Fahasahiana manao hoe TSIA !!
21. vale
(
04/08/2006 16:09)
Fiffi: marina be io voalazan-dRafotsy io! TSY NAMANA IZANY FA NY MIFANOHITRA! avelao any fa relation mampisy problème, aleo tsy misy, raha izaho aloha ê! aiza koa dia sady efa tsy misy respect @ ilay anankiray fa andro efa alina iny vao hoe ho avy zay, @zay tsy mba olona 1na2 fa 4:-D:-D, na dia diso hevitra aza ndry hoe namana izy ireo dia ataovy masaka ao an-doha fa olona tsy mitsimbina andry izany!! Asa, andramo ihany ary miteny andry zareo hoe mba mampandrenesa mialohaloha rehefa ho tonga,ka raha tsy mihaino anzay dia ajanony ny finamanana @ fa tsy mety:):-*:-*
22. diamondra27
(
04/08/2006 16:13)
de mba anaterany sakafo kely ve aloha njy @ le legumes alainy e!(sakafo vita @ le legumes io an)
ny fanao manko de oe: raha misy olona manana poma zao ohatra ka manome poma be de be le olona , de raisina ary aveo manao tarte aux pommes de lazaina hoe: ity akia mba misy vokatra kely azo t@ le poma nomenjy ah!
de mba manome corage anjy zay
fa le izy sady maka fotsiny no mbola tsy mahay mi-remercier no manome fanafitohinana fotsiny.
Tsy le hijery anjy no andehanany any fa le haka an'le legioma raha izany satria hoe: fantany ny périodes fahavokarany
mal poli! za tsy tia an'izany olona izany an! tsy miady @ pièce-ko 'zany,

23. diamondra27
(
04/08/2006 16:22)
boubounezy: tenenina moramora ahoana ndray ary zany?
tsy misy anenenana ze vita, fa le olona nge raha tsy mitsotra aminy tsy te-hahalala izy e! mody fanina fotsiny
Tsy aleo ve tenenina hoe: lasa nareo mande fa za mbola marary.
Lengako izany e!
fiffi: courage akia a! de araho io lazain'i vale io fa marina , sy ny namana hafa ihany koa

24. Fiffi
(
04/08/2006 16:26)
diamondra: indrisy akia an! raha mba hainy moa zany naninona ?
tsy hoe mifosa an'ireo olona ireo eto akory aho fa tena mi-deborde be le vazy an! ny tena :(:( ahy de tena fantany tsara fa tsy de salama zah zao ! saingy...
Ny erreur nataoko angamba hatramin'iay kosa aloha de le nanomezako fahafahampo azy hatr@ zay t@ fo feno fitiavana . Tsy mba mangataka valiny zany zah! Niteny t@ 1 fotsiny zah hoe ary zah tsy mba hasainareo any @ nareo mihintsy ? Sadaikatra le vadiny fa tonga de nilaza ramatoa hoe dsl! fa tery kely ny trano ka tsy afaka mandray olona!!!!!!!!!!!
Fa zay ary aloha fa aleo hantsohina @ zay izy fa efa tonga ny lera fahatongavany any an-tranony tery kely.

25. booboo
(
04/08/2006 16:40)
Zao hono no tsara atao ( iaho koa manko bonne poire zay ndraindray :/ ). Miala tsiny fa misy tsy haiko ny mamadika ny raha sasany @ teny malagasy madio:oops:
1-Pensez d'abord à vous avant de dire oui : Ny tokony atao an-tsaina voalohany indrindra, hono, dia hoe " te hanao io raha io ve zaho ? qu'est ce que ça me coûte ? mora ho ahy ve io ? ". Raha tsia ny valiny dia zonao tanteraka ny mandà sady tsy mahatsiaro tena ho coupable @ iny !
2-Prenez votre temps : Lanjalanjaina tsara am-pahatoniana ny raha ; raha tsy zay dia tondé valiana hoe " Efa nanomana raha hatao hafa zaho @ io andro io fa antsoiko ianao rehefa afaka aho..." ...
3-Preparez votre refus : Averimberina ao an-tsaina in-jato amby arivo ny phrases ho tenenina rehefa handà truc iraika ...hihihihihi atao à voix haute koa hono tsara be hihihihihi
4-Listez vos qualités : Zay raha négatif dia avadika positif aby, ohatra ( tsy haiko mandika azy @ teny malagasy ). Au lieu de dire " si je dis non, cette amie m'en voudra à jamais ", dites-vous " ce n'est pas pour les services que je lui rends qu'il m'apprécie mais pour ma gentillesse " ou une de vos nombreuses qualités.
5-Mettez vous à la place du solliciteur : Lorsque la peur de dire non devient trop forte, mettez-vous à la place du demandeur à qui l'on refuse un service. Vous verrez qu'il ne considère pas celui qui lui refuse une faveur comme un monstre, ni qu'il ne lui demandera plus jamais rien...Il cherchera une autre solution.
6-Soyez diplomate: mianatra mandà moramora, hono, na afaka miroso lalina kokoa. Ohatra hoe miala tsiny fa tsy atao bla bla beeeeeeeeee loatra ny tenenina na izany aza, manome fotoana hafa na programme hafa hanoloana ilay izy.
7- Ne tombez pas dans l'excès inverse : Sachez discerner ce qui constitue une requête excessive, abusive ou répétitive, de ce qui représente un service facile à rendre sans qu'il soit besoin de vous transformer en esclave.
Bien dans ma vie,7 clés pour savoir dire non, hors série, spécial psychotest.

