Fahasahiana manao hoe TSIA !!

41. pissoa ( 04/08/2006 18:14)
watafon:

slt! d aleo izy ho any e ! mba olona hafahafa koa zany naman-dry zany ry Fiffi an ! marina fa heo ny TENA namana tsy mampandre rehefa hamangy anao ! fa tsy isaky izay mahatsiaro kosa aloha an ! tsy namana aloha ny fieritreretako an'izany e!
De zah zany raha mankany aminjy ry wata dia tsy maintsy mitondra kaly foana na mampilaza mialoha? :cry::cry::cry:

Hihihi - mananihany izaho fa marina ny tenin'i watafon e!
42. simplex ( 04/08/2006 18:20)

eeeee
tsy manakivy an'i toi za,
izao ve no mba hoe mpamboly legioma :?::?::?::?:

43. Fiffi ( 04/08/2006 18:54)
simplex: fa maninona ? zah aloha mambolo an! heu...zany hoe mba misy manampy fa tsy ho vitako kosa aloha zany an!
Fa tsy misy maha-ratsy an'zany nge eh!
pissoa: le fahalalam-pmba akia rehefa hoe mba mankany aman'olona de tsy tonga main vide an! :)
44. vale ( 04/08/2006 19:53)
Fiffi:

de zao zany ny valiny azoko an!
ianareo koa de ohatran'ny pot saro-tiavina ! hamangy ny tsy salama no antony hatongavanay any sady vonona ny hikarakara ny sakafo ka rehefa tsy tianao ny vangiana de tsy olana fa de aleo zahay hamangy zay tia vangiana!!!!!
:-D:-D, izy indray re no manao chantage,hihihi>> rehefa tsy tinao ny vangiana dia aleo zay hamangy izay tiana vangiana:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


