Ambiance namana serasera eto Roma

81. fijo ( 08/08/2006 17:57)
tara tamindry ny mpiambina ko
82. Fiffi ( 08/08/2006 18:08)
=D=D=D=D misaotra ny zara eh! fa toe ambiance be marina ! fa de @ manaraka indray eh!
83. mbaliana ( 08/08/2006 18:35)
mangidy aiza kosa akia, natahotra embouteillage akia za... fa zaa sy fasaly nony avy eo tratry ny embouteillage anga tsy loza eee... zao nilazoan'ny defilé ny maillot de bain soa fa efa vita aloha ny antsika 5 vavy...

fasaly & fijo yee tena tara taminj-njy ry fasaly le izy fa mba nitady motif fotsiny izy mba hahazoana ny attention-njy tahaky zay nararaotina nangatahina explication dia efa mba hummm b...

jantina ve ? saika tsy tsy tadidinareo , nefa raha tsy nisy azy adino ny vazo2 sy ny vary ary ny hena

lanto dia tsy afa-po tamiko koa zany njy an?
84. fasaly ( 08/08/2006 18:49)
jnatina: misaotra bdb ary e! ka tsy henoko firy lay hoe jantina kou sady tsy haiko tarehy:wink: fa ny kaly nilay beuh dool fa taiza ary fitjo no tsy hita kle!:-D:-D:-D

mbaliana, fijo: tena tara mahitsy ngamba lery fa ambakan'ny efa aty ivelany ve mbola ampitahoriny am lay masony sy fijeriny foana ny sipa de natahotsa be mitsy hoe sao aza lay nanondro nala soratra tarokatra iny no nahatonga anlay ragard qui tue:-D:-D:-D
85. fasaly ( 08/08/2006 18:52)
fiffi: toa hitako ery raha injuy kou no mbo tany aky fa niampy iraika ny mpivanivany sy ny mpamorona forum realy:wink::-D:-Defa nandrevindrevy anzay ange tsika lay hoe ho any vichy iny e:-*
86. mangidy ( 08/08/2006 20:10)
fasaly:

mangidy: hihihih tsary haiko tsony lay nahay nihira be teo akaiko na indry na tsy indry fa zà tsy mahay mihira de ozy lay teo akaiko hoe ny andry ny refrain ihany an! hihihihi zà tsy tezitra fa mampmé e! ambiasny dool ange zany e! hianatra tonokira mahitsy fa tsssss:cry: mba te hoatran'i mimoza, ary izy tsara feo kounkou an!:wink::-*


fasaly humm samy nahay nihira daholo isika knou!atao milay fona e!! mbola aiza re izany e!!in mou le hira iny le tena nanezakezaka mafy mintsy isika roa loll:*
87. mangidy ( 08/08/2006 20:14)
mbaliana:

mangidy aiza kosa akia, natahotra embouteillage akia za... fa zaa sy fasaly nony avy eo tratry ny embouteillage anga tsy loza eee... zao nilazoan'ny defilé ny maillot de bain soa fa efa vita aloha ny antsika 5 vavy...

fasaly & fijo yee tena tara taminj-njy ry fasaly le izy fa mba nitady motif fotsiny izy mba hahazoana ny attention-njy tahaky zay nararaotina nangatahina explication dia efa mba hummm b...

jantina ve ? saika tsy tsy tadidinareo , nefa raha tsy nisy azy adino ny vazo2 sy ny vary ary ny hena

lanto dia tsy afa-po tamiko koa zany njy an?


mbaliana: hummm ny ahy mbola tsy vita le defile fa tsy taitra njy fa vao vita tonde mizara e!!
ary lay tao anaty chambre hummm aoka fostiny aleo tsy ho tohizako fa sao de hummm be eo loll:-*
88. fijo ( 08/08/2006 20:17)
HOANY AHO AMIN'NY MANARAKA EEEEEEEEEEEEEEEEE
89. hery ( 09/08/2006 04:38)
sary fanampiny.
Mazava ho azy, tsy ny tarehy no tena tiana haseho fa ny ambiance. Ataonareo inona tokoa moa tarehy e :-)

Campidolio... Mairie


Ary iza no vehivavy tsy teto? fasaly, angie, jantina sns...


