Ambiance namana serasera eto Roma

1. hery ( 04/08/2006 04:32)
Araka ny hitanareo atsy ambadika atsy http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4487fdf9c690c dia tonga soa amantsara eto Roma ny namana serasera vitsivitsy hihaona sy hifankahalala. Efa betsaka ny tonga omaly. Mbola misy ho tonga koa androany. Raha mbola misy te ho tonga dia tongava hatrany :-)
Samy hitantara ny filazany (sy ny laza masaka) eo daholo moa rehefa avy reraky ny mandehandeha...

Sombiny fotsiny (eritrereto hoe mampiseho sary aho :lol:)

- Zahay sy mbaliana manao course hitsena andry ralay sy ny tariny eny amin'ny aeroport
- Mihinana salade de riz ao amindry Angie
- Mitady parking eny amin'ny hotely
- Ny ankizy rehetra miara-milalao... sy ny ankizinay http://serasera.org/media/sary/namana/imgp4017.jpg mba mianatra miteny frantsay
- Nitsena ny groupe-ndry lanto
- Hay ireto olona ireto mbola tsy nifankahita mihitsy na dia efa mifankahalala be aza :-)
- Pizza maro loko
- Tsy mijanona ny chat sy ny mijery serasera
- Tonga sipagasy
- Maka aina aloha


Nahitsin'i hery
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:49
2. Fiffi ( 04/08/2006 04:40)
hummmm ! mahafinaritra ery izy zany an! misaotra anao ry hery mampita vao2 :) de manaova fety manja eh! fa de harahina an'heritreritra avokoa zany ! hummm ! manjakely le papouzy an! :) de miandry ny sary rehetra ! :)
3. naritsimba ( 04/08/2006 08:24)
MAHAFINARITRA EH
4. diamondra27 ( 04/08/2006 08:25)
hery! milay be ka

fiffi: ngah njy tsy nandeha akia
5. fasaly ( 04/08/2006 09:35)
hummm! otran'ny mampi te handeha izy izany......raha izao no manana elatra tampoka de lasa rahampitso ihany ny tenanay an!:wink: de manaova fety sambatra dooly ao ary e! de misaotra ny namana rehetra italy nikarakara sy mbola hikarakara ny fandraisana fa manja beuhhhh!:-*
6. ravatorano ( 04/08/2006 10:13)
fa tena mùlay tokoa ilay sary
zany hoe karazan ny efa mba hitakitakop daholo aloha ireo voatonana ireo fa zendana aho raha nijery iloay sary etsy hoe jereo eto io fa hay nekama henjy b aveky sipakely za nefa nanatena hoe ry zereo rehetra no tao ka d hiharihary eo ryu virtuel mpanala anay reo :-D:-D:-D:-D:-D:-D
mirary fety mafana sy sambatra ary mlay b ho anareo e
=D=D=D=D=D=D=D
7. fasaly ( 04/08/2006 10:27)
hummm! de miaraka miandry tsika razoky be ravatorano zany kou!.....:wink::°)
8. mamzelkely ( 04/08/2006 10:57)
mahafinaritra ery ny fitataran hery azy zany manin aza za no ts any klé:roll::(:-D:-D
9. fasaly ( 04/08/2006 11:52)
mamz: hihihi mangetaheta ambony lakana fotriny tsika e!:cry::wink::-*

hery ahoana ny pro. am week end sao mba manana helatrta tampoka zahako e!?????mba hisy mpitsena kounkou veuh?????:wink: mbola mahatratra salady vary veuh....?
10. hery ( 04/08/2006 16:49)
- Midanika ny hafanana eto Roma.
- Mangozohozo daholo ny tongotry ny namana tratry ny dia antongotra androany maraina :-)
- Miandry ny mena (Eh... efa eto Italia isika an)
- Afakafaka aho mahita soratra hoe Tabitha oups...
- Tsy aleo ve zah hanampy anareo hahandro sakafo? (Hozy Sipagasy kanefa izy kay reraka mandehandeha :-))
- Tonga soa Cathy sy ... (Tsy hoe tsy tiako hotenenina fa tsy haiko ny manoratra an'ilay ps)
- Misaotra an'i rahery fa kay leiry tena gravy raha hanao guide
- Un peu de fraicheur? :-p
- Ne passez pas devant :-( ouinnnn
- Avy aiza ary io... Gasy Vazaha sa Zaponé
- Firy ity? - Walu... Hitanao zany? Valo hono.

Misy sary daholo miaraka amin'ireo fa mbola tsy tafiditra ny sary dia ny commentaires aloha no ampidirina voalohany :-). Rehefa tonga ny sary dia apetraka fotsiny sisa.
11. pissoa ( 04/08/2006 16:55)
Hihihi - izao ataoko izao izany ilay hoe maka sary an-tsaina e :roll::-D:-D:-D
12. fasaly ( 04/08/2006 17:07)
inona dool ary reo ry hery tena sahirana be zahay maka sary anreo voalaza rehetra reo.....
alefaso ny sary e!:wink:
iza zao gasy vazà sa zaponé:-D:-D:-D
13. fijo ( 04/08/2006 17:14)
za rangahy tsy hijery intsony raha tsy tonga ny sary an.
za anie efa tokony mba tany koa,fa tongavandry zalahy avy any paris de voatery nijanona indray e.:oops::oops:nefa eto izao be rivotra be mahakamo.
14. fasaly ( 04/08/2006 17:41)
fijo ny eto aminay aza sady mangitsy be zao no manorana mivoaka ndray ve ny veste rangah tsssss:x kay any italy zany zao mafàna beuh de......:roll:
15. sasa ( 05/08/2006 02:41)
hery mba avohay le sary fa tena ataonareo mangetaheta mintsy ve nama izahay koa
pissoa marina io :-D:-D
16. Herimiafina ( 05/08/2006 13:29)
Milay fa misaotar e, ary aiza ny sary bobaka be? :oops:
17. pissoa ( 05/08/2006 13:37)
K'efa hoe mbola maka sary antsina aloha isika izao fa njy koa :-*
18. Herimiafina ( 05/08/2006 13:40)
Hitako io kah, fa mba mody mangataka re fa le pissoa kou tsss. :-D
19. pissoa ( 05/08/2006 13:42)
Hay ve e ... :oops::-D:-D:-D
20. Angie ( 05/08/2006 18:44)

Dia efa miomana ny @ fihaonana Rome Italie n°2 njay zany zay tara e.

HO avy tsy ho ela ny sary kah zao mbola maka pozy aloha hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8563