45. vale ( 04/08/2006 19:58)
Fiffi: kloun be koh le namandry kah!:lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D, azafady aky fa tena mampiomehy be le olona a,hihi! Hitany hoe matahotra na manaiky ze ataony ndry dia tsy tonga saina @ tsy mety hataony izy, fa miezaha miteny azy:)! dia ho tsapany ny tsy mety hataony:-*:-*
46. Fiffi ( 04/08/2006 19:59)
vale: ountssss !! be resaka fotsiny !!! :-D:-D:-D
47. fijo ( 04/08/2006 20:59)
fiffi an,tsara ny tia namana,fa aza dia badoo loatra,na bonaika be;tsy manambany aho an.
za koa taloha nanao toa io.
saingy jereko,toa aty amiko foana,fa vao asiana resaka hoe any aminy,dia mahita lazaina foana ry zareo.indray andro ary,tonga,"fombany koa io,avy dia tonga tsy mampilaza io"
enony tsara hoe misy TV mandeha,fa tsy novohaiko varavarana.
dia mbola niverina ny asabotsy manaraka,dia mbola navelakotao."sady matetika,dia amin'ny 11h30 iny ry zareo no tonga."
farany mba niantso,hoe hoavy,dia hoy aho hoe:"tena olana be ve raha mba any aminareo no mihaona?"
hoatry ny tampoka be taminy ngamba le izy,fa zatra ny raisina ,foana,
dia namaly hoe ,ato izao mbola korontana be.
avy dia nasiako hoe,ary ato amiko nga milamina be foana?
vao tsapany hoe nanomboka namaly toa io aho,dia najanony ny telephone.tsy olana.
indray andro tonga,tsy nampilaza ihany 11h45;tsy koi,midira fa za mbola ikaly.fa tsy nantsoiko intsony,fa navelako nijery ahy nisakafo teo.lany nykaly,dia nampirimiko ny vilia,dia nosasako klo,avy eo dia hoy aho hoe:"ndao ary handehandeha,na hoany aminareo e"dia tsy sahy nijanona fa tsapany,fa tsy te handray azy aho.
ary izao,dia tsy sahy mandalo intsony.
ka mba handramo ,io mamaly io,fa aza dia manaiky atao fandalovana fotsiny.
48. vale ( 04/08/2006 22:11)
ié!!
marina io tenin'i Fijo io, ny olona ohatran'reny raha tsy tenenina tsy tonga saina, mariné!! de courage:D:-*:-*:-*
49. soanja ( 04/08/2006 22:18)
Tsotra be izany ry Fiffi raha nyhevitro no tiandry ho fantatra.
Rehefa hoe milaza ho avy izy ka hisakafo any aminareo dia miteny amin'ny fo tsotra hoe : Mba afaka mitondra salady ve nareo, na hoe Ireto avy no ilaintsika ohatra divay na desera sns dia zah manamboatra mofo na zavatra hafa.
Azo atao koa ny milaza hoe : tiako be ilay re7-ndry korzety iny, mba afaka manamboatra an'iny ve indry? sns
Nefa miankina koa amin'ny fitiavan-dry ny namandry. Misy tokoa mantsy olona tsy mahatsapa zavatra raha tsy ianao mihitsy no miteny aminy sy mampianatra azy vao mahatspa izy. Ohatra hoe: "Efa tokony hatory amin'izay aky izahay fa rahampitso mbola be asa miandry be fa tsy aleo ve amin'ny manaraka indray resahintsika ny tohiny?" de toy izany hatrany. Farany izy mahay mamaky signs.
Rehafa hody moa izany izy dia aza milaza aminy hoe :tsy hitondra an'izao ve ianareo fa aveloa izy hangataka. Ka raha mahafoy indry dia tsara. moa raha tsy mahafoy dia teneno hoe :" Ireo ihany aky no ananako fa rehefa manana aho manome indray."
Ka raha tena namana izy dia mahatsapa amin'ny manaraka mitondra zavatra na tsy mangataka na tsy tonga intsony raha mpanararaotra.
50. razokybe ( 04/08/2006 22:26)
tsy mety ve ry Fiffi rah mbola miantso izy manaraka dia mody mitaridresaka mitantara enao hoe :
\"i...Rafotsy..(ohatra) ky nandalo teto t@ lahady dia nitondrany ...kourzety à la sôsy tsapiky..(ohatra) za, mba mafinaritra zany rah olona fa malala fomba be.\"
zany hoe ataonao tsapany tsara fa tsy mety ny ataony,
rah mbola tsy tsapany sy be mokony izy dia tsara tapahina ny fihavanana aminy fa tsy namana izy.
sika malagasy mantsy mpandala fihavanana ka tsara miala nenina,sy miezaka mampivoatra izany ny tsirairay; raha tsy hainy ny fomba dia tokony ampianarina azy,ka mandray zany anatra zany izy raha tena namana.
51. razokybe ( 04/08/2006 23:24)
saika adino f'efa any am-pandriana vô nitsangana: MIRARY FAHASALAMANA BE DE BE (ngôza lah be mintsy a!) HOAN' I Fiffi.
za mba miteny ery hoe tsy malala fomba le zalah raiky ry, kay za ndray no saiky tsatsa!!!hihih
52. fijo ( 05/08/2006 03:06)
io an'i soanja io koa tsara sy malefaka kokoa ny fandavana,fa ny ahy mantsy niainako,ka tena nampiakatra ahy le izy;
ary MASAHIA?fa aza manaiky hiarana foana e.
53. Rafotsy ( 05/08/2006 03:28)
Bonjour aky Fiffi a !
Dia maniry andro feno filaminana , fahasambarana ary fahasalamana ho andry aky a !:-*:-*
54. Fiffi ( 05/08/2006 04:31)
fijo: tsy hoe manambany enao kah! satria zavatra tena marina ireo voalazanao ireo ka de hitandrina no zavatra azoko hatao @ manaraka.:-*

soanja: de @ manaraka akia de hatao ireo voalazandry ireo an! misaotra akia an!:):-*

razokybe: misaotra anao :):-*:-*

Rafotsy: Misaotra anao bdb koa an! :):-*:-*:-*

De misaotra anareo rehetra noho ireo toro-hevitra nomenareo ireo an! tena mba nahita torytsara ery alina :) tena nanavotra ahy mihintsy ianareo aloha an! zany no tena hatao hoe namana ka mankasitraka , mankatelina ary ny ho avy no tandremana ka de fisaorana eram-po , eran-tsaina no hataoko anareo rehetra. Tena nahavonjy ahy marina aloha ianareo an! :):-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo !:)
55. diamondra27 ( 05/08/2006 06:09)
fiffi: oay tena taraiky za fa hay efa nisy maromaro tato namaly an!

