Fahasahiana manao hoe TSIA !!
61. vava
(
05/08/2006 10:13)
hoy i boubounezy hoe manao soa ianao , hoy aho diso be , fa tsy fanaovantso amiko ny toa izao , fa fanararaotana fahatsorana ny olona iray , amiko ny fanaovatso dia mfanampiana olona sahirana fa ity tsy sahirana fa manatrano , matoa mahavita mandeha manao vacance dia manambola izany hoe manana frais izany fa ny reste dia ny hafa no andrasana hiantoka azy , , izay no atao hoe fetsy ratsy , tsy mbola misy fetsy tsara , ny fetsy ratsy dia ratsy izany ka tsy fanaovatso izany , ka iazo no torohevitro , tsy dia olana na dia tsy mifandray intsony aza , satri tot ou tard dia hiafara @ izay ihany fa ny fotoana no mbola tsy tonga , azoko tsara ilay toetranao ry fiffi fa olona tsy te ho ratsy eo anivony fiaraha monina , saingy ilaina ihany io indraindray , indrindra fa aty @ toerana misy antsika , satri ny mpananararaotra dia feno aty , eny fa na dia resaka sakafo fotsiny ihany , tsy hoe sarotra ankanina akory aho fa misy dia olona dia mapiasa atidoha be @ io , nefa avy eo izy mivoka @ auto tsara tarehy sns, ka mba sahia e miteny hoe TSIA , ary tsy voatery manme fanazavana akory ianao , izay mantsy ny olana , mbola omenao fanazavana izy dia midika izany hoe mbola manome chance ho azy hiady varotra, fa rehefa TSIA dia TSIA, tsy misy tohiny intsony ary raha mbola mitady lalana dia akapohy ny tel dia @ fanatany ny diakany
62. vale
(
05/08/2006 11:03)
Bonne guérison ndry fiffi à, dia mahereza fa zay mbola eto, ampiharo daholo mintsy ireo torohevitra ny namana ireo fa ho hitandry fa ho fière ny tenandry ndry avy eo:):-*:-*:-*:-*
63. simplex
(
05/08/2006 11:14)
Tanjemo Fiffi sao mivadika ho faran'izay ratsy fanah njay an :-D:-D:-D:-D:-D asiana limite des deux cote zany e, tsy diso tsotra loatra nefa kou tsy ho lasa tsy Fiffi tsony :wink::wink::wink:
Diam: nga kou njy mpamboly ? :-D:-D:-D korzety sy akoho ve tsy mety :miam::miam::miam::miam:
64. simplex
(
05/08/2006 11:24)
hadinoko kely,
mangatsiahtsiah e :°):°)
ary fa manin no avy manao vakansy ndray vao marary :roll::roll::roll: sao de mbola tsy ampy tsara ny vakansy :-D:-D:-D
65. Herimiafina
(
05/08/2006 11:57)
Tsy mba sahy miteny azy hoe TSIA zah fa de manaiky fotsiny zao!
Tsy mba sahy miteny azy hoe TSIA aho , asa re ve noho ry zareo efa somary zokiny ? fanajana azy reo ?
Ohatran'hoe mi-domine be ahy ry zareo nefa de namana fotsiny an!
Ary tsara fanahy be i Fiffi an! Mahafinaritra anie izany e. Matoa ianao tsy sahy manao TSIA dai mbola tsy tonga amin'ilay stade tena mandreraka anao ny ataony.
Ry zareo rehefa tonga aty de tsy mba mitondra na inona na inona , ohatra divay na dessert ...Rehefa hody kosa izy de maka izay azony halaina , ambon-tsakafo , legume ao an-jaridaina , manapaka voninkazo , sns...
Fomba fanaon'ny vahiny io rehefa tsy mifankahazo ny resaka. Ianao mety niteny taminy hoe mitondra fa mbola betsaka ao, dai naka tokoa izy saingy noraofiny avokoa. Ny betsaka aminao mantsy mety tena betsaka be aminy ka nihevitra izy fa mboloa misy hafa any ambadika any.
