Ambiance namana serasera eto Roma

101. Angie ( 09/08/2006 15:38)

Za aloha mamaky fotsiny h@ zay fa mbola marary fo nilaozanareo, tena kely loatra lay fotoana kah. Tokony mba une semaine @ manaraka.

Fa na fohy aza ny fotoana niharahana izay nifaliatsika dia ampy... sa aona?

Za zany mbola tsy nahita lay sary defilé teny @ lac fa mba miandry zay manana handefa aty e lay nataon\'i Hery kou toa tsy misy kou. efa nasesiko nojerena daholo fa tsy nisy sa za no efa reraka.

Mianjy ny fihaonaan manaraka njay e
:-*

102. fasaly ( 09/08/2006 15:41)
ary aiza ny sary tany amin'i ds????:?
103. Angie ( 09/08/2006 15:42)

Asa raha mba mety @ nareo lay eritreritro @ manaraka, ny faniriako zao dia hoe ny namana aty ivelany miaraka manao vacances any Dago @ Aout 2007 ny tena fiarahana ohatra une semaine dia ny ambiny libre, toa ho tsara e. Mbola azo hanaovana forum manokana fa mba efa atsipy.

Faly foana hiaraka sy hifanerasera @ namana malagasy rehetra ny tenanay na virtoaly na realy, ka dia mirary soa ho an'ny rehetra hahazo fahafinaretana eto @ serasera e

Toa milay be ange zany hahita ny rehetra any dago zany e, reo mpiaraka any Toamasina, ireo taty Italie ary ireo tany @ Maina miampy ny hafa hanao surprise hihihi tena azo lazaina sahady fa hilay ny fihaonana

tsiky dia ampy :-*
104. hery ( 09/08/2006 17:07)
Sary hafa indray :-)

Ireto kosa angamba no farany.

Ireo ny sipa vue de derrière :-)


Mahay mandihy daholo an... manja e


Manja aloha ny revy teto e... na dia tsy hitako tsara fa zah nanao pasédisy


Ndryyy izy roa kely


NY alina izahay nandeha tao amin'ny fiesta Roma



Dia raikitra ny dihy Chachacha sns...


Izay fa amin'ny manaraka indray e.

Angie: Efa ao daholo ireo sary ireo an. miandry ny hafa.
105. mangidy ( 09/08/2006 17:49)
anjie:: osorana tantely akia vavanjy @le fihaonana dago humm, tena faniriana tsara be akia;

fasaly: ilay defilé anie mbola tsy voasasa e!! aza maika wa fa tonde anie de manidina zay mahita azy e!!

mbaliana : ary le tanaty chambre akia, humm tratra ato daholo ny nafenina an! sasany mihinana gilasy atreny ampanjyna hahahaha
tsiky de ampy e!! :*
106. maina ( 09/08/2006 18:42)
de la part de Ferrari,

Bien arrivee à Paris, fatiguee mais satisfaite.
Je tiens à renouveler mes remerciements à tous les respresentants de sera sera Italie ainsi que leurs familles pour leur accueil, l' organisation, leur gentillesse et aussi les excellents guides.

Pourquoi pas un rome n°2....

:D:D:D:D:D:D:D:D:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

Ferrari
107. hery ( 09/08/2006 19:43)
Ferrari> comme je n'ai pas ton pseudo sur serasera je ne t'ai pas donné l'accès aux photos. Tu veux bien me donner un pseudo valide? Sinon je peux aussi mettre le ps de maina :-)
108. fijo ( 09/08/2006 19:57)
fa ahoana no ahitana ny sary rehetra?dia azo alehbeazina ve?
109. ftma ( 09/08/2006 20:56)
Misaotra anareo nitantara e dia manantena ny Rome2 izany
Misaotra ny namana italie koa t@ fikarakarana rehetra
110. ds ( 09/08/2006 21:16)
Angie:

(...)
Za zany mbola tsy nahita lay sary defilé teny @ lac fa mba miandry zay manana handefa aty e lay nataon'i Hery kou toa tsy misy kou. efa nasesiko nojerena daholo fa tsy nisy sa za no efa reraka.
(...)

I cathy no manana ireny sary ireny kah

fasaly:

ary aiza ny sary tany amin'i ds????:?

I ds vao tafaverina avy tany amin'ny volana ka tsy mbola tafidina tsara ety an-tany... Dia tsy mbola voarindra ny sarimihetsika indrindra ny tery amoron'Andraikiba. Ny sary kosa efa miseo any daholo ny ampahany betsaka.
111. Ralay ( 10/08/2006 04:16)
Efa ao daholo ny sary teny @ Lac e fa vao avy nijery azy zah io alohan'ny depart-ko hamonjy fihaonana hafa injay :lol:. Ny taty amiko dia ho avy tsy ho ela any @ foibe fa efa eny andalana izy izay.:lol:
Mazotoa daholo aloha fa tsy ho hita andro vitsy² aho.
112. mbaliana ( 10/08/2006 06:25)
tara be mihitsy za zany ry zalah ka tena tsy tadidiko daholo ny soratrareo retra tao ambony tao...
fasaly& mangidy ... mitady an'i coco an ... hhiihhiih aleo ihany izy no hisafidy na hiditsa na tsia ka...:-D:-D
Kay mbola tsy nisy naharaka le defile de maillot de bain ......

mianjy ny sary ambiny retsa avy aminareo jiaby anaka eee

ds miverena ain'zay ety ambonin'ny tany fa tena manjary ho hadino ny forrum reel ee sa pv moa le izy... aiza koa avilinareo lalana ny sofera dia any amin'ny glasy no mitontona hihhiiih zay vao embouteillage no betsaka ee

113. fasaly ( 10/08/2006 09:28)
mangidy: lay ps njy kou lou de naninona no natao mangidy e! mamy be ny fihaonana tany mantsy:wink::-D fa mangidy be kalou lay fisarahana teo am aéroport iny e! rotsaka kely ny ranomaso lay tsika telo nifamihina beuhhh iny:cry::cry::cry::cry::cry:kozy zany.....
114. fasaly ( 10/08/2006 09:32)
hummmm toa fatapatako io ferrari io kou! raha lay fatako de manome bizou be azy aho! fa naharitra tokou zahay tao anaty rano tao:-D:-D:-D:-D
115. mbaliana ( 10/08/2006 10:37)
fasaly & mangidy ntsooo latsaka ve ny ranomasonareo 3? avy aty fa omeko glasy daholo an...dia aza tomany ntsony aaa.. tsiky2 amin'zay mijery sary ee...:-* :-*
116. sipagasy ( 10/08/2006 12:07)
mmhhh zahay nefa mbola nanao revansy gilasyyyyy t@ alatisnainyyyyy hihihhi
117. mbaliana ( 10/08/2006 12:20)
sipagasy hihihihi za koa niaraka kely taminareo .. fa anreo hono niverina atry akaikin'i Vativana avy eo?
118. fasaly ( 10/08/2006 13:38)
sipagasy::P:P:P:P:P
119. dd ( 10/08/2006 14:17)
hitako faly daholo nareo, mahafinaritra hoa ee!
tongava ny fihaonana @ manaraka e...
120. fijo ( 10/08/2006 16:21)
ahoana wa no ahitana le sary ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2985