fomba

41. diamondra27 ( 09/08/2006 10:46)
pissoa: ié
42. Fiffi ( 09/08/2006 12:33)
heu...mahagaga ahy zany hoe mitondra saosy zany ! ny voninkazo sy ny divay no tena mahazatra hitako ! fa tsy champagne aloha an! io indray tsy azo hatao !
Ny gateau koh azo hatao tsara ! na panier feno fruits !
43. diamondra27 ( 13/08/2006 21:07)
ary tsy misy mahalala fomba angamba le olona ato re olona fa tena vitsy le mamaly a!

:-D:-D
44. Fiffi ( 14/08/2006 04:54)
hitako kah! :-D:-D
45. Fiffi ( 14/08/2006 05:26)
diamondra: ka ohatran'ny manahirana azy angamba le fomba koh! :wink:
I xxx nandefa ny dinika aza nametraka fotsiny de zay !!!
46. diamondra27 ( 14/08/2006 07:33)
fiffi: toa efa nandalo teto ihany izy no sady nisaotra koa; Mety lasa nanao application directe ngamba :-D:-D
47. diamondra27 ( 15/08/2006 17:51)
:-D:-D:-D

hono ho' aho akia ry fiffi: raha olona namana , efa niara-nisakafo ianareo indroa fa zany hoe: mbola tsy nisy fotoana nahalalàna ze tiany kanefa tsy ho ela ny anniversaire-ny de inona no tokony homena azy?
Le olona io vhv an! de za koa vhv le hanome kadô
valio haingana fa efa atomotra be le fotoana, @ week-end izao?
raha hoe: dvd sy cd : za tsy mahalala mpihira tiany sy gout-ny, bijoux sy akanjo: tsy mety ihany koa satria tsy haiko ny taille:-w:-w:-w
48. pissoa ( 15/08/2006 17:58)
Miankina amin'ny taonany ry Diams an :roll:

Raha ohatr'ahy dia nonoooooooorsa beeeeee :roll::-D:-D:-D

Tsy mety angaha raha boky? Resaka lakozia ohatra, na resaka vehivavy. Sa tsy fomba izany? (Tsy haiko fa zah koa tsy mbola nanome mantsy)
49. diamondra27 ( 15/08/2006 18:11)
pissoa: boky nefa tsy haiko oe: inona ny type tiany, écrivain etc... mety boky sakafo tokoa ngamba no atao ka!

eo @ la terntaine eo izy e!

(tompompety:raha sendra mahita an'ity njy de aza omena tsiny za fa tena very hevitra be @ le fetinjy an!)

50. Fiffi ( 17/08/2006 05:43)
diamondra: rehefa mahasadaikatra toy ireny hoe inona no tokony omena an'le olona de raha vhv izy de tsy misy zavatra tena tsotra indrindra de ny "plante" plante verte ireny manko sady azo tazomina na @ appart na trano mitokana! Fa zah aloha mbola tsy nahira ary mbola tsy nandre hoe nisy vhv tsy tia plante an!
Aza mividy boky zany fa tsy fantatrao ny genre-boky tiany ! certainement pas parfum !!
Fa raha boky sakafo aloha de tsara satria iza no tsy miady recette ? :):-*
51. fijo ( 17/08/2006 19:52)
de rehefa mikitika sipa,dia ao ambany latabatra kitihana ny tongony.
moa ny sipa voakitika,aza mikotaba ,fa asio maso malefaka le olona raha ok,moa mody mivandravandra raha tsy ok.
52. diamondra27 ( 18/08/2006 12:13)
fijo:taiza ndray ianao no nahita an'io ? Hummmm efa manomboka mananelatra kely fijo zany an:-w:-w
53. Fiffi ( 21/08/2006 20:50)
:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3983