Mofo sakay
1. soanja
(
03/08/2006 14:00)
Inona avy (sakafo) no tsara azo anamboarana mofo sakay dia mba ahoana azafady no fanaovana azy? Misaotra mialoha.
novalian'i kelly13 ny 14/08/2006 09:42
2. Fiffi
(
03/08/2006 14:49)
ny mofo sakay fanaoko aloha de zao an! raha toa ka tsy misy hanandrano aloha de zao:
-farine 250g
-sira
-levure chimique 1 sachet
-rano
-atody 1
-sakay (arakin'ny hitiavana azy)
-poivron 1 maintso , 1 mena , na mavo
-voatabia
tetehina ny poivron madinika , de hafangaro daholo ireo ingredients ireo .
Hendasaina menaka mafana fa tsy mamy sao de mora may nefa tsy masaka akory ny ao anatiny.
Raha misy cresson moa de io no hampiasaiko à la place ny poivron
Mazotoa homana an! :miam::miam:
na ity koh ! http://ikalapiso.free.fr/Recette_malgache3.htm

4. cutie
(
03/08/2006 14:55)
ny ahy ndray ny fanaovako azy
lafarine ze tiana ny fetrany, rano kely hanapohana an'azy, voatabia, sakay, na afaka asiana tongolo oignos koa, de sira .
Afangaro daholo reo de tsy atao maranoka be fa refa somary refa "sticky" de avela mipetraka eo ho eo @adin'1 eo, na 30mn .
De endasina @menaka refa veo
sotrokely ampiasaina refa mandrotsaka an'azy ao anaty menaka.
Soanja, raha manana wok njy de iny ampiasaina anendasana an'azy fa ny lapoaly flat loatra.

5. vale
(
03/08/2006 15:09)
ny laisoa koa azo atao:)
dia ataovy ohatran'ireo fanendasana azy ireo fotsiny, ny ingredients > farine, levure, sira!bon ap':miam::miam::)
dia ataovy ohatran'ireo fanendasana azy ireo fotsiny, ny ingredients > farine, levure, sira!bon ap':miam::miam::)
6. soanja
(
03/08/2006 17:56)
Yummie be daholo izy izany. Misaotra betsaka o. Tsy andriko ery ny ahatongavana any an-trano hikarkarana an'ireo. :-*:-*
7. vale
(
03/08/2006 23:26)
:-*:-*
Soanja> adinoko ny voatabia! dia tetehina ohatry ny halehibe rehefa manao crudité ireny ny halehibeny!:)
Soanja> adinoko ny voatabia! dia tetehina ohatry ny halehibe rehefa manao crudité ireny ny halehibeny!:)
8. Fiffi
(
04/08/2006 03:23)
ny mofo sakay aloha de mety daholo ny fanaovana azy @ legumes rehetra , izaytianao an! fa aza hadino fotsiny ny voatabia ! :)
11. mi
(
04/08/2006 09:24)
tsara fa somary marikivy ra sendra diso betsaka.Ny mofo sakay no an'isan'ny mofo ankafiziko mhm mhm matsiro
13. unjila
(
04/08/2006 14:39)
slt!sao mba misy mahay le fanaovana macaron ianareo o le alafon'ny pivarotra an'i dago le ao anatin sac
14. vale
(
04/08/2006 16:47)
pissoa:ié, fa tsy atao betsaka an, nenah aloha dia ataoko hoatry ny mba haingony fotsiny lay voatabia e:wink:
Tsara ve raha asiana voatabia? :roll:
15. boubounezy
(
04/08/2006 20:21)
tsisy otsany adigashy iany io!... asio farine al'oeuil, levure, poireaux, votabia teteina ngezangeza, poivra kely atody amandrano na ananana mifangaro na kou laisou kou tsara be fa ny fangarony mitovy @ le teo alou teo iany. mazotou dé asio sakay mitokana inanana azy sakay voanjo na farine miam!miam:-P:-P
17. vale
(
05/08/2006 11:17)
:°)lasa resaka begnet indray aza, de andramo ny aubergine tetehina en fine lamelle de manao pâte lafarina + levure + atody + poivre,mmmmmmmmmm! miam miam:wink:
18. soanja
(
10/08/2006 23:36)
Nanandrana nanamboatra ireo mofo sakay hoa zah dia tena niletanana mihitsy ny tato an-trano. Misaotra e.:-*:-*:-*