Ambiance namana serasera eto Roma

61. hery ( 08/08/2006 08:42)
Zah malahelo an'i Antoine sy Tiana sy Willy sy Christelle... i Minou angamba no hanalana vokony :-(

fasaly: manja be kou kanefany le nivoaka alina... fa nareo hendry loatra :-)

ravato> sombiny ireo sary ireo fa efa misy 580 ny sary nampidiriko omaly... saingy noho ny anton'ny droit d'auteur :-) dia sarotra be ny mamoaka azy :-)

Efa ezahiko tsaingohana ihany ny sary vue de derrière sy izay tsy dia hita tsara dia haseho ny olona.

Sady tsy ny tarehin'ny olona koa ange no tena ilainareo fa ilay ambiance e. Ny sarin'ny sasany kosa ve ho hitan'ny sasany kanefa ny sasany tsy mametraka sary akoriny.
62. fasaly ( 08/08/2006 08:50)
manfgidy: hummm saika tsy tadidiko injy amlay ps kou!!!:°) ary ahoana lay manao mitsangana e! zà kalou de tena dur be amiko lay izy e!:-D:-D:-D:-Dnilay beuhhhh!

lanto: tara anjy fa kopy zahay fa misy zaza e! de mbola nitohy ihany ny forum ny anay tao anaty fiara n'i mbalina tmlay hoe aleo zahay handeha aloha fa tsy maharaka kanefa zahay nanao deviation kely nividy gilasy:-D:-D:-D:-D i ds no atidoha tamzany an!:-D:-Dde nitohy tao anaty fiara njay ny forum...

majakely: milauy nge reny surprise reny e! zà kalou de hanao surprise foana e!:-D:-D:-D:-D:-*
zà nge tsinona tiko be dool lay namana de te halala bebe koukou ny namana zà de nanao surprise e! fa tiko beuhhh dool nareo an! mafinaritra de mbola misaotra an'i namana rehetra any italy de misaotra manokana an'i hery sy mbaliana naka sy nanaitra satria tara fahatongavana ny tenany:wink::-* no mbola nanao surprise
63. fasaly ( 08/08/2006 08:53)
hery::cry::cry::cry:kou zà nge tsinona tsy naintsy nifoha tam dimy zahako sy mbaliana e! de nefa mbola hanao voyage 2h en avion de 4h en train de vizana beuh
ao fa am manaraka jusk'à lôby e!:wink: nalelo beuh kou nge zà fa tena henjana ihany lay tsy mi dodo tsy ampy torimaso kanou!:-D


zahay ve rangah tratran'ny ambouteillage de tsy nahatratra anlay vue de derrière nefa hitako milay be reny sary reny tssss, nareo kou tsy niandry anay sy mbaliana an!:?:cry:
64. lanto ( 08/08/2006 09:33)
fasaly> zah akia tany nimenomenona foana hoe tokony nankaty i fasaly a, nanja be mitsy izy tao hummmm .... nisy saika tsy hody :)
65. Ralay ( 08/08/2006 11:01)
Mangidy: Ka nareo varina manao pv ka tsy ho laninay ny anana ve :lol: sakafo tsy fahitanay ireny ko tsy hanararaotra ve =))
Mahatsiaro anareo foana ny kilonga ra hery sy rahery fa dia vloum any @ minou kely any koa e.
66. dd ( 08/08/2006 12:14)
Ralay:

Mangidy: Ka nareo varina manao pv ka tsy ho laninay ny anana ve :lol: sakafo tsy fahitanay ireny ko tsy hanararaotra ve =))
Mahatsiaro anareo foana ny kilonga ra hery sy rahery fa dia vloum any @ minou kely any koa e.


dia faly nahatazana kely reo sarin'ny namana tany Rome zany aloha ... mino aho fa mbola be ny hoavy an!

mrrary soa hatrany ee!


67. jantina ( 08/08/2006 13:24)
Nangingina kely ndray zahay nilaozanareo e, mbola tsy afaka am-bava ny hirahirantsika teo @ terrasse sy teny amoron-drano. Dia samia mba mianatra tononkira tsara atao @ manaraka na tsy dia ratsy koa aza le lalalalala.
Za tsy mpandeha forum sy chat fa rehefa manina anareo dia tazatazaniko eto ihany nareo rehetra
Mimosa: dia hahatsiaro an-dry tokoa isaky ny mahita io voninkazo io

