny ataovy otr'izay kou. @ 11 alina vao antsoy hoe 6 zahay no hoavy.
Aza mitondra in in de refa mody alaivo doly izay azo entina retra retra. Ataoko fa hotsapany hoazy angamba @ zay :°):°):°):°):°):°):°):°)

ra miteny izy hoe tsy afaka zay na otr'izany, de avereno aminy izay replique refa miantso anao izy @ manaraka :D:D:D:D

2- tsotra: tsory ny marina.
Ilazao izy hoe sahirana ah, na kou refa mitondra namana de mba mifandimbidimby ny trano aleha fa tsy hoe any aminareo foana akory. Farany ilay fitondrana mody ra mbola tokony misy ilanareo azy de teneno hoe mbola ampy anay io fa aoka @ zao. Aza adino fa enao tompo-trano. Sinon, avelao entiny any fa ndraindray very fotsiny ny hanina refa tsy ho laninareo kousa. Zany hoe enao ny prioritaire. Vonikazo: PAS TOUCHE, mividiana voniny de hambolevo ny anareo. Teneno mintsiny hoe zavatra nanahirana ahy io. Tsy hoe atao mintsy izay hiadivana aminy akory ka hoe isaky izay mitady haka izy de hatao an'izany an, tsy manina na omena kely @ izay hananao betsaka izy na kou zavatra tiany hanana fa in-1 mande de ampy... generosite zany fa tsy hoe mivadika oeuvre de bienfaisance eee.

Aza adino fa ny manao ny tsara no sarotra fa ny ratsy mora dia mora tokoa ka refa tsy mifanaja de samia jiolamboto eee :-D:-D:-D:-D

mazotoa,
3. Fiffi ( 04/08/2006 13:50)
simplex: ka ny olana nge de zao an! efa nataony mazava tsara hoe tsy afaka mandray vahiny ry zareo fa appart ny trano ka sorena be ny voisin raha misy mitabataba sady tery ny trano !
Raha mba sahy manao an'ireo rehetra nolazainao io moa zah an! de tsy nandefa an'ity dinika ity ka zay no hilako hevitrareo an!
4. Rafotsy ( 04/08/2006 13:53)
Fiffi ,
Izany no olona atao hoe profiteurs sady tsy mahalala fomba no tia tena ary diso ndry mihevitra izany hoe namana ! Tsy namana izany ary tsy mamangy andry akory ry zareo fa tonga ny hihinana gratos avy hoe mbola mivimbina ny ambiny !
Rehefa miantso izy dia lazao fotsiny hoe tsy afaka mandray anareo fa misy hatao ! Raha tonga tampoka indray dia rosoy jus , rehefa tonga ny ora fisakafoanana ka mbola eo foana dia lasa hivoaka kely izahay hoe , na hihinana salade ny Mac do fotsiny aza tsy maninona ! Raha mbola tsy mi pige izy dia hilazao fotsiny hoe tsy dia afaka mandray satria mila mijery ny fandehany vola no sady tsy dia misy fotoana koa !
Raha mbola misisika ka tsy nahavita TSIA indry dia raiso fa ataovy sakafo faran'izay tsotra no antoniny ary lanio daholo fa aza asiana ambiny !
Na zokiny aza izy , izy koa anie mba tokony hanaja tena e ! Fa fadio ny mandainga sy ny mamorona ny tsy misy aloha !
5. Rafotsy ( 04/08/2006 13:59)
Fiffi:

simplex: ka ny olana nge de zao an! efa nataony mazava tsara hoe tsy afaka mandray vahiny ry zareo fa appart ny trano ka sorena be ny voisin raha misy mitabataba sady tery ny trano !
Raha mba sahy manao an'ireo rehetra nolazainao io moa zah an! de tsy nandefa an'ity dinika ity ka zay no hilako hevitrareo an!

Bobards fotsiny aky izany ry Fiffi a ! Ampafirin'ny olona mipetraka @ appart izy ! Ka na kely aza ny tranony , iny no azy ka ahoana izy no hivalapatra any aman'olona ?
Sahala ny sorena be aho satria tsy tiako maizina mihitsy ny olona manana toetra toy izany !


