fomba

1. xxx ( 04/08/2006 11:48)
mba tanisao ry zareo ny fomba tokony hatao rehefa eny imasom-bahoaka a!
ohatra hoe: invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny


novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 20:50
2. Fiffi ( 04/08/2006 12:03)
-de mba maotina tsara :)

-tsy manao tanana am-paosy

-tsy mivanivany

-mba mandray anjara @ resaka de mba attentif

-ny miakanjo manja aloha de efa normal
3. diamondra27 ( 04/08/2006 14:35)
fiffi: humm, enjana be zany an!
de refa misakafo njay zany de ahoana, misy protocole arahina ve
4. pissoa ( 04/08/2006 14:43)
Dia rehefa mandeha dia tsy mirotoroto fa milamina tsara ... tsy maninona raha somary milanja loha :roll::-D:-D:-D

Raha misy kabary na vavaka dia vonoy ny phone aloha fa mahamenatr'olona :-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 04/08/2006 16:03)
pissoa: saika adino tokoa iny , ary tena masosotra mihitsy le maheno phone nefa etsy aloha misy mikabary na mitory teny
6. booboo ( 04/08/2006 16:50)
invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny


-mianjaika ...tsy manao jean na short miaraka @ scoubidou ilay fanao ao an-trano @ an-davan'andro no tiako tenenina.

-raha sendra misy vera eny an-tanana ( divay ohatra ) dia tsy gohana indray mandeha fa tsitsiana hihihihihihihi...tsy taitra f'afaka manampy kah hihihihihi

7. diamondra27 ( 04/08/2006 16:52)
tena ny raté le émission "bonne manière" ngamba xxx

8. diamondra27 ( 04/08/2006 16:54)
tsy atao eo @ latabatra ny kiho refa misakafo, de mitsatsaingotra fa tsy mambosibosika

de avela ny olondebe aloha no mipetraka aloha sy ny vhv bevohoka

9. booboo ( 04/08/2006 17:06)
-Rehefa ouz ny tompo-pety hoe mahazo toerana aby vao mipetraka eny @ toerana nametrahana ny tena ( misy marque-place ohatra na notenenin'ilay tompo-pety hoe eto toeranao ).

-Euh...ilay tsy manao kiho ambony latabatra klou booobaka beeee ny hitako tsy manao an'io e, raha sendra tsy tana dia tandremana fotsiny tsy atao en l'air ny fourchette na antsy na sotro na sotrokely @ zay fotoana zay.

-Ilay atao eo @ tratra ny serviette de table koa tsy tsara loatra satria manome image-na olona tenda-kanina loatra hono zany
10. Fiffi ( 04/08/2006 19:49)
-Tsy tonga @ fotoana "pile" fa mba hasiana retard kely 15mn mba hafahan'ny mpanasa maka aina kely

-Tandremo raha mitondra divay fa tsy azonao sokafana io an!

-Tandremo na de hoe tena mendrika aza nymanomé champagne , tsy hatao satria lasa fiheritreretana hoe "m'as-tu vu" ?

-Tsy manomboka misakafo mihintsy raha tsy ny mpanasa no manomboka na miteny izy hoe hatomboka ny sakafo

-Tsy maintsy ny mpanasa lahy no mi-servir ny divay ! raha vavy indray ny mpanasa de azony hangatahana @ invité-ny io

-Tandremo rehefa misy miteny hoe "je lève mon verre à la santé" de jerena fa tokony miaraka misotro daholo fa le manandrana aloha an!

-Raha mba misy poton-tsakafo nyvavan'ny olona mipetraka anilanao de mba lazao moramora izy

-Azo hataony manisin-delo fa mihodina mba tsy eoimason'ny olona

-Ny manapaka mofo @ tanana aloha de azo hatao tsara (raha efa tapaka anaty corbeille)

-Ny coude tandremo tsara

-Rehefa vita ny sakafo de tsy kasihana intsony ny "couvert"

(miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy tafavoaka eh!)
LES 10 ERREURS LES PLUS FRÉQUENTES À TABLE
• Parler la bouche pleine
• Poser les coudes sur la table (s'il y a de la nourriture devant soi)
• Poser le cellulaire, les clés, les lunettes de soleil sur la table
• Accrocher son sac à main sur le dossier de la chaise et sortir son poudrier
• Se curer les dents
• Manger trop lentement ou trop vite
• Repousser son assiette
• Tripoter ses cheveux, ses oreilles, se toucher la tête
• Parler trop fort
• Claquer des doigts pour appeler le serveur"
11. diamondra27 ( 05/08/2006 05:56)
fifi: ahan, mafonja be izy zany an!
de misy mampime kely @ le oe: manandrana an'le divay fa tsy tonga de gohana indray mande :-D:-D
12. Herimiafina ( 05/08/2006 13:24)
xxx:

mba tanisao ry zareo ny fomba tokony hatao rehefa eny imasom-bahoaka a!
ohatra hoe: invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny



Io angamba dia miankina amin'ilay toerana.
Aty aminay izao ao ampianarana, tsy matahotra ny ankizy mikaly bonne, dia matory dai mampiakatra tongotra ambony latabatra, ny prof moa misy manao scoubidou, moa raha misy zavatra tsy mazava tsara dai miady mihintsy ny prof sy ny ankizy fa andoa volabe hono izy ka rariny raha mitaky fanazavana tsara.

Ilaina koa ny galanterie amin'ny vehivavy. Fomba europeana iny:
-raha misy sipa mitsanagana eo ampihinanankanina dai mitsanagana ny lehilahy.
-mitarika seza hoa zy, sns....:-P
13. xxx ( 05/08/2006 13:42)
misaotra anareo mamaly, misy hitsakotsakoana
14. Herimiafina ( 05/08/2006 13:43)
Tsy misy fisaoranja fa reveo cool fotsiny e! :P
15. pissoa ( 05/08/2006 14:40)
-Tsy tonga @ fotoana "pile" fa mba hasiana retard kely 15mn mba hafahan'ny mpanasa maka aina kely

Aiza kosa e :roll: Ilay izy anie hoe
ohatra hoe: invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny

Sa hoe any amin'ny sakafo no tian'i Fiffi ambara? :roll:
16. Herimiafina ( 05/08/2006 14:46)
Marina retsy io ry pissoa an! raha any frantsa njy an!

raha any US najy njy dai mitondra saosy sy voninkazo refa misy manasa!
17. pissoa ( 05/08/2006 14:49)
Raha fety amin'ny 26 Juin no atrehina ohatra dia ny filoha no miditra farany fa hanao tonga taraiky ahoana :roll::-D:-D:-D (sa tsy ao anatin'ilay hoe fety io :oops: )
18. Herimiafina ( 05/08/2006 15:02)
Tokony efa tonga avokoa ny olona vao tonga ny filoha, kanefa misy mbola tara aorian'ny filoha ihany kah! :oops:
19. pissoa ( 05/08/2006 15:04)
Ka izay no hanoroana ilay fomba eto anie e ... sao misy tsy mahay :oops::-*
20. Herimiafina ( 05/08/2006 15:06)
ie izay tokoa, toy ireny tamin'ny mariazinjy ireny izao, nareo no niditra farany fa ny invité efa tao anaty salle daholo! :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2869