mitady an i raharimalala charline "farakely"

1. ssounn ( 04/08/2006 23:51)
salama daholo
sao mba misy mahalala i raharimalala charline dit
farakely mpianatra sy interne tao @ lycee mantasoa
vers 1975-1977
misaotra mialoha @ valiny
novalian'i ssounn ny 06/08/2006 20:45
2. Fiffi ( 05/08/2006 04:32)
ssounn: any dago ve sa aty ivelany ? sa tena tsy fantatrao ?
sasa: :-*:-*
3. boubounezy ( 05/08/2006 07:52)
za alou dé tsy malala fa dé elana tsiny fa refa mahita azy za dé tonga dé lazaiko iany enao:(
4. ssounn ( 05/08/2006 17:30)
raha ny honohono henoko dia toa hoe any
hollande hono izy izao ???
nefa tsy confirmee izany info izany koa raha misy
manana info plus precise dia raisina am-pisaorana
lehibe....
5. Herimiafina ( 05/08/2006 17:31)
Tena tsy haiko njay leisy ny moba an'io klé. :cry:
6. bmw307 ( 06/08/2006 14:07)
sao mba mahaliana anareo ity.

mba tongava manao fialantsasatra aty aminay MAHAJANGAATY e! tsy ankanavaka na lahy na vavy fa vonona izahay andray anareo antanadroa.:-D
7. dadabe ( 06/08/2006 14:17)
Mpandefa : ssounn [ Valio ] 05-08-2006 04:51:53
Lohateny : mitady an i raharimalala charline "farakely"
salama daholo
sao mba misy mahalala i raharimalala charline dit
farakely mpianatra sy interne tao @ lycee mantasoa
vers 1975-1977
misaotra mialoha @ valiny
tena koboko io le
8. ikalakintina ( 06/08/2006 17:42)
farakelin'i dama no fantatro!8O
9. ssounn ( 06/08/2006 20:45)
raha kobonao ilay fanontaniana ry "dadabe" dia
inona ary no valiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0998