Mirary soa ho antsika rehetra e fa matoa nisy ny ambiance tsara dia avy @ tsirairay zany ary enga anie hitohy hatrany ny fifankatiavana eto @ serasera mampifandray ny malagasy
68. mangidy ( 08/08/2006 14:00)
jantina: aza adino ny hafatro e!! tsy afaka ambavako kou ny hira rehetra! ary iza lo no tena malaelo ny nandao sa ny nilaozana e!! afaka lanjaina ve, asa lou aleo anontaniantsika an'i botlives01 hahaha!mianjy suiteny e!! milay de tena milay ka tsy adino mandrakizay lasa poety tampoka ny tananay! ny antony de tsotra ihany satria tiko be daholo nareo e!!! :*:-*
69. fasaly ( 08/08/2006 14:43)
lanto: njy ve kalou anisan'ny faly hoe tonga izà e! lau surprise no tiko lazaina , ary ny namana sasany ve hoe faly zà tonga:wink::-D:-D:-D
70. lanto ( 08/08/2006 15:04)
fasaly> zah kalouh faly be e! saingy njy kou lava tongotra niaraka tam mbaliana de tsy de afa-po taminjy zah :-*
71. fasaly ( 08/08/2006 15:47)
zay aloha e! ka i mbalina sady saofera ange de mila resevera e!:-D:-D:-Dnanatitra an'i mangidy kosa izy de raha miverina irery avy any de irery de ni accompagner kely azy aho e! sady lavitra ihany no be ambotaka be teny am autoroute kou!
ao fa manetsa be mbola ho avy e! fa njy kosa kalou
mahay rock be e! mitovy revy izany:-D:-D:-D
72. fasaly ( 08/08/2006 15:49)
jantina: iza mou enao fa tsy haiko kanefa zà tany:roll::roll::-w hianatra tonokira tsara am manaraka fa zà mehezan'ny mimosa hoe ny refrain ihany hono no tena haiko sinon lalalalala! :-D:-D:-D
73. lanto ( 08/08/2006 15:59)
fasaly> mianjy le manetsa be zany e
fasaly marina tara le presentation tary am gasy_vazah_sa_zaponé de tsy maharaka an'i jantina :) tany amindry zareo akia tsika le nisakafo hariva ny sabotsy sy nihira teo am balcon ah ! :)
74. fijo ( 08/08/2006 16:11)
ary fasaly kay nandositra ahy fotsiny kle :oops::oops:
75. fasaly ( 08/08/2006 16:14)
lanto: ah ok! mazava ka! de iza amreny kay????
tara ny lohany zà zà fa nahatratra ny tena vatany ka!:-D:-D:-D

fijo: tssssss, zany veuh?????tahakizay anefa niaraka nanao surprise e!:wink: kou indry nge hoe manana vahiny de tsy nokotabaisiko e!:-D:-D
76. fijo ( 08/08/2006 16:17)
ie ,za tena tsy afaka,fa vao lasa ny teo dia misy vao nalaina indray omaly ,ka tena tsy lasa mihintsy.
ary le sarindry tokoa ry fasaly,toa manondro sorata"masina"????
77. fasaly ( 08/08/2006 16:25)
k'fa hoe any am tany masina no naleha de nivadika ho azy ny soratra tsara rehefa tondroina:-D:-D:-D
78. mangidy ( 08/08/2006 16:31)
re
dd:lanin'i ralay daholo le anan fa za mbola variana nivazo niaraka t@i lanto sy raheryzany oe pv i
zany ozizy ralay(nandrostirotsy e)
fasaly:angamaba tsy i lanto irery ihany kosa no faly e!! tàle surprise e!ary nisy kou ny saika tapaka lalandrivotra loll ary taiza akia i mimoza no nimeme izany? injy azany niady varotra be t@i colar wé Ambondrona ko!!de nomeny fahafahampo njy!
jantina humm izay vao koboko e!!aza avela alazo akia le mimoza ao andavarangana an!mila toerana mafana tsy mba mamanala ahfahany mitahiry ny fitiavany anareo rehetra e!!)
mbaliana njy akia de nianga aloha be isika nefa za ef tafiditra tsara t@le revy niaraka tàitaliana rehetra kou ntss in no tena marina e!! natahotra ve njy oe ijanona tany za e!!! lol(l)(l):*
79. fasaly ( 08/08/2006 17:37)
mangidy: hihihih tsary haiko tsony lay nahay nihira be teo akaiko na indry na tsy indry fa zà tsy mahay mihira de ozy lay teo akaiko hoe ny andry ny refrain ihany an! hihihihi zà tsy tezitra fa mampmé e! ambiasny dool ange zany e! hianatra tonokira mahitsy fa tsssss:cry: mba te hoatran'i mimoza, ary izy tsara feo kounkou an!:wink::-*
80. fasaly ( 08/08/2006 17:39)
mbaliana: ary tadidinjy zà lay saika tsy tafiditra tao vatican de voaharamaso be foana na d'efa tety ivelany aza:-D:-D:-D:-D:-Ddadany njay lay mpiambina iny an!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2774