6. Fiffi ( 04/08/2006 14:00)
Rafotsy: ny mandainga sy mamorona aloha de tsy lasako an! Fa ny zavatra nataoko zao de rehefa miantso izy de mijery ny numerao zah de tsy raisiko ! nefa indray miovaova numerao izy!
Profiteurs ! marina aloha zany satria io hiany no nahatonga ny fandaozan'ny namany azy , saingy tsy nino an'zany aloha zah ! nefa zao ...
7. Rafotsy ( 04/08/2006 14:01)
Lasa aloha aho fa rahariva miverina ,fa tonga hijery ilay R7 courgettes au thon fotsiny no nandalovako e !
8. Fiffi ( 04/08/2006 14:04)
Rafotsy: nga moa tsy heverinao fa tsy fijaliana ny ahy noho izao ? le tsy sahy miteny hoe tsia no tena olana mahazo ahy an! ary tena tsoriko aloha fa raha mbola misy zavatra hoe azoko omena azy nefa tsy manome zah de ny heritreritro indray no manenjika ahy an! ohatra hoe ambina sakafo nefa ho very fa tsy ho lany io ohatra an!
9. simplex ( 04/08/2006 14:11)

Fiffi: :D:D:D:D:D:D:D
ra azoko tsara zany de any @nareo izy no mandray ny vahininy ??? sao de mba sauvage kousa zany namanareo zany kle ??

Ny fika refa samy ati-doha ny olona de atao resaka politika doly ny zava-drehetra. Izany hoe tsy manda izay lazainy fa aodina any @ izay itiavanao azy ny fandehany :wink::wink::wink::wink:

Avereno ny debat hoe fa manin no tsy mba makany @-dry zareo mintsy? de ra vao mbola mamerina ny arguments-ny izy de teneno hoe nareo ve zany tsy mandray vahiny mintsy ?? ra vao hoe eny ny valiny de sady atao fampihomehazana ilay izy no atao hoe ndao atomboka ary ra tsia moa ny valiny de mamonjy malahelo hafahafa hoe ary izahay ihany zany no tsy mba raisinareo :D:D ra miteny izy hoe mitabataba @ voisin de teneno izy hoe izay in-1 isam-bolana ve no misy feo kely de manin kou, otran'izany eee. Ra mbola miziriziry be izy de tonga de kozio hoe tena tsy te handray anay mintsy ve zany nareo e ? sady asivo an'ity :twisted::twisted::twisted: normalement izy tokony manaiky eo sinon, mahazo miteny enao hoe zay kou tsy handray anareo refa tsy mbo handray anay nareo :wink::wink:

Na mahita raison hafa ary izy, arahina @ izay teneniny iny ihany e :wink::wink::wink::wink:

10. Fiffi ( 04/08/2006 14:34)
simplex: an3 kah! tsy aty amiko izy no mandray ny vahininy ! fa mi-imposé ho vahiny izy ! tsy zany anefa ny olana fa le fomba fangalana ny zavatra , le fanararaotana !
ka tsy mety mandray ahy aza izy ka inona no azoko hatao eo ? efa niteny an'io zah hoe nareo zany tsy mba mandray vahiny mihintsy de tsotra ny valiny !! tsy mandray izahay fa resahina ny olona hoe aleo ho any @ nareo zahay !
11. simplex ( 04/08/2006 14:44)

kou manin ra tenenina izy hoe ndao mba any aminareo ndray :D:D:D:D:D:D
na plus severe hoe, tsy mandray tsony zay ra tsy mandray nareo aloha :D:D:D:D:D

12. Fiffi ( 04/08/2006 14:48)
ka efa notenenina im-piry ? fa tsy afaka hono fa tery ny trano satria ry zareo efa 4!
13. diamondra27 ( 04/08/2006 14:54)
fiffi: andray kosany akia kou! za malahelo anjy!

fiffi a! maninona raha à la dernière minute ry zareo vao miteny de tsy mila manao sakafo be njy fa ze misy ao no hanina
manaraka izany: de mba ampianaro fahalalapomba kely le olona hoe: tsy maintsy miantso vao tonga aty amiko fa tsy hoe: @ lera ze tiany hankanesana any aminjy, de ahoana zany ny vie privée-njy @izany. Tssss

de izany olona zany an! tsy namana fa mpanararaotra. Raha sendra misy zavatra manjo anjy de tsy fantany enao; na koa efa zatra manome njy de refa tsy afaka manome intsony de lazainy hoe: méchante e! tasty tary