anjay kosa le valiny nataony anjy e! de hitanjy @izany aza le izy fa za moa tsy teto intsony fa raha teo za de zao no nasaiko nataonjy : nandà hatr@farany , de izay le premier pas fa tsy sahy ny hangataka aminjy intsony ry zareo satria manakambo, de milamina koa njy @izay

aleo aloha tohizana vakianale valinteninn'ny sasany
56. HESHA ( 05/08/2006 06:13)
Hoy i Fiffi :

de zao zany ny valiny azoko an!
ianareo koa de ohatran'ny pot saro-tiavina ! hamangy ny tsy salama no antony hatongavanay any sady vonona ny hikarakara ny sakafo ka rehefa tsy tianao ny vangiana de tsy olana fa de aleo zahay hamangy zay tia vangiana!!!!!

Manahoana i Fiffi, mirary fahasalamana.
Le valinteniny nony nolazainao fa tsy afaka mandray anao izy de tena . . . mahamenatra e.
Refa mamangy oul tsy salama zany manko am gasy en general dia ny mpamangy no misahirana manao sakafo, mivimbina zavatra fa tsy ny marary no hiantoka ny sakafony, sa diso ve zah ? hihihihi
Tena hita am le famaliny anao le maha mpanararaotra azy ka ra za ianao refa miantso izy am manaraka de io valinteniny io ihany no averina ho azy, mandehana mamangy izay tia vangiana fa za pot saro-tiavina hoe.
De efa samy vita izy am zay fa aza miasa saina aminy intsony.
Izy tsinn sur fa tsy maintsy mbola hiantsoantso anao hitsapa rano mandrapahitany victime hafa
57. diamondra27 ( 05/08/2006 06:18)
simplex: ka inon ny tian'elah voatabia sa concombre sa salade?:-D:-D? de alefa poste v?

rafotsy : raha mahazo any @ fiffi njy de manaova confiture de na de pot anakiray aza d'efa mety , c'est le geste ki konty :-D:-D

fiffi: tsy aleonjy ve za alaina hanampy anjy mamboly legioma, de ampiantsika fiompiana akoho de mahazo simplex @izay, de sady za koa no gardienne @ le legioma , de lazainjy @ le namanjy hoe: tsy za intsony no mitantana io zaridaina io fa misy mpikarakara azy: depuis la semence ka hatr@ famarotanana azy sy ny fanaovana ny re7 :wink:

Hitako ohatran'ny romotra be le namanjy maheno an'io an! mety ho zà njay no voalako eo!
58. diamondra27 ( 05/08/2006 06:27)
simplex: toa tia re7 courzety daholo marina 'reto vhv 'reto zany an!

fiffi: de mirary fahasalamana ho anjy, sao de mila fanampiana azoko hatao,
mivavaka ho anjy aloha no azoko atao

fiffi: 'za lasa saropiaro aminjy 'zany (saropiaro= protection ohatran'ny rahavavy)
aza minamana @izany olona izany fa maha be pb fotsiny, de valio moramora fotsiny izy.
Sois ferme à ta décision an! efa nanomboka nandà njy 'zao de @ manaraka indray de lazao fa mbola hamangy olona injy, de mamangia anay eto @ internet (@izay de tsy mandainga, fa tsy azo atao koa manko le mandainga)
59. Fiffi ( 05/08/2006 07:33)
misaotra anareo rehetra ! Somary maika kely fa nandalo kely fotsiny fa... :(misaotra @ firarihantsoa ! Ny Tompo anie hamaly ny soa nataonareo rehetra , ny ahy kosa de mivavaka hatrany ho anareo :)
Mety tsy ho hita kely eto aloha :( fa raha vao tafaverina de ho hitanareo eto hiany .
:-*:-*:-*:-*daholo
60. boubounezy ( 05/08/2006 07:49)
ok kia fa dé mianjy ny fiverenanjy zany an!:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3827