PV-n'ny mpiray donakafo :-p


Fantatrareo kosa angamba hoe Colar mirevy ilay iray an


Mora reraka ihany hoa ireto namana ireto.
90. Fiffi ( 09/08/2006 04:51)
hery: hummmmmmm ! manja eh!
fasaly: mbola ho be ny sisa akia an! :):-*
91. fasaly ( 09/08/2006 08:14)
mnagidy: nahazo sary avy am hery amzay tsika fa hitako lay teo akaiko e! i cathy kay mou lay niteny ahy hoe ny anjy ny refrain ihany no hainjy an!
donky mila mianatra tonokira zà am manaraka, mila mihaino isan'andro ny radio vazogasy:wink::-D:-D:-D
92. fasaly ( 09/08/2006 08:18)
fiffi: ok! manatena anjy sy ahita anjy ary hahafantatra anjy bebe koukou am manaraka e!
fijo: ié mitongava mitsy fa efa hitako ihany toi fa tsy nisy fotoana nifankahafantarana lay tany vichy e! fohy ny fotoana:wink:
mangidy: ny ahy efa vita ny saritsika dimy vavy lay nana defilé de bikini teo amoronny rano fa milay beuh an! hummmm
ao fa andefasako avy nareo efatsa:wink::°):°):°)
93. mangidy ( 09/08/2006 08:34)
re dholo e!!

fasaly : humm itanjy fa enoko atraty mintsy le feonjy loll milay be daholo akia le sary a!ny antony tsotra de beau belle daholo ny namana rehetra! haaha tadidiko le mpiambina manaramaso e!! ka njy kousa anie hummm be e!

mbaliana : mampamangy any @coco akia hahahah sa mo i fasaly no malala an'io chuttt le nanao volley e!! le teo ampovoany! izay vao tena arako fikanjy an! za aloha naika taraiky tany Rome raha nitohy kely e!!!

hery: milay daholo le sary e!!! saika tsy tafala teto anoloan'ny pc njay fa tiko ho ita daholo na de mampisento2 aza!
(l):*:-*
94. fasaly ( 09/08/2006 08:41)
mangidy::-D:-D:-Dzà ve ky tam 1h du mat vao dodo alina fa nanokatra ny sary satria alina ihany i hery vao nandefa nalay izy, tsy namelako raha tsy hitako aby:-D:-D:-Dtena manembona sahady ny tenay :cry:

hay mou njy kou nahita analy mpiambina iny an!:wink::-D:-D:-Dsaika hentiko hanaraka ahy mitsy wa!:-D:-D:-D

ié i coco e! mahay volley beach be kou izy an! volleay aquatik mantsy e!:-D:-D:-Dchutttttt
mbaliana a! mba ampidrio ato am serasera aky iny anadahinjy iny fa cool be an!:-*:-*:-*
95. sipagasy ( 09/08/2006 11:02)
mmhhhhh ka nasainareo nirehitra nandeha tongotss lavitra sy lava be izahay kouuuu hihihih loza ity fitiavana fiara ity e!! hihih ary aleo mihintsy hasiana fandehanana tongotss sao ho arafesina eo e! hihihihi
96. MCZ ( 09/08/2006 12:46)
milay ilay fiharananareo ka milendalenda injay za mahita an'ireny mpihinana gilasy ireny héhéhé eurrfff.

ary valilahiko ralay lasa enforme beuuuu mafinaritra valy ééé
97. MCZ ( 09/08/2006 13:02)
kely lotra ilay sary tsy hafampo ny mijery azy ka mila loupy mihintsy ilay mijery azy kl :roll:
98. pissoa ( 09/08/2006 14:20)
Zah mba te hahita sarin'ilay vilany misy anana raha mety :roll::-D:-D:-D
99. mangidy ( 09/08/2006 14:40)
re

pissoa: ka ita fa oe lanin'i ralay daholo wa natsiro lotra de nataon'i fasaly kasoka mintsy hummm asa raha lany atramin'ny vilany mintsy an!!! :lol:
100. Ralay ( 09/08/2006 15:29)
mangidy:mialatsiny @ zay tsy nahazo anana zany fa izahay dia nikaly.Isaorana ny nahandro fa tsy nikaly mintsy zahay efa ho herinandro raha tsy nisy azy ireo :lol: =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781