FEHINY:
1- Rehefa manao soa olona dia aza tonga dia miheritreritra tambiny foana fa mora mandiso fanantenana be io. Fa ezaho aloha ny manao zavatra tsyd ai miheritreritra tambiny loatra fa mankarary raha tsy tanteraka izany. efa nanjo ahy koa io. :wink:
2- Ny fanao amin'ny zavatra toa io rehefa tsy tinao ilay olona dia tsy ny hoe manao TSIA loatra fa ny fampisehoana fa tsy tinao ny ataon'ilay olona. Tokony maka namana hafa ianoa namana izay afaka hiaro anao sy hanao tsia eo amin'ny plasinao. Asaivo raisin'olonkafa ny telefaonina aloha vao omena anao hahafantarana hoe iza no miantso.
3- Fidio ny olona hanaovana soa fa raha tsy izany lasa mamosavy azy raha profiteurs toa izao izy. Jereo ihany anefa sao dai marina avokoa ny voalazany , misy mantsy proprio tsy tia tabataba, ary aza mitaky azy ny ho any aminy mihintsy. :wink:
66. diamondra27
(
05/08/2006 13:35)
simplex: za tsy mpamboly ka! fa gaga nahita an'ireto vhv tia korzety tato,
raha mahandro indray mety ho haiko ihany; oohatra hoe: atao gratin ny korzety, humm miam miam, de asiana akoho roti, ahoana? Bon ap!
raha mahandro indray mety ho haiko ihany; oohatra hoe: atao gratin ny korzety, humm miam miam, de asiana akoho roti, ahoana? Bon ap!
67. Herimiafina
(
05/08/2006 13:39)
Zah koa ry ireto tsy mba mahay manao TSIA mihintsy klé, matahotra ady aman'olona mantsy zah e! :roll:
68. booboo
(
05/08/2006 15:53)
Dia mianatra manao négociation, hono, raha izay no antony tsy ahasahiana mandà.
69. Herimiafina
(
05/08/2006 16:12)
Toa ohatry ny tsara ihany retsy le tsy mahay manao TSIA klé, aleo manao ENY dia amin'izay tsy mitohy lavabe ny resaka dia apetrapetraka fotsiny izy avy eo! Sa tsy izany? :-D
71. Herimiafina
(
05/08/2006 16:23)
mandreraka be anie le olona mi-s'impose be e. ireny na lavian sy hanaovana TSIA aza mbola mi-insista be foana. ny fanao azy atao eny dai firana faty any avy eo fa manjary mandany rondoha sy energie amin,ny fandavana eo fotsiny! :-D
73. Herimiafina
(
05/08/2006 16:35)
Tonga dia atao toy ny tsy mi-exista e, lasa mandeha manjono ianao dia avela hitonatonana ao ambavahady ao e.
Misy ny olona tsy miandry ENY avy any aminao akory fa tonga dia mitsonantsonana e! :-D
Misy ny olona tsy miandry ENY avy any aminao akory fa tonga dia mitsonantsonana e! :-D
74. boubounezy
(
05/08/2006 16:44)
fiffi ataovy de bon coeur fona lé sou atao dé itanjy fa tena tsy enony fasahirananjy akory lé izy no sady tsy anenenana fa refa trop dé trop kosa dé tsy maintsy ita eny iany na dé wé tsy tinjy ho ita aza lé fanararotana anjy na wé mety tsy manararôtsa kou fa efa zadratsy anizany lé oull dé tsy tonga saina fa wé tsy mety ny ataony.
75. simplex
(
05/08/2006 17:49)
Diam: ^:^^:^^:^^:^
Tonga de noana hoazy za :-D:-D
tsika efa moderna, tsy mampiasa poste fa tonga de hafatra elektraonika :-D:-D:-D:-D
ra te hamboly njy afaka mianatra any @ Fiffi, sur za fa tsy hiteny hoe TSIA izy :-D:-D:-D:-D
76. vale
(
05/08/2006 17:50)
Herimiafina::-D:-D:-D:-D:-D:°)
Toa ohatry ny tsara ihany retsy le tsy mahay manao TSIA klé, aleo manao ENY dia amin'izay tsy mitohy lavabe ny resaka dia apetrapetraka fotsiny izy avy eo! Sa tsy izany? :-D
79. kyps
(
05/08/2006 18:27)
akama bonne lesy iny sipa iny a! mandinika ny dinika rehetra eto zaho fa tena milay le sipa e!
80. Herimiafina
(
05/08/2006 18:29)
Io izy io ra-Kips an1 mB amampianaro miteny Non hono leisy izy an! :wink: