Ambiance namana serasera eto Roma
41. fasaly
(
07/08/2006 12:05)
mamz: mbo tsy io soratra io kosa ange no tipko presenté-na teo e!!!!!
njekaikyyyyyy ôôôô! lasa niova an'io lay izy anefa ny soratra teo hoe "ati glace matsiro be, mazotoa milelaka beuh" mazava ho azy ny sarin'ny namana etsy ambony milelaka beuhhhh:wink::°)!!!
njekaikyyyyyy ôôôô! lasa niova an'io lay izy anefa ny soratra teo hoe "ati glace matsiro be, mazotoa milelaka beuh" mazava ho azy ny sarin'ny namana etsy ambony milelaka beuhhhh:wink::°)!!!
43. fasaly
(
07/08/2006 13:18)
nanahfinaritra ny dia e! ny fandraisana moa tena tsy lazaina tsony fa plus ke mahafinaritra, misaotra foana ny namana any italy:wink: de miandry any mamz tonga am manaraka:wink:
45. fasaly
(
07/08/2006 13:57)
:-D:wink::wink::wink:milay zany ka! raha motmbo isa njay ny namana eto france de mihena ray ny any madà
47. colar
(
07/08/2006 21:33)
fihaonana 2 njay zao e, faly zay refa afapo ny vahiny, fa atao milay laviotra noho iny ny manaraka, tsy asina surprise ntsony, fa tena otran matotra be zany daol alo tam iny e, afatsy za rery ihany,hahahahhahahhaa,
49. sasa
(
08/08/2006 02:40)
colar:-D:-D:-D hihihihihihihi mampmé elah lesy
tsara izany rehefa nahafinaritra ny tany
tsara izany rehefa nahafinaritra ny tany
50. fasaly
(
08/08/2006 04:33)
colar: hummmmm milay be kosa kalou lay vazon'i toi e! indrindra fa lay ambondrona no tena ankafiziko, sady izy kay tsara feo be an! tena nanembona kely mitsy aho nahare analay hira n'i ambondrona:cry::snif: ahatsiarovako an'i dago mantsy e:wink:
51. fasaly
(
08/08/2006 04:37)
nisy defilé de bikini tao an! hummmmm k'aiza dooly ary ireny sipa ireny tsy miditra forum kely e!:roll::wink: ny fangalàna sary manginy fotsiny, ary souvenir be mahafinaritra beuh??????nilay ka tena nilay.....
52. ravatorano
(
08/08/2006 04:41)
mlay marinailay fiarahanareorahanysary nojerevako sy ny fitantaranareoazy.
Ny soa no fianatsa koa mahereza hatrany amin'ny fifankatiavana e
Ireo sary kosa aloha d ny bandy no mba misy fantatro d namana vhv ankitelo fany sisa toa nisitrika kle aza ah
tsiky d ampy e
:wink:
Ny soa no fianatsa koa mahereza hatrany amin'ny fifankatiavana e
Ireo sary kosa aloha d ny bandy no mba misy fantatro d namana vhv ankitelo fany sisa toa nisitrika kle aza ah
tsiky d ampy e
:wink:
53. mbaliana
(
08/08/2006 04:51)
Za aloha faly fa vita daholo ny heta2 ny mpiserasera e...notenenina teto eee
Fasaly nentina daba nande2... bdb loatsa nefa le embouteillage ... ary njy ty mihitsy akia angamba no namorona ny embouteillage hihihi....ny sasany tsy mba voa refa miaraka amiko...:-D :-D:-D
Ary le hoe aleo aloha zahay hande aloha fa mande miadana e...nefa kay ry zalahy nivily lalana...:-D:-D
Ralay nipetraka teo akaikin'ny sofera saingy za jejo2 foana na teo na tsy teo aza izy eee :-D::-D
tongava daholo amin'ny manaraka fa tanterahina ange ny heta2 nareo ee...

54. fasaly
(
08/08/2006 05:48)
mbaliana: hay lasa namely revansy gilasy ry zalahy i ds no nitarika teo an:wink::^):^):-D:-D:-D
55. fasaly
(
08/08/2006 05:51)
nilay kou alou lay forum realy teo ampanaovana sakafo maraina iny an! izay nosokafan'i ds fa domazy tapaka lay izy fa try ampy ny fotoana:wink::-D:-D:-D
57. fasaly
(
08/08/2006 06:24)
hummmmm! kou try tadidiko trony lay sizé fa nilay beuh:?:-D:-D:-Dao fa raha tadidiko de ampidriko ao am resaka fitiavana:-D:-D:-D
58. lanto
(
08/08/2006 06:41)
Re daholo :)
D manampy trotraka ny voalaza tany ambony fa manja be tany e! mahafinaritra be daholo ny namana tany indrindra fa ny fandraisana. Tena tsy ho voavaly e! Izany ny hoe complet ny avant e : hihira misy musiciens, handendeh misy guide, handidihy misy guide hafa koa :) hiantsena misy spesialista mitarika :) sy mpandika teny :D D mbola misaotra anareo mpampiantrano tany e! Mbola hiverina zahay raha sitrakareo lollll
Le forum io ry fasaly tsy tratrako fa zah kou gisitra foana tam pti dej :p

59. majakely
(
08/08/2006 07:29)
hummm hita hoe tena nilay éé,,surtout ny an'i fasaly ,,hihihihi hafa ihany:}:-D:-D
60. mangidy
(
08/08/2006 08:40)
Re daholo,oh manonofy fona za tonga aty antrano e!!Hanta a azaadino akia manondraka le mimoza eo andavarangana a!za io tsy de zatra lotra mankato @furum e!! colar aiza no de oe toi irery no tena tsy matotra tao e!!! nilay le bex an!! kay tena mpahandro sakafo mafilotra be daholo nareo any Italy any ko,fitaka be le glasy hummm any ka tsy nahinana firy injinja fa le henakisoa sy anana sady lanin'i Ralay daholo avy teo loll.mbola mamerina ny fisaorana e!! tsy ho voavalinay mihintsy ireny nataonareo ireny e!snif snif be za rahery nahare le vazo tanaty Avion, mino za fa mbola nitohy ny revy manja nareo e!!! (mbaliana hummm be le defile e!! fasaly a tpt fona za mieritreritra le mitsangana e!!! efa mahay tsara zao injy io an! i anjie mou le tena specialiste t@iny an!! sipagasy a!! aza adino akia le mitsangana an!!! :-*:*daholo e!!!