26. Fiffi
(
04/08/2006 16:49)
de zao zany ny valiny azoko an!
ianareo koa de ohatran'ny pot saro-tiavina ! hamangy ny tsy salama no antony hatongavanay any sady vonona ny hikarakara ny sakafo ka rehefa tsy tianao ny vangiana de tsy olana fa de aleo zahay hamangy zay tia vangiana!!!!!

27. Fiffi
(
04/08/2006 16:51)
aleo aloha hianatra tsara an'ireo voalazan'i booboo ireo angamba no tena hitako ho solution!
De misaotra anareo rehetra hatrany :):-*:-*:-*:-*:-*

28. booboo
(
04/08/2006 16:56)
Fiffi > vao mangataka izy dia valiana moramora hoe efa misy raha hafa nomaniko @ io andro io fa raha afaka ovaina @ telle date dia tena tsara. Na, tsy afaka aho fa tianao ve raha miaraka manao tel programme tsika hanoloana an'io @ fotoana manaraka ?
29. Fiffi
(
04/08/2006 16:59)
booboo: marina mihintsy akia zany lazaindry zany an! ka de hatao daholo ireny @ manaraka fa mba ouffff aloha ny @ rahampitso ! :D:-*:-*
30. watafon
(
04/08/2006 17:05)
slt! d aleo izy ho any e ! mba olona hafahafa koa zany naman-dry zany ry Fiffi an ! marina fa heo ny TENA namana tsy mampandre rehefa hamangy anao ! fa tsy isaky izay mahatsiaro kosa aloha an ! tsy namana aloha ny fieritreretako an'izany e!
31. Fiffi
(
04/08/2006 17:23)
salut wata: raha mamaky ny lazainareo eto zah zay vao tena mahatsapa hoe tsy namana fa tsy hita eh! efa tena tsy hitako intsony kosa aloha zay hatao de zay no mba nangatahako nyhevitrareo namana eto an!
De misaotra anareo rehetra fa tena namana tena namana mihintsy ianareo rehetra ! :D:-*:-*:-*:-* daholo!

33. Rafotsy
(
04/08/2006 17:34)
simplex:
mba omeo legume kely ary klou e :-D:-D:-D:-D:-D
Eny aky ry Fiffi ! Sure fa anaterako ratatouille indry na compote de pommes indrindra izao tsy de salama izao !
Aza atao makarary aky ny olona tahaka izany , na inona na inona lazainy ! Ny soa atao levenam bola ary aza hanenenana ny vita fa ny ho avy jereo tsara é !:-*
34. Fiffi
(
04/08/2006 17:40)
simplex: ka inona aloha ny recette hainao ? de raha manome zah de aza hadino ny mitondra masaka ho ahy an ! zany no nolazain'ny namana eto an! :-D:-D
Rafotsy: misaotra anao an! :-*:-* fa tsy misy hanenenako ny zava-bitako na de kely aza satria natao t@ fo feno fitiavana!
:-D:-D:-D mbola tsy masaka ny paoma koh ! ny prune sy mirabelles zao no misy ato :-D:-D:-D

35. simplex
(
04/08/2006 17:51)
euhh oeuf sur plats ve tsy mety :roll::roll:
ny ah le mi-s'incruste no tena haiko :-D:-D:-D
mbola miandry an'i Rafotsy @ le recette korzety :wink::wink:
36. Rafotsy
(
04/08/2006 17:53)
simplex:
mbola miandry an'i Rafotsy @ le recette korzety :wink::wink:
Nde jeren'i simplex ary @ sakafo fa tena natsiro an !
37. Fiffi
(
04/08/2006 18:03)
simplex: tena miala tsiny aloha fa sarotra ny mandainga fa tsy misy atody maniry ato an-jaridainako an! :-D:-D:-D
Rafotsy: :miam::miam::miam:
Rafotsy: :miam::miam::miam:
38. simplex
(
04/08/2006 18:08)
Rafotsy:
Nde jeren'i simplex ary @ sakafo fa tena natsiro an !
Ary mba vangio za Rafotsy a, de eto aty le korzety :P:P:P:P:P
39. simplex
(
04/08/2006 18:10)
Fiffi:
simplex: tena miala tsiny aloha fa sarotra ny mandainga fa tsy misy atody maniry ato an-jaridainako an! :-D:-D:-D
Rafotsy: :miam::miam::miam:
fa nga toi tsy mamboly akoho ?? :-D:-D:-D:-D:-D