fomba

21. pissoa ( 05/08/2006 15:08)
Nareo izy ... tsy azoko :oops:
22. Herimiafina ( 05/08/2006 15:14)
Ao azany e :oops:
Zah ity tena tsy mahalala fomba mihintsy. :evil:
Fa ny fomba retsy no mahatonga ny stress sy ny aretina ankehitriny raha be loatra an, ny protocole no mampahantra, sns tokony lanjalanjaina! :roll:
23. booboo ( 05/08/2006 15:58)
raha any US najy njy dai mitondra saosy sy voninkazo refa misy manasa


-na koa mitondra divay, na voninkazo ho an'ny vadin'ny tompon-trano, dia raha manan-janaka kely zareo dia raha ho an-dreo no entina. Tsara kokoa ny mitondra raha kely ho an'ny mpanasa fa tsy mitondra tanam-polo fotsiny
24. Herimiafina ( 05/08/2006 16:15)
Ie, marina izany, oka ouz! :wink:
25. booboo ( 05/08/2006 16:30)
eka ouz :°)
26. Herimiafina ( 05/08/2006 16:40)
Rehefa samy eka ouz de ity izany: :-*:-*:-*:-*
27. xxx ( 05/08/2006 17:11)
diamondra27:

tena ny raté le émission "bonne manière" ngamba xxx



de tsy mitsikera olona sy mifosa olona:twisted:

28. Herimiafina ( 05/08/2006 17:13)
Ary mifandona lava i DM sy ity xxx ity an! :-w:-w
29. vale ( 05/08/2006 17:22)
:-D:-D:-D:-D
30. kyps ( 05/08/2006 18:22)
Herimiafina:

Ilaina koa ny galanterie amin'ny vehivavy. Fomba europeana iny:
nga natokana ho any europeanina iany io ? ny gasy am'là zany tsy mahay galanterie ?


31. Herimiafina ( 05/08/2006 18:24)
Ny gasy mahay an'io dia colonie! ary aza miafina moa e! hehehehe:-D
32. diamondra27 ( 05/08/2006 19:46)
HM: :wink: denada

kyps: za koa aloha miombon-kevitra aminao e!
tsy eropeana ihany no mahalala an'io fa gasy lahy ihany koa, galant
33. pissoa ( 06/08/2006 09:27)
Herimiafina:
ie izay tokoa, toy ireny tamin'ny mariazinjy ireny izao, nareo no niditra farany fa ny invité efa tao anaty salle daholo! :oops:
Izay vao azoko :oops: Njy kosa hoa izay resaka any anaty hafatra dia tenenina eto foana e :twisted: Zao zah kobo njay hoe efa manambady :roll::-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 06/08/2006 12:29)
diamondra27:

HM: :wink: denada

kyps: za koa aloha miombon-kevitra aminao e!
tsy eropeana ihany no mahalala an'io fa gasy lahy ihany koa, galant


Raha miteny hoe fomba europeana ny galanterie tsy midika velively mihintsy fa tsy manao izany ny gasy na tsy mahay izany. :-D

NB: miverina foana hoa le resaka fiarahamonina iny e. le hoe misy interprétation foana izay tenenina!

Pissoa> Tena nifandiso fa azafady, hay moa i cutie iny fa tsy njy! lol :-D

35. pissoa ( 06/08/2006 12:47)
Hihihi - manafangaro ps njay njy an :twisted::-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 06/08/2006 14:01)
Iny indray klou de tena hita hoe tena diso fa tsy interprétation e! :-D
37. diamondra27 ( 07/08/2006 08:35)
pissoa: dieny izao dia mianatrafomba @ ilay la marche @ mariazy:wink:

de rehefa mivoaka ny fiara indray dia ahoana no tokony hatao?
38. soanava ( 08/08/2006 07:06)
Ny akabeazan'ny lehilahy gasy aloha dia tsapako ho
mbola tsy de galant asa variana mijery ny manodidina angah?:lol:
39. diamondra27 ( 08/08/2006 11:39)
soanava::-D:-D
40. pissoa ( 08/08/2006 12:12)
diamondra27:
pissoa: dieny izao dia mianatrafomba @ ilay la marche @ mariazy:wink:
Ngah ela be io vao hay no izao sahady dia efa hianarana :oops::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1407