Ny fimenomenomana!

1. Herimiafina ( 05/08/2006 14:35)
Hoy ity mpandinika iray henjana:
"Ny fimenomenoman'ny olona no mari-mpandrefesana iray hahafantarana fa mandeha tsara ny politika iray naroso" Chrys Argyris (Professor of Governement, harvard economic school). :^)

novalian'i prime ny 31/08/2006 12:06
2. vale ( 05/08/2006 17:27)
HM: raha be zany ny mpimenomenona dia mahay zay le mpitondra, raha azoko an!:wink:
3. Herimiafina ( 05/08/2006 17:30)
Midika fa mahatsiaro tena concerné ny olona. Saingy mbola tsy zatra na matahotra an'ilay changement entin'ilay politika naroso! :wink:

4. simplex ( 05/08/2006 17:33)

ka mety hoe refa afaka mimenomenona ny ol de efa azony aloha zany au moins ny votoatin'ilay politika de afaka mikritika sy miteny ny tokony ahitsy @ iny izy. sa ahoana ?:D:D:D
Azo jerena ve ny version originale an'ilay phrase no kozin'lery ???
5. Herimiafina ( 05/08/2006 17:38)
Izay indrindra! tsy misy ny politika tonga lafatra fa ny fimenomenomana no ahitana fa mandray anjara ny pokona e! :-D
6. simplex ( 05/08/2006 17:45)

De ahoana zany Dago @ io ?:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 05/08/2006 17:47)
Ny any misy mimenomenona fa mahatsiaro concerné amin,ny politika, fa misy mimenomenona fa very fihinanana na very seza na tsy nahazo anjara gateausamy hafa mihintsy ireo! hehehehe:-D
8. simplex ( 05/08/2006 17:55)

izay ndrindra kou :D
tsy hay tsony hoe iza no concerne mou iza no mitady gateau :-D:-D:-D:-D

tsy fantatra tsony hoe mimenomenona sa simulation ilay izy :°):°)
9. Herimiafina ( 05/08/2006 17:58)
Mora fantatra be kah, ny mpitady gateau jereo fa le zatra nihinana fahiny tamin,ny andron,ny gaboraraka dai tampindalana taty aoriana, dia iny izany tsy concerné. hehehehe:-D
10. simplex ( 05/08/2006 18:02)

ka lany nge l'tia ny mpimenomenona ra zany e:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 05/08/2006 18:11)
Lany ahoana indray klé.
Ny olana ziao dai ireto mponin'Ambanivohitra tsy miraharaha intsony, iny no olana, raha mba mimenomenona ireo dai tena favy! :wink:
12. simplex ( 05/08/2006 18:15)

zany hoe tsy mino tsony ry zalah hoe hampiova zavatra na mimenomenona na tsia de aleony calme fotsiny :roll::roll:
13. Herimiafina ( 05/08/2006 18:28)
Izay ilay indifference izay, mahatsiaro tena fa tsy concerné intsony, ratsy iny an! :wink:
14. kyps ( 05/08/2006 18:28)
ts mety mikalamina ry zalah e!
15. fameusecousine ( 06/08/2006 19:56)
@ lafiny rehetra ve io fimenomenomana io sa poilitika ihany no mandaitra..ary raha vady be menomenona ve de ahona :lol::lol::lol::lol:
16. prime ( 07/08/2006 11:40)
:-D:-D dia mandeha tsara izany ny fivadiana...:-D:-D:-D
17. fijo ( 08/08/2006 17:31)
marina io voalaza io ry HM;satria tena mahatsapa le olona fa hisy ny fiovana,saingy izy efa zatra le teo,ka tsy sahy hanandrana ny tsy mbola itany.dia izay no mampimenomenona azy.ary avy eo ireny ihany no mpilaza le hoe ,mba miova e.
18. prime ( 10/08/2006 10:11)
Fa ilaina tokoa ny tsikera sy ny fimenomenonana ary tena fototry ny fampandrosoana mihitsy aza...
19. Fiffi ( 13/08/2006 15:25)
:cry:prime: de aleo zah zany aloha himenomenona kely!
20. fijo ( 15/08/2006 21:09)
ilaina io ka,ary ratsy raha toa ka tsy misy,fa mba atao ampisainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.6223