14. Fiffi ( 04/08/2006 15:05)
diamondra: misaotra akia an!
Fa zao manko an! t@ voalohany de antsorana sy am-po no nanomezana , tena nahafinaritra ny famangiana matetika . Naninona moh zah no nandefa an'ity dinika ity zao ? Satria niantso izy nefa tsy afaka mandray azy zah de nilaza izy hoe aza matahotra enao fa zah no hikarakara ny sakafo fa inona aloha no misy ao? de hoy aho hoe : zara raha misy fa vao tonga vakansy! de tsotra zao no nolazainy hoe tsy olana fa zay hitako ao no karakaraiko ! tsy afaka mandray azy zah ary efa fantany zany fa misy blèm de santé kely ! fa le insistance be no mandreraka ahy !
Voatery hivoaka zany zah satria tsy nanaiky mihintsy izy fa hoe ho avy !!!!!!!!!
15. Rafotsy ( 04/08/2006 15:31)
Fiffi a , antsoy aky izy dia lazao hoe tsy afaka mandray anareo aho , tsy afaka fotsiny fa tsisy fanazavana omena azy akory ! Tena sans gene aky zany raha olona sady mpanararaotra dadany be mihitsy !
Aza mivoaka izany akory ary aza miantsena rahampitso fa ataovy lundi na mardi ny courses !
16. simplex ( 04/08/2006 15:35)

sao de mba toi kousa no tsara fanah be loatra :D:D
ny fomba firesaka tokony tsy omena alterantive tsony izy hamaly fa tonga de tenenina hoe sahirana ah, mbola tsy metimety zao fa aleo @ manaraka. Asa ra azonao no tiako tenenina, miteny enao de izy tsy afaka mamaly intsony fa izay zany ny decision. AZA MANAO TSARA FANAH BE, na mamela azy alternative hamaly.

Ny tena probleme enao mbola tsy convaincu tsara hoe tsy mety ny ataony. Ka hoy aho hoe tohizo @ zao fa refa leo toi tsy maintsy hivoaka ihany io ny farany :-*:-*:-*
17. Fiffi ( 04/08/2006 15:39)
Rafotsy: zah aza tsy afaka mivoaka akory fa misy fahasahiranana an!
fantatro aloha no tena hahatongavany aty an! ny legume zay efa nahazatra nanomezako azy lazava zao efa vokatra daholo ka fantany zany !
fa de aleo hatsoiko de ho hitako eo an! ! misaotra anao.:):-*
18. boubounezy ( 04/08/2006 15:40)
fiffi teneno mora sady ampahendrena fotsiny izy ka ra itanjy fa tena tsy de alefaso fa ny fiainana tsy mora, nefa tadidio kou fa ny manao soa tsy mafaty ary itan'Andrmanitra fona ny ratsy ataony lé oull sy ny soa vitanjy t@. otranah zao dé za tsy mahay manao tsy zany. ary saika andé anao vacance tany @ namako za dé tsy nanambola nefa za dé tsy nandé tany ndray fa aleoko miandry manana fa satry tsy tiko lé anararotra oull na ataoko aza wé tsy mieritreritra anizany izy. fa ra ny niainako atramizay kosa dé otran'io lé evitra nomeko andry io. ary aza anenenana ny soa vita fa tena ny sou atao levenambola fa za zao no efa tena naita fa tena ampin'Andrémanitra fona refa misy pblm @ fiainako ka mahereza ary njy fiffi :-*
19. Fiffi ( 04/08/2006 16:04)
Misaotra anareo daholo aloha fa de ny zavatra hataoko zao de aleo hatsohina zany izy de ho hita eo zay fandehany !
Ny zavatra vita zay natao aloha tsy misy hanenenako satria am-po daholo no nanaovako azy ! saingy tena miala tsiny aloha zah fa tena mahatsapa zao @ le fanararaotana satria mba tena misy antony lehibe tokoa matoa zah mandaha ny handraisana azy @ zao fotoana zao.
:-*:-*:-* daholo! :D
20. diamondra27 ( 04/08/2006 16:07)
fiffi: tsy lasa zany mi- s'incruste 'zany an! pot de colle, sady @zay njay oe: inon no misy ao; d'efa tena tsy rariny mihitsy.

grrrrrrrrrrrr!

aleo ihany angamba akia njy mitsotra fa so de marary fo eo ka! refa mi-deborde manko ny vase de gravy be
La vérité n'est pas bonne à dire fa tsinjovy ny santé-njy

